Ndriii tena hita mitsy Dada hoe olona tso po, tsy mba mankahala sy manana lolom po, Dada iany no ady eo e 😍
@mendrikarazafi30636 жыл бұрын
Andriamatoa Ny Rado Rafalimanana : premier ministre zay no hitako fa mahapety azy 😍hiiii
@ngedabe25156 жыл бұрын
Ok mendrika i Rado nefa aiza adino koa ireto olo-manga mety hitondra ny Firenena aminy Avo akoatran'ireo efa nanolo-tena: Ratsiraka Didier, Radilofe Mamy, Ramaroson Arlette, Rasoloniaina Korodo, Rasolofo René, Razafimanintany Faniry...sy ny sisa.
@zavaandriamamanga8536 жыл бұрын
N'y anay n'y campagne Dia efa atramin n'y Avril 2009.ka MBA Tohizanareo izany 😐Alefa DADA
@salohyrafidy31816 жыл бұрын
Mendrika Razafi :i Mahafaly Zany atao garde de corp
@niniratsimba77046 жыл бұрын
TENA FALY MAHITANAO ATO VOA AVY NAMALY NY COM NY BINE AHO 😃😃😃😃 LUCIANO SISA RAVALOMANANA IANY NY ANTSIKA E NY EKIPA LUX TSY MISARAKA MIHINTSY FA MIFANOHANA HATRAMINY FARANY 😄😄😄😄😄😄😄
@tolotrarakoto86876 жыл бұрын
Ny nahatonga an'i Ny Rado hanohana an'i Marc amin'ny 2em tour dia sao dia mba lasa minisitra rehefa lany i Marc Ravalomanana,ka amiko tsy tokony atao mampiady hevitra izany fa ny any tokony atoa-tsika vahoaka dia mandinika hoe iza no mendrika ato filoha.
@janogemayel646 жыл бұрын
Makasitraka tateraka ny fanohana nareo any dada homba atsika rehetra anie Jehovah amin fampandrosona ny tanindrazatsika miaka amin dada tsika Ravalomanana Marc alefa dada❤❤❤❤
@kantonirinanotoavinarabenj92946 жыл бұрын
Imbeh sy Rado rafalimanana anisany tanaro sady manana vina tsara , mankasitraka ny fanoanana
@andrianarisonnjato16676 жыл бұрын
Dada + Ny Rado = fanantenana...
@sahazarandri64966 жыл бұрын
HALLLEELLOOOIIIAAAA DERAINA NY TOMPO MISAOTRA AN' ANDRIAMANITRA LEHIBE ! Misaotra anareo TIA TANINDRAZANA REHETRA ! AMEN! AMEN! AMEN!
@miary24756 жыл бұрын
Ndao ifanohana fa raha tsy zany ho lavo Madagasikara mankasitraka anareo rehetra vonona anohana an’i DadaRavalomanana 👍🏻👍🏻 Homba antsika anie Andriamanitra
@baovolatahianjanahary31526 жыл бұрын
Marina ny anao, mila mifanohana isika mba tsy ho lavo i Madagasikara, ka na iza na iza ho lanay Filoha eo dia tsy hatao hahasakana antsika Malagasuy tsy hiombona izany fa mila maneho hatrany ny firaisan-kina isika mba ho tombotsoan'i Madagasikara.
@rosemanitra476 жыл бұрын
Dada ihany dada hatrany.dia mino izahay fa mba hiova ny fiainan Malagasy mijaly sy nona .mba hisy koa ny asa ho an tanora ary mba hojerena koa ny lafin harem pirenena mba hivoaran firenena.
@harynyainarinanasaina19066 жыл бұрын
Rehefa lany president Ravalo d ts maintsy Ny Rado no atao pm,zay maka 25 atraty andafy
@marinathiana70426 жыл бұрын
💛💙💜💚Faly aho tena faly💚💜💙💛
@niniratsimba77046 жыл бұрын
BINA TENA FALY AHO MAHITANAO ETO E DADA IANY NY ANTSIKA AIZA AIZA LUCIANO SY MENDRIKA 😃😃😃😃EKIPA LUX IANY E 😆😆😆😆😆😆😆
@marinathiana70426 жыл бұрын
@@niniratsimba7704 Etsy ambany etsy i Mendrika!!!
@rosemanitra476 жыл бұрын
@@marinathiana7042 faly tsika .io ihany fa tsisy miala eo.
