TSY NORARAHIN'I RAJOELINA I MADAMA NORO NA EFA NANAO ANTSO AZA Fa narodana ny tranony

  Рет қаралды 8,791

SAMY GAIGY-Mg

SAMY GAIGY-Mg

Күн бұрын

Miarahaba sy misaotra anareo rehetra manaraka ny zava-misy ato amin'ity chaîne KZbin "samy gaigy" ity. Hiezaka hizara ny zavatra mahaliana sy mahafinaritra ary mampiomehy izahay ho anareo mpankafy sy mpanaraka.
Aza hadino ny mi-abonner sy mi-j'aime ary ny mi-partage.
Misaotra antsika rehatra!!!
---------
Abonnez-vous à notre chaîne sur KZbin ! Merci
---------
N’oubliez pas de vous abonner, pour ne louper aucune de nos vidéos au sujet de :
#gasyrakoto#tantara#malagasy#d-aly‬#TantarakoMada#nomena-rinah7882 #SaryMihetsikaWebTV#mafananew2770#gasytsart8432#tovoandriambololona106#madagascar#hiragasy#vaovao#tantaramalgache#tantaraindraymiseho#tantaravaovao#tantaramitohy#tantaraindraymihaino#tantara#tantararadioaceem#tantararadiodonbosco#tantararnm#tantarataloha#tantaramampatahotra#tantaranirdb#tantaran'ikolofm#tantaran'iradioplus#tantaran'iaceem#radio#hira2024#filmgasy#filmmalagasy#malagasy#andryrajoelina#varietegasy#filmgasy2024#hiratiako#lamozika#roatelo3#vaovao#tiktokgasykamanja

