Izay kosa Alo dia Mety ny Nataonao ry Dada Ravalomanana ô ! Aleo ny Zanakao no Handim-by ny Anaran-Dray Amin'izay é ! Misaotra betsaka Dada Ravalomanana ah ! fa tena Nandinika Tsara ianao é ! Fa Maniry miakatra i hany ny Fiainana no Top é ! fa Rehefa Tonga any A@n'ny faran-Tampony dia Tsy Midina intsony é ! fa Aleo Maka ny Retrait na Retiretin'ny Faran-Tampony A@n'izay Dada Ravalomanana ah !