Tsy atao fantany : Tantara Icm Radio

  Рет қаралды 12,409

Gasy RAKOTO

Gasy RAKOTO

Күн бұрын

Tantara gasy vaovao
⛔️TSY AZO AMIDY

Пікірлер: 20
@mireillepatriciaharilanton2525
@mireillepatriciaharilanton2525 11 ай бұрын
Tena farany 💖
@razafindrakotocarole1827
@razafindrakotocarole1827 Жыл бұрын
Tsy dia tiko miaina amin.lainga otrizany !!! Tokony mba fantatr le mpampias an tamby ihn tati aorina fa kambana zareo !! Misoatr ny mpanoratra ihany nefa na dia ts nis lesona azo loatr tamile tantara !!!😊
@diamondrah
@diamondrah Жыл бұрын
Mba tsy tiako kosa ny faran'ity ka. Tokony mba oa natao fatatr'izy 2 lahy ny marina amin'ny farany ... Tsssss..
@tinaaldama9753
@tinaaldama9753 Жыл бұрын
Tena raha mba azo atao tompoko aza asina Ty ty any anatiny Tantara🙏🙏🙏
@hanitrajoelinejohansson4090
@hanitrajoelinejohansson4090 11 ай бұрын
Tantara marina… fa raha zany no tena misy dia ho sahirana @ resaka administration…
@lilydaubec6298
@lilydaubec6298 Жыл бұрын
Tantara mampalaelo. Misaotra ny mpizara.
@haingotianaomega1746
@haingotianaomega1746 Жыл бұрын
Makasitraka indrindra tompoko 🤩😍😍😍😍
@AngelitaEdvige-ns3lf
@AngelitaEdvige-ns3lf Жыл бұрын
Mankasitrak tompoko Merci nizara
@rosetantaramampimeharose9277
@rosetantaramampimeharose9277 Жыл бұрын
Makasitraka indrindra 🎉❤❤tsara be
@perpetueperle6053
@perpetueperle6053 Жыл бұрын
Misaotra betsaka nizara ❤❤
@GarciaMarieGarcia-uh6cr
@GarciaMarieGarcia-uh6cr Жыл бұрын
Misaotra nizara hoanay ôooh fa tsara be le izy❤❤👏👏
@razafindrakotocarole1827
@razafindrakotocarole1827 Жыл бұрын
Tsy Tiko kosa aloh toetran le Rotsy manararotr loatra an tamby !😢 Mampalahelo ahy tamby nefa koa ts tokony hanaik foan sitrapon Rotsy
@razafindrakotocarole1827
@razafindrakotocarole1827 Жыл бұрын
Tia tena loatra le rotsy !!!! Eny fa na dia kambana aza zareo ! tokony ts ataon anizany tamby fa mb manan safidiny koa izy
@AminaFrancena
@AminaFrancena 4 ай бұрын
Merci bcp
@southji2822
@southji2822 Жыл бұрын
Mba tsy azoko ko zany tantara ,nahoana no soloina fona rotsy rehefa tsy afaka mamonjy fotoana @ olontiany nefa marary izy sady zon olontiany mahalala ny manjo azy nefa misy tlphone azo ifampiresahagna,mba ataovy zavatra mitombina eny na dia hoe tantara aza
@andritianaherilala508
@andritianaherilala508 Жыл бұрын
Mankasitraka tompoko ❤️🎧🇲🇬
@rovasoa
@rovasoa Жыл бұрын
Misaotra nizara oo😍🙏🙋‍♀️🇲🇬
@yousafyousaf3693
@yousafyousaf3693 Жыл бұрын
Mankasitraka tompoko
@apop3771
@apop3771 Жыл бұрын
Misaotra betsaka
@sandra9030
@sandra9030 Жыл бұрын
Otran mampme ko le tantara sady ita oe tsy mitombina mihitsy aiza ko no hisy kambana mpirahavavy miara mpetraka de tsy hanadihady ilay olon-tiny oe aiza izy no mpetraka, firy ny iray tampo sns. rah tena oe fiarahana matotra zao ihany, faharoa manin no tsy maintsy le ray no hisolo azy rehefa tsy afaka mamonjy ny fotonany am le olontiny izy? Manin raha mtelephone? Na ilay olona no asaina mamangy azy any antranony rah mpifankatia reo tsisy tokony hanafenana an zany. Manarak zay tia tena le Rotsy tsy tiny hono ny handiso fanantenana lay olon-tiany ary ny rahavaviny anefa? Tsy eritreretiny ny hanery azy hiaraka amn sakaizany nefa izy aza efa misy olona tiny (lay mpampiasa azy). De hiaina am lainga izany le Tamby manomboka eo mandritra ny fiainany iray manontolo satria hanolo toerana an le Rotsy? Tena tia ny tantaran‘ny ICM ah ary tena mahay ny mpilalao fa ty tantara iray ity aloa tena tsitako ze lohany sy vodiny am le tantara na mba oe inona ny lesona azo tsoahana am le izy??
Sakaiza manody: Tantara gasy ( RNM) #gasyrakoto
1:27:20
Gasy RAKOTO
Рет қаралды 11 М.
TSY ANJARA FA SAFIDY Tantara Gasy MBS Radio
1:12:58
Couza
Рет қаралды 46
Epic Reflex Game vs MrBeast Crew 🙈😱
00:32
Celine Dept
Рет қаралды 31 МЛН
Стойкость Фёдора поразила всех!
00:58
МИНУС БАЛЛ
Рет қаралды 7 МЛН
Un coup venu de l’espace 😂😂😂
00:19
Nicocapone
Рет қаралды 9 МЛН
Tantara Malagasy- Ilay tovovavy misitery
54:42
Ilay Nosy
Рет қаралды 7 М.
Tantara Malagasy- Vaika - Aceem Radio
55:18
Ilay Nosy
Рет қаралды 11 М.
IZA MARINA  Tantara Gasy  Vaovao RDB
1:24:49
Couza
Рет қаралды 1,8 М.
Beliala-ACEEM Radio⛔️TSY AZO AMIDY NY TANTARA ⛔️ #gasyrakoto
1:06:04
ILAY MPANGATAKA: Tantara gasy vaovao (Viva Radio) #gasyrakoto
1:27:02
Efa zatra mialangalana: Tantara Aceem Radio #gasyrakoto
1:15:09
Gasy RAKOTO
Рет қаралды 13 М.
JOSEFA FAHAROA : Tantara gasy vaovao (Aceem Radio) #gasyrakoto
58:08
Tantara Malagasy - Baikon'ny maty
59:10
Ilay Nosy
Рет қаралды 3,5 М.
Epic Reflex Game vs MrBeast Crew 🙈😱
00:32
Celine Dept
Рет қаралды 31 МЛН