Пікірлер: 38
@ramalainjose4514
@ramalainjose4514 4 күн бұрын
Ndryy! tena mampalahelo! mba au moins tokony honerana ny volany fa sady mibaby trosa 10 taona, very fananana, very projet! trop lotra kosa ty!
@NdriaNdria
@NdriaNdria 4 күн бұрын
Mampalahelo isika Gasy
@RaaHul-f1k
@RaaHul-f1k 3 күн бұрын
Mahereza madama fa rehefa tsy hitan'ireo pitondra sy panakarena ireo isika gasy dia Andriamanitra mahita ny fahoriana iainatsika, fa mbola hijinja ny nafafiny izy any aparany any, mijery midina ny tompo fa mijery miakatra toa azy ireo
@julienjackie6887
@julienjackie6887 5 күн бұрын
Tena mankahery anao tompoko ! courage Madama. Tena mampalahelo no mahontsa 😭 Mahereza tompoko.
@jahbless1257
@jahbless1257 4 күн бұрын
Mapalahelo mihitsy isika malagasy ankehitriny fa tratran tsindry hazo lena..tsafak manoatra intson isika .f lavo tanteraka
@NNomenjanahary
@NNomenjanahary 5 күн бұрын
Courage madame 😢
@Aaron11715
@Aaron11715 4 күн бұрын
Izao no mahazo rehefa tsy teratany Malagasy intsony no mitondra ny firenena...
@vincentmaneva9138
@vincentmaneva9138 5 күн бұрын
courage madame. mampahery fa misy farany foana io.
@heryzoandrianina8562
@heryzoandrianina8562 4 күн бұрын
Enga anie ho voa otran'zao daholo ny Malagasy am'zay sahy manongana reo eo. Zao manko mbola sahy mifandatsa fotsiny.
@ctmdrivetest789
@ctmdrivetest789 4 күн бұрын
atomboka amla le fanirinla dia mijanona hatreo @ ialahy
@MalyounRakoto-pb3jr
@MalyounRakoto-pb3jr 5 күн бұрын
Courage, Madame ô
@RivoHarizaka
@RivoHarizaka 5 күн бұрын
MORA NY MANDRAVA FA SAROTRA NY MANANGANA. MAMPALAHELO
@julienjackie6887
@julienjackie6887 5 күн бұрын
Mafy ny mahazo ny Malagasy any Madagasikara ! Tena didijadona no iainanareo any antoerana 😭 Potika ny firenena ! Mahereza daholo ô !
@randrianasolovonjiniaina8386
@randrianasolovonjiniaina8386 5 күн бұрын
@@julienjackie6887 vao mitsikera an'i heroda dia lazaina fa mpanongam-panjakana ary classé-ny ho fahavalom-pirenena mihintsy.mihevitra ngamba fa ry zareo 8% ihany no atao hoe firenena
@julienjackie6887
@julienjackie6887 5 күн бұрын
@ tena manafitohana no tena mampalahelo 😭 tena nopotehiny heroda vazaha ny firenena Malagasy 😭 Mahereza daholo ô !
@haingorandria1351
@haingorandria1351 4 күн бұрын
Any @ filoha no mihera rehefa te angery ao aorina kely
@AminaMamine-vo3wg
@AminaMamine-vo3wg 4 күн бұрын
Fandiniko Anazy Ty. Aza mitomany zavatra TSy ho hisy fa n'a de hanao ahona TSH hitovy am firenena hafa ntsika. Lavitrezaka be
@HeryNiaina_Faneva
@HeryNiaina_Faneva 4 күн бұрын
Mahereza e Ny 99andro any fa ny 1 andro tsy zakany 😢
@adolpherandriamampandry
@adolpherandriamampandry 5 күн бұрын
Mbakany ! Mamangy amin'ny fahoriana ê ! Sao dia mila mosoara tsinjo ! Izay tianay io, izay revinay io !
@Margue-er5sw
@Margue-er5sw 4 күн бұрын
Ary ny an' mpndraharaha Mamy Ravatomanga koa ve natao toy izao?
@LeoncinePatricka
@LeoncinePatricka 4 күн бұрын
Zao ny ataony mpitondra Malagasy dia hoe tsy maints mandroso,mampalahelo mihintsy anao madame @ zao fahoriana be zao fa mahereza😢😢
@jocelinrakoto2518
@jocelinrakoto2518 4 күн бұрын
tsy hatahoranao Madama ny amin'ny volan 'ny banky satria hiaraha mahity ny zava misy ,ka declaré faillite ianao insolvable dia miala maina ny banky na hitory ary tsy afaka hanagadra anao izy ,ny toro hevitro dia aza mandry fotsiny amin'izao fa mangalà avocat (BON COURAGE ) efa nahazo ahy izao ,tsy narodana fa avy dia nalaina ary vary fito venty no nomena ahy ,tsy izao akory an fa efa tany amin'ny taona 80 izany
@sidoniesidonie9722
