DON-DRESAKA DU 02 FEVRIER 2025 BY TV PLUS MADAGASCAR
Пікірлер
@harsoa23266 күн бұрын
Atoa Tintin fauxpla dia mpanao plivava. Leo an'io rangahy io izahay mpihaino . V'loma👋🏼
@kalamaintybota25045 күн бұрын
Rehefa miakatra tv ohatra ireny dia mba tokony mahay mifehy tena sy mahay manaja olona ary indrindra tsy mi " sous estimé " ny hafa mr tintin
@iapolaurette54536 күн бұрын
Vao itako i tintin de aleoko tsy minjery makaleo mpisolelaka be io
@angeraza85565 күн бұрын
No sady tsisy apoka mintsy , makaleo b
@olisoa86066 күн бұрын
Miarahaba anareo ao amin'ny plateau sy ny mpanaraka rehetra!fanitsiana kely fotsiny!mba afaka mipetraka mahitsy toy ny invités rehetra ve Mr Tintin? Ho fifanajana izany! Mankasitraka🙏
@janyrasoazanamavo83266 күн бұрын
Fa angaha misy règle ny fomba mipetraka. Rehefa tsy tinao izy de lazao fotsiny. 😂 izao no maha a l’aise azy ! 😂😂
@minir.89396 күн бұрын
mivilana otran ny raisonnement-ny io e
@josephinerasoarimalal29795 күн бұрын
C'est vrai @@janyrasoazanamavo8326
@erickrazafindralambo4 күн бұрын
4
@joseefanjanirina79626 күн бұрын
Miasa de mandoa hetra hony 😅😅😅😅Ny asa ary tsy misy,ny paikady omen'i Radoma kizarazara vatsy tsinjo ,sy tosika fameno.Izany no anabeazanareo ny vahoaka.zarina ho kamo hiasa ,dia ity tadidio fa ho sarotra bé ny hanova io toen_tsaina Zatra zaraim_potsiny io aoriana Kely ao.
@fleurettekobel24906 күн бұрын
Miarahaba anareo rehetra manatanteraka ny fandaharana eto ! Omeko 100% tena mahay miady hevitra ity Meur.Rene Florent Didier ity ! Ninona ny hevitra sy ady hevitra hoentinareo eto tompoko , dia isika Malagasy mihintsy no tena tsy mahay mitondra hatramin'izay , fa raha ny( fanararaotana ny @ tombontsoany , fitiavan- tena , hafetsifetsena , fialonana isika samy isika Malagasy sns ) , efa tena mentalité hatramin'ny , koa manaranaka tsy misy fanovana ! Efa aretina mikiky ilay toe-tsaina tompoko, koa tokony tsaboina , mba hampiena ny ilay aretina io tompoko ! Mankahery ianareo rehetra tsy ankanavaka @
@lazajens6 күн бұрын
Zokinay zokinay ah, Merci Ra Tin Tin 🙏
@fleurettekobel24906 күн бұрын
Miarahaba anao ry Meur. Tintin ! Ny tena marina dia ahitsiko ilay resakao teo ilay hoe : ilay mpampindram- bola no milaza sy mibaiko , fa ny Télépherique no tsy maintsy hataon'ny mpitondra : taitra aho nihaino ny fitantaranao azy teo , ary tena diso tanteraka ny mpitondra , satria tsy mahay mitondra , ary tsy matsilo saina ny hampandroso an'i Madagaskar tompoko ! Manaporofo sy manaiky izany isika Malagasy ,fa tena Zanahina tokoa tompoko !
@damyjclaudeclaude56576 күн бұрын
Misy pays Afrikanina niala amin mpamantsivola ary tsy hitosa mhts porquoi pas ianareo manao debat miezaka hitrosa fa tsy mitady lalambola interne comme FASO izao, ary mila sahy amin zavatra atao izany tsimiroro izany any gasy dia averina amin Etat Malagasy demerde ireo mpivahiny mamatona izay nomeny vola
@tiakorakotonaivo63196 күн бұрын
fa i tintin kosa ve tsy nahita fa be ny halabato.
@josephinerasoarimalal29795 күн бұрын
Tsy any ny olana fa misy foana izany ary tsy ahita fifidianana madio izany oe Tena madio izany mihitsy fa maninona kosa rehefa ny antoko mpanohitra no lany @faritra iray dia oe ara dalana izany ekeny mpanohitra tsara fa rehefa ny avy @mpitondra fanjakana dia ndrandradraina fa halambato