Рет қаралды 136
Tantaran'ilay TourRuffin Parisampito (L'histoire incroyable de la Tour Eiffel d'Ampasampito) 🗼
Iza no mbola tsy mahalala ny tantaran'ilay Tour Eiffel an'i Madagasikara eo Ampasampito? 🤔
Isan'ny asa tanan'i Ruffin RAKOTOMALALA avo indrindra hatramin'izay niasany ity tsangamby ity. 12 metatra ny haavony ary 4 metatra ny sakany. Amam-bolana maro vao vita ny fananganana ity tsangamby milanja iray taonina ity.
Araho ato anatin'ity horonantsary fohy ity ny tena nanamarika azy nandritra ny fanamboarana ity asa tanana miavaka ity. Zarao raha nahafinaritra anao.🤗
Yooniverse
☎️ +261345582341
✉️ yooniverse.prod@gmail.com
#yooniverse #reportage #tourruffin #toureiffel