@sidoniesidonie9722 5 күн бұрын
😭😭
@OnyZafira
@OnyZafira 5 күн бұрын
TSY RARINY ZAO😮
@MarieLea-m4x
@MarieLea-m4x 5 күн бұрын
😭😭😭😭 😭😭😭😭
@tsilaidealy6056
@tsilaidealy6056 5 күн бұрын
Mbola ho avy ny patsa iray tsomby vava reo régime radomelina reo,courage ry Malagasy
@rasoarasoa
@rasoarasoa 5 күн бұрын
Mafy loatra ny mahazo anarei , ny mpitondra Tsy vanona
@norbertlaladjanor
@norbertlaladjanor 5 күн бұрын
Lalana aty aminay ary tsy vita dia trano an no arodana anaovana lalana.mba ataovy heky lalana efa lalana hatry zay
@nambinintsoaerickaandriats483
@nambinintsoaerickaandriats483 5 күн бұрын
Trop bé Zao anh
@RotsiniainaRandriambolololona
@RotsiniainaRandriambolololona 5 күн бұрын
ontsa 😢😢😢 ny foko mahita ity video ity mampalahelo
@emmanuelratsimbazafy5749
@emmanuelratsimbazafy5749 5 күн бұрын
Ka enao koa mbola mi -rouler R fona n'a d efa tsy rarahainy RAJOELINA ..ataony fa mbola membre ny Gouvernement enao
@ctmdrivetest789
@ctmdrivetest789 4 күн бұрын
iny koa dia tsy haiko mintsy mahay miteny R be mintsy nefa @ akamaroan le teny.
@WendyAthena
@WendyAthena 5 күн бұрын
Vahoaka vé no efa nanana projet taloha n'y anareo , nefa na Fanjakana taty afara izany mbola projet vo niforonina , donc tokony mitady hevitra hafa fa tsy mandrodana ny efa mipetraka fa tsy mety , raha misy Mpitondra hafa koa zany amin'ny manaraka , hanongotra otran'izany koa , amin'ny sisa ataovy plan tsara otran'ny an'i vazaha ny zavatra Tiana atao , aza havela hananganana trano izay tany mety hanaovana zavatra fa mijanona tanim panjakana , tsy hanaovana zavatra
@AnjaLouisaBITOU
@AnjaLouisaBITOU 4 күн бұрын
KARMA madama ,avereno tadidina tsara enao milaza lalana io oe nanao koa ny fon' ilay olona famille manontolo tompony io tany lazainao fa anao io ,ara- dalana tokoa ve ,aza hadino ny tantara fa tsy azo fafanao na ovina zany oe tanimbarun' olona novoneny vary nandritra 50 ans io nefa lasa ,ka izay alainao @ tsy rariny d alaina aminao otrzay koa Tadkdio fa misy zao ANDRIAMANITRA ZAO tompoko ary mangirifiry lavitra nohl nj anao zao ny nahazo ny tompony tany ary ranomaso b mihoatra noho ny anao ka tanety lava misy isainana tompoko
@ctmdrivetest789
@ctmdrivetest789 4 күн бұрын
tsy haiko na marina na tsia izany lazainao zany fa otran mahita zavatra nalaina t@ makarakara dia mivoaka @ kilaodaoka izy zany. tanim-bary nototofana le raha
@antoniobacchi4272
@antoniobacchi4272 4 күн бұрын
C'est trop, franchement 😠😠😠,
@randrianasolovonjiniaina8386
@randrianasolovonjiniaina8386 5 күн бұрын
fidio foana ny olon'ny tgv e.fidio fa mbola aiza no hahazo
@fleurettekobel2490
@fleurettekobel2490 5 күн бұрын
Miarahaba anao tompoko ! Miangavy isika Malagasy mba tsy hifandatsa , mety marina nifidy ilay olo tiany izy , fa kosa ny fitondrana Malagasy hatramin'izay , indrandra fa isika Malagasy dia maro ratsy fanahy tompoko ! Omen- tsika hery hatrany izay very rehetra , satria tsy ho tapitra mihintsy ny olombelona ratsy fanahy sy ny olona tratran'ny ratsy fanahy ! Masina ny Tanindrazana !
TSY MAINTSY AHONGANA REHEFA TSY MAHAY MIHAINO NY VAHOAKA
57:52
24 Часа в БОУЛИНГЕ !
27:03
A4
Рет қаралды 7 МЛН
Sigma girl VS Sigma Error girl 2  #shorts #sigma
0:27
Jin and Hattie
Рет қаралды 124 МЛН
RESAKA SADC sy RAJOELINA ...
17:43
Koto
Рет қаралды 10 М.
Un milliardaire noir giflé par une hôtesse de l’air : sa vengeance est choquante
20:29
HIOVA NY TANTARA : TSY MAINTSY HAMIRAPIRATRA ETO AFRIKA I MADAGASIKARA
15:09
Présidence de la République de Madagascar
Рет қаралды 26 М.
24 Часа в БОУЛИНГЕ !
27:03
A4
Рет қаралды 7 МЛН