@marinathiana70426 жыл бұрын
@@rosemanitra47 Ye ! Ny antsika sady tsy misehoseho, tsy misekoseko fa tony tsara!
@dimbyemmanuel74916 жыл бұрын
Tiako ny vina nasa nio NY rado rafalimanana io
@sahazarandri64966 жыл бұрын
Mankasitraka ireo malalan- tanana nanome Camion . Mahafinaritra ny firaisankina sy ilay fivoarana te handroso. Za koa faly fa MIRAY SAINA NY GASY TIA FIVOARANA.
@reyph7426 жыл бұрын
AZON I DADA NY FANDRESENA AMIN NY 19 DÉC E!!!!
@niniratsimba77046 жыл бұрын
YES 👏👏👏👏👏👏👏👏👏👏👏
@nasolojoseph88086 жыл бұрын
REY Ph Dadanareo rery io. Ts6 aliavana io goaika antitra be io
@rosemanitra476 жыл бұрын
@@nasolojoseph8808 izahay tsy mila ny tanoranareo fa manao resaka be tsy mitombina .ny anay dia olona goaika lazainao io no mety aminay sady matotra no mitombina ny heviny
@baovolatahianjanahary31526 жыл бұрын
Mba hisian'ny fitoniana dia samia isika miandry am-pilaminana ny fifidianana sy ny valiny fa tsy hisy hiseho hilaza izay handresy satria tsy mbola misy mahalala izay ho valiny eo.
@ricorasolonandrasana52086 жыл бұрын
tsy misy afaka manambara izany mialohan'ny fotoana ry namana fa aleo ny fifidianana no hitondra azy aa. Aoka fotsiiny isika samy hanaja ny safidin'nny vahoaka ka tsy hiteraka korontana fa hitandro hatrany ny filaminana.
@saherawendy60826 жыл бұрын
Ny fanahy no maha olona.ok Ny Rado Rafalimanana
@miary24756 жыл бұрын
Zaho manokana raha tsy nilatsaka Ravalomanana dia Ny Rado no nofidiako.
@andryrasoazananoro57596 жыл бұрын
Lasa fitia tsy mifamaly no miseo eto fa ilay mpanohana tena madio fo fa ilay Rangahy ity dia ny tombotsoany ihany no fantany eo ary izay hafetsifetseny izay ihany no nanesoran'ny vahoaka azy teo
@baovolatahianjanahary31526 жыл бұрын
Tsara dia tsara tokoa ny vina natolotr'i Rado Rafalimanana hampandrosoana ity Firenena ity saingy kosa ny tsy hitiavako azy Dubaï no ao ambadikany, ka ny ahy vao misy ambadika sahala amin'izay dia aleoko tsy misy! Sahala amin'i Rajoelina izao i Frantsa no ao ambadikany!
@liMYWebtuto6 жыл бұрын
Ravalomanana filoha, Rado 1er ministre, firenena mandroso à grande vitesse, vahoaka mahazo tombontsoa, milamina raha jiaby.
@angelinaony16056 жыл бұрын
De mankasitraka atsika Malagasy te anana n'y fihovana tanteraka e. Tompo anie iasa mahery hoanao Dada an
@baovolatahianjanahary31526 жыл бұрын
Tsy vao izao akory i Ravalomanana no manao ny fivavahana ho fitaovana politika, ary haparitaka amin'ny tambajotra sosialy mihintsy izany mba ho itan'ny olona!
@ricorasolonandrasana52086 жыл бұрын
Miankina amitsika mihitsy anie ny fihovana sy fandrosoana fa tsy miankina fotsiny amin'ny mpitondraa ihany fotsiny ee. Samia mandray ny andraikitra tandrify azy mba ho maivana ny asa rehetra miandry antsika.
@fidiniainaramananarivo33426 жыл бұрын
Raha ireo mpandraharaha ireo alou zany dia hahita faisana indray raha i atoa Ravalo no ho lany eo eh! Entina am-bavaka nefa mba hanova fihetsika sy fomba fijery izay ho lany eo.
@baovolatahianjanahary31526 жыл бұрын
Raha toa ka hazo tsapain-tànana marina ireo ezaka ataon'ny Commune Urbaine mikasika ny fako be miparitaka dia tokony efa mioty ny vokan'izany ny vahoaka, mifanohitra amin'izany nefa ny zava-misy,manomboka mitroatra mihintsy ny mponina satria tototry ny fako Antananarivo, ary ireny fako miparitaka be ireny ihany nefa no miteraka aretina,izahay vahoaka madinika no mizaka izany!Mampalaelo!
@ratoukefia25556 жыл бұрын
bravo pour mon pays le Togo.
@odettelisinirina24586 жыл бұрын
MANKASITRAKA ireo izay manohana an'i Dada,fa tena tia tanindrazana tokoa ianareo fa tsy mikatsaka afa tsy ny tombontsoa ambonin'ny firenena no jerenareo
@blaiseandria60906 жыл бұрын
Eny am-paladian'i Ny Rado Rafalimanana i rajoelina ,intellectuement, ny fitaizan'ny Rai-amandReny, tena 0 manatody rajoelina,fa adala izay olona mbola hanohanan'ny FOZA
@tolotrarakoto86876 жыл бұрын
Aoka izay ilay mifanaratsy fa tsy ahatonga tsika aiza izany,isika fotsiny no mila misafidy tsara hoe iza ny olona tokony hofidiana amin'ny 19 Decembre,mila manidika tsara izy hoe iza no mendrika hitondra ny firenena.
@vazimbatongasaina50616 жыл бұрын
Tena marina izany.mb tokony hiova lay fomba,tsy mampandroso izany
@rosemanitra476 жыл бұрын
Ravalomanana filoha dia i Rado no praiministra.milay 😘
@andryrasoazananoro57596 жыл бұрын
Efa tsy hitan'ilay Ravalomanana intsony izay hanababoana olona ka any am-piangoanana avy no tafiana hanaovana fampielezan-kevitra. Aoka tsy hafangaro mihintsy ny raharaham-pirenena sy ny tontolon'ny finoana
@rosemanitra476 жыл бұрын
Izy mpivavaka efa hatrizay fa ianao mba mandeana mamonjy lamesa koa mba hiova ilay devolinao ao
@oulienandrianina89856 жыл бұрын
Mankasitra an' i Dada tena olona manana traikefa tokoa sady tia tanindrazana misaina ny ho avin' ny firenena sy mitsinjo ny vahoaka samy mahatsapa fa ny k 25 no manana vina ho fanavotam+ pirenena Mankasitra Dada k 25 hatrany
@askipmessisupercool22816 жыл бұрын
Rajoelina atao veloma fa i k 25 no ho FILOHA @ 2019
@judithsofia46276 жыл бұрын
Mahafaly sy Fanirisoa ve no hanohana anao ry Dadabe, eeeeeeeeeeeehhhhh indrisy efa naloan'ny vahoaka ireny , mirary soa
@manjakamiadana55546 жыл бұрын
Alefaso ny débat entre les 2 candidats mba ahitan'izay mbola tsy tapa-kevitra hifidy izay tena mahavita azy. Ny bika aman'endrika efa fantatra fa ny anaty vilany haroso ho an'ny malagasy mbola tsy fantatra tsara. Mba ho krismasy mahafinaritra sy taom-baovao sambatra tokoa ho antsika ity.
@vazimbatongasaina50616 жыл бұрын
Ny fandrosoana banjinina ry vahoaka,alaviro ny fankahalana,ny korontana,ny fitiavan tena sy ny fitiavana voninahitra,firenena hiraisana io.tiavo ny tanindrazanao tahaka ny hitiavany anao,mahatoky ny fahendren ireo mpitondra sy ny fahendren ny Vahoaka Malagasy fa ho tafavoaka amin izay Gasikara amin ity indray mandeha ity.tahin Tompo avoko isika mianakavy e
@jian5856 жыл бұрын
Mankasitraka anareo rehetra tonga saina, @n'ny fandinihana izay tokony ho mendrika hitondra ny tany sy ny Fanjakana, Izay tena mendrika Tena mba hanavotra ny vahoaka Malagasy sy ny Firenena Malagasy, Ka nahatonga anareo nisafidy any Dada RAVALOMANANA, IZAY erahan-tsika mahalala, fa izy no matotra Azo-tsika antoka, Omentsika ny Fitondrana Hanavotra ny Firenena ntsika sy ny vahoaka Malagasy, Misaotra Tompoko, Mankasitraka anareo.
@tsiryrandriavelo39876 жыл бұрын
Chacun a son choix !!! Mais ma seule revendication est que tout le monde accepteront les résultats de l'élection que ce soit les politiciens ou le peuple malgache
@randrianatrehanarado9606 жыл бұрын
Tsy mahasakana ny fandresen'ny N°13 ny fisesehan'ireo Alliance amizao fotoana satria ny safidy dia efa mazava ho an'ny vahoaka.
@azypazy6 жыл бұрын
KKKKKK nis nianjera ny ilay amireo olona manao LAMBA MENA ZONE ROUGE iiiii, raha ianao ty REY Ph de mety ho lany LEFITRA na PM mihits raha lany i Ra8 fa ianao anie ka de tena mankahala any Nr 13 eee!!!!!!!!!!!!!!!!iANAO IO ANIE KA DE TENA HITA AM retraretra fa ny FANKAHALANAO io Nr 13 no tena MANJAKA am Commentaire nao retra
@vazimbatongasaina50616 жыл бұрын
Ravalo+Rado no tena tena mety amin Gasikara.fa tsy Ravalo+rajao
@solosoamandimbilaza15256 жыл бұрын
Fa ny hadinonao kely dia RAVALO+RADO=36,5% fotsiny ny total fa Ravalo+Rajao=44,17% (Tsy tafa tsony mihintsy 25 @ étude rehetra zay miainga eran'ny tananà)
@lalaosv31096 жыл бұрын
@ SOLOSOA Mandimbilaza, tsy ny isam-bato azo no resahina eto fa ny fiaraha-miasa raha tsy mazava aminao. Ataovy daholo ny études nareo fa ny Dadanay ihany no tena mamimbahoaka.Rajao ary tsy nanohana an'i Andry TGV fa fantany fa ho loza no mitranga eto raha io no lany eo.
@solosoamandimbilaza15256 жыл бұрын
@@lalaosv3109 Isam-bato aloha no ilaina @zao satria campagne tsika zao fa rehefa voafidy Filoha 13 Andry RAJOELINA zay vo afaka miresaka fiaraha-miasa @ NyRado nareo TIM sy K25. Ka RAJAO ihany koa tsy nanohana an'i DADANAREO satria fantany hoe loza mitato hoan'ny firenena izany RAVALO izany ka tsy mila averina eo @ fitondrana intsony
@lalaosv31096 жыл бұрын
@ SOLOSOA Mandimbilaza, tsy mahagaga intsony ny toe-tsain ny n13 sy ny mpanohana azy fa ny isam-bato a tout prix. Raha ny logique dia tokony nanohana ny n13 i Rajao, satria, ianareo no nahatonga azy teo @ fitondrana, kanefa dia tsy nataony izany. Tsy adala akory ny olona nahita ireny karazam-bazaha Noentiny teny @ CCI Ivato ireny ka tsy hahalala ny teti-dratsiny hamarotra an'i Madagasikara.
@vazimbatongasaina50616 жыл бұрын
Mila manova fomb fijery sy fomb fisainana ny vahoaka,tsy ny endrika tsara no ilaina fiovan fa ny fiovana fiainan vahoaka.mila misakafo sy mila miasa ny olona ary tokony hianatra ny ankizy fa tsy abadona lalandava izao.aza mijery tavan olona,ny asa vita no hifampitsarana
@miangalisoarasoambolanoro85406 жыл бұрын
zahay aty Ampitan-dranomasina aty koa de tena maniry ny mba hifidy an'i DADA Ravalo nefa moa dia tsy afaka mifidy nefa dia misy Ambassade ny MADAGASIKARA aty ,de tena faly aloha fa maheno fa hanohana ani DADA Ravalomanana ny paitarika ny politika maro ao Madagasikara ao ee HOMBANAREO ANIE NY TOMPO EE
@remimarcelrakotoarimanana7096 жыл бұрын
manohana anao @ fo manotolo ny ankamaroan ny olna maro aty LA REUNION ho tahin Andriamanitra anie ianao
@cecileravaohita68896 жыл бұрын
Misaotra n'y manome tanana e
@nalyrajaonarivelo24366 жыл бұрын
na rakoto na rabe no lany eo de ny saka ihany no piso e!
@andryrasoazananoro57596 жыл бұрын
Tena marina ny voalazanao fa tena vaomaika latsaka an-katerena ny firenena malagasy amin'izao fotoana izao. Na ny andaniny na ny ankilany toa samy tia tena avokoa ka tsy hita izay hanaovana azy. Mankahery ny vahoaka malagasy rehetra
@molkejabaly13946 жыл бұрын
Tsy mbola voky anga i sakamainty
@volanavahiny64876 жыл бұрын
Misaotra dada ataovy zay mahafoana io insécurité io ok 25
@fidiniainaramananarivo33426 жыл бұрын
Satria anaty propagandy zao, dia izay vao mihetsika ny CUA mody manadio ny tanàna dia @zay otran'ny oe izy ireo no tena favibe mitsy!hihihi
@solosoamandimbilaza15256 жыл бұрын
RESY SAHADY ENAO RY N°25 RAHA ZAO NO FOMBA FITENINAO ENY IMASOM-BAHOAKA VALINTENY BORIBORY IZAY NO AZOKO ILAZANA AZY N°13 EFA LAHARANA VOALOHANY KA MAZAVA LOATRA FA LOHANY HATRANY IZY. ANDRY RAJOELINA NOUVEAU PRESIDENT ELU JANVIER 2019
@zavaandriamamanga8536 жыл бұрын
Fa n'y fomba fampirevena izay manafina n'y ZAVA MISY no tianao??resaka n'y mpiani kazo s'y Mpikosoka kapila ce tsara ampandroso an i mskara!!👎
@nantenainatoetrasoa34196 жыл бұрын
Fa ny zavatra itako a. Mijery vaovao Mbs ny tenako tsy misy fanaratsiana an Andry rajoelina ao anatin na ny kely aza, Nefa izaho manaraka Viva (vo tam maly mints aza) dia feno fanaratsiana an ravalo fon ny ao anatiny. Fa ra le information avoakan Viva zan de mpandainga daholo ny international, sy ny bank mondiale satri ao am wikipedia ary dia misoratra fa nanao coup d etat Andry rajoelina. Fa ra sur oa nareo oe ibata fandresena maninona mbola manaraka mbs sy ny vaovao an Ravalo ian ? Sad Tsika tsy Andriamanitra ka hamaritra ny ho avy ka tonga de iteny hoe iz no ho lany eo.
@lalaosv31096 жыл бұрын
@ SOLOSOA Mandimbilaza, tsy resinareo izany ny Dadanay e ! Aza mividy olona anie @ 2e tour dia ho hitantsika eo ny valiny e ! Dadanay no mamimbahoaka ka tsy mila mividy ny olona hifidy azy.
@zakasoaravi89626 жыл бұрын
Mitandrina tsara ianao Dada rhf tonga eo @fitondrana fa manomboka mandady ny trambo a, ity ingah Solonandrasana ity d efa nampiaiky volagna anay t@ fahaizany milomano. Tsy mahavita n'inon'inona aby ireny miaraka amin-dry Kotovao bekonetaka, tsisy choix hafa izy dia mody mba maka anao. Aoka ho mailo ianao.
@hassoulada27416 жыл бұрын
Ne rêve pas un besille
@baovolatahianjanahary31526 жыл бұрын
Amis et famille, je ne vous parlerai pas de politique, je ne tenterai pas d'influencer votre choix, je vous dirai juste d'aller voter. Ne pensez pas que tout est dejà joué d'avance, ne vous dites pas "un vote de plus ou de moins,ça ne changera rien". Voter n'est pas seulement un droit mais aussi un devoir.Que vous soyez 13 ou 25 ,votre vote a le pouvoir de tout changer. Faites-en (bon) usage.
@gghgxgjg36726 жыл бұрын
PRESIDENT ANDRY RAJOELINA EFA NANDRESY 1er TOUR ARY MBOLA HANDRESY @ 2em TOUR
@saherawendy60826 жыл бұрын
Rajoelina zany TS mahavaha olana eto madagasikara
@baovolatahianjanahary31526 жыл бұрын
Efa nambaran'i CENI mazava tsara fa tsy misy hifandraisany loatra amin'ny valim-pifidianana 1er tour ny valim-pifidianana faharoa ka noho izany aleo tsy manankin-doha be amin'iny isika fa fifidianana vaovao izao ho tanterahintsika izao! Tsy mbola misy mahalala an'izay ho valiny isika na ny iray eny fa na dia ny CENI izay mikirakira ny fifidianana ary.
