Tsy ho ahy (Anthony) - Armiou cover

  Рет қаралды 13,478

Armiou Andriams

Armiou Andriams

Күн бұрын

Ma 3ème reprise malgache! J'adore cette chanson ♥
Instrumental: Rado Andrianorosoa
Paroles:
Na dia tsy ho ahy mihintsy aza ianao
Dia mbola ho tiako ho fantatrao
Misy fitia ao anatiko ao
Hatokako mangina ho anao
Hatrany am-piandohana no fantatro
Fa tsy ho tafara-dalana
Fitiavanao tsy ho takatro
Fa toa afindrafindranao
REF: Ranomasoko nilatsaka noho ianao
Alahelo mitambesatra satria lasa ianao
Na rahoviana tsy ho voakosoka ao an-doha
Ireo fihetsikao,ireo toetranao mambabo fo
Raha izay fiarahantsika hatr'izay
Tsy hanadinoako sanatria
Na tsy ho tanteraka aza ireo faniriana
Ny fisianao dia ampy hifaliana
Na dia tsy ho ahy mihintsy aza ianao
Dia mbola tiako ho fantatrao
Misy fitia ao anatiko ao
Natokako mangina ho anao

Пікірлер: 11
@rhefifrance8096
@rhefifrance8096 8 жыл бұрын
Bonne continuation
@cyberevo1966
@cyberevo1966 6 жыл бұрын
misaotra betsak e!
@mirahantarabenandrasana8673
@mirahantarabenandrasana8673 10 жыл бұрын
Tu chantes super bien ! Congrats ! :)
@ArmiouGouji
@ArmiouGouji 10 жыл бұрын
Merci :)
@lalafanomezantsoa9901
@lalafanomezantsoa9901 7 жыл бұрын
MLAY E!
@makenorrisheriniainaandria7436
@makenorrisheriniainaandria7436 8 жыл бұрын
tsara :) , mb mangaraka ny note nio hira io za azafady, merci :)
@rulofrederick6847
@rulofrederick6847 6 жыл бұрын
Afaka mba mangaka an'izany instrument zany ve?
@rango.trading
@rango.trading 9 жыл бұрын
tsala beuh ilay feonao ;-)
@ArmiouGouji
@ArmiouGouji 9 жыл бұрын
+Mahenina R. (2015MusicProject) mci :)
@livarajouh5161
@livarajouh5161 11 жыл бұрын
moi aussi! pour un ami
@onjaloa9192
@onjaloa9192 10 жыл бұрын
merci d'accepter NJ Ran sur fb
MEDLEY THIERA BRUNO
17:44
Galasam Kickee
Рет қаралды 184 М.
Zah'MTF (Mpamafy Teny Fiainana) Misafotofoto
5:39
tojo rakotoarisoa
Рет қаралды 4,1 МЛН
OCCUPIED #shortssprintbrasil
0:37
Natan por Aí
Рет қаралды 131 МЛН
UFC 287 : Перейра VS Адесанья 2
6:02
Setanta Sports UFC
Рет қаралды 486 М.
If you can understand these 15 audio clips, your English is AMAZING!
24:26
English with Lucy
Рет қаралды 1 МЛН
AKATAMBI KA BAD BLACK KAKANO🥹KIM SWAGGA AVUDDE OMWAASI BITABUSE
23:16
HERY AMBONIN'NY HERY (Tantara RDB)👍💕ABONNEO NY PEJY TSIKA❤
1:14:36
Tantarako MADA (tantara,film,hira)
Рет қаралды 13 М.
Ho avy tsy ho ela - Mirado (Armiou cover)
4:40
Armiou Andriams
Рет қаралды 1,8 М.
Mu Wen
5:31
HoCc - Topic
Рет қаралды 2 МЛН
Jaaja Boll ebibye Bibi _ Omukazzi yanobye mbu abadde musezi😳
1:04:27
SB4 Media Tuggusa Ensonga
Рет қаралды 28 М.
Learn French with songs Indila - Dernière Danse [French Pronunciation Guide]
10:33
French pronunciation with Nastya
Рет қаралды 789 М.
3F (Finoana,Fanantenana,Fitiavana) :: Antsa an'i Kristy
5:39
TonniRennel
Рет қаралды 578 М.