Ianao io zany no mpandrava tokatranon'olona no tena mahafinaritra anao ? Tadidio fa hotrany handravanao ny sy hanimbanao ny ho avin'ny tokatranony no hivaly aminao
@JymmiMarie5 ай бұрын
Ny tsy azoko de oe pendant 2ans ve de tsy mba nisy resaka présentation t@ famille mihintsy Na t@ côté-n’ilay vehivavy na tany @ côté-n’ilay lehilahy fa de samy varina teo fotsiny ? Ra nisy mantsy zay de tsy ho tonga roa taona zany ilay fiarahana Solution de maka aina tsara alo fa aza maika be fa fitiavana iany no fanafodin’ny fitiavana Courage fa tonga eo foana ny anjaranao ry bavy
@hanitraandriamanaly97215 ай бұрын
Ny hanadinoana azy dia mivavaka Ary managataka ny Fanahy Masina hiasa ao anaty hahaizana manadino azy tanteraka fa tsy vitan'ny herinao izany dia Jeso Kristy irery ihany ilay fitiavana no afaka Manolo ilay fitiavana ao anatinao ny tenin'Atra manao hoe " Raha ny zanaka no hahafaka anareo dia hoafaka tokoa ianareo" Joana 8 (36) mahereza fa hain'i Jeso hatao @nao izany fa Mila fahavonona hanadino azy ianao satria koa efa manambady izy tsy maintsy miala tanteraka @ ianao satria tsy araka ny sitrapon'Atra Io raha manao izany ianao dia Mino aho fa omen'Atra vady tena sahaza ianao raha sitrany ny hanambadianao aza maikamaika