@lalaosv31096 жыл бұрын
Ggh Gxgjg, naharesy t@ 1er tour hoy ianao ? Samy tafakatra 2e tour ireo fa tsisy resy teo. Aza manantena ny parking ao @ EPP fa tsy lany eo izany io. Ny vahoaka malagasy dia efa tonga saina.
@tsiryrandriavelo39876 жыл бұрын
ny hevitra tsy mitovy hono tsy tokony hatao hampisara-bazana ka miantso ny vahoaka malagasy mba hanaky sy hanaja ny safidin'ny maro an'isa na iza na iza ho lany eo ho fitsinjivana ny ho avy hatrany
@baovolatahianjanahary31526 жыл бұрын
Mino aho fa hoy ilay hosy mainty hoe : " tena tsy faly aho, tena tsy faly" mahita izao fandehanan'i Marc Ravalomanana any antranon'Andriamanitra izao, saingy hoe tsy maintsy manao anzao rehefa te handresy lahatra ny vahoaka!
Lah antitra tsis ilavana azy le ravalo.mpangoronkarena, mpangorona tanin'olona.ny mponina alaotra nifidy azy dia tena olona adala. Satria : Tany nalainy ankeriny, vary novidiny mora avy eo ny gony nisy ireo vary ireo tsy naveriny.olona ts matahotr an'andriamanitra.
@rabesiakahajajean75776 жыл бұрын
Sao dia mba ory hava-manana sy be fialonana aza ianao ? Tsy tompon'ny orinasa malagasy natanjaka indrindra ve Ravalomanana aloha lavitra ny naha filoha lanim-bahoaka azy ? Ary mankasitraka azy tanteraka Alaotra sy Vakinaratara (koa).
@nantenainatoetrasoa34196 жыл бұрын
Za tompoko vavolombelona avy ao vakinankaratra. Manana ambanivohitra izahay ary ny namako sy fianakaviako dia betsaka no tantsaha : Mpamboly vary , mpiompy omby, collecteur. Fa tamin andron Ravalo dia nahazo aina tokoa izahay satria amin vidin tokon ho izy no nivarotan ny vokatra. Ary tena nivoatra tokoa ny fiainanay tamin'izy teo amin fitondrana satria nanjaka ny mangarahara . Ary tsy mbola nisy an zany izy nividy ny vary mora zany ar fa vo maika niakatra ny nividianany azy. Ary ra fangalaran-tany zan lainga be vava fotsin fa tsy misy olona nangalarany tany ny faritra nisy anay.Nis tombon bedebe oanay koa ny lalana namboariny. tam 2009 no nanomboka ny crise. Ka aleo mba information maripototra no tenenina fa tsy fanendrikendrehana sy fanaratsiana fotsiny
@vazimbatongasaina50616 жыл бұрын
Avoay ny porofo ra misy dia atsoy ny mpanao gazety manamarina fa aza dia manao ratsy loha ambadika ao fa tapaka lalandra ao nao ry namana.tsy mampandroso izany paikady nao izany
@rosemanitra476 жыл бұрын
Tojo Andrianasolo rehefa tsy mahazaka mijery an Ravalomanana dia mandeana any am viva fa tsy mivanavana ato sy manendrikendrika olona .taninao nga no nangalariny.omeo ny porofo
@maminirinaeulalie95046 жыл бұрын
Marary fo sy jaloux any ANDRY RAJOELINA daholo , ka vao maika ho safotra ianareo fa HO LANY I ANDRY RAJOELINA , fa tsy misy malagasy hadalainareo @ hadalanareo sy fitavozavozanareo eo , TSY MANANA VINA AKORY de te hitondra firenena , LOL.....tsy azo atao kilalao ny fianampirenena .
@odettelisinirina24586 жыл бұрын
Maminirina eulalie ataoko ho adala ianao ka ho tezitra..iza le mitavozavoza? de iza ko le tsy manana vina?Fa ra RAVALO no teninao de diso be ianao fa manana vina tsara ary azo tanterahina tsara sy haingana fa le olona tohananao no mitavozavoza sy vina maniditsidina ts hay tanterahina,ianao no be fialonana mahita reo olona marobe manohana azy,ho tapaka Lalande eo farany!
@maminirinaeulalie95046 жыл бұрын
@@odettelisinirina2458 asa izay adala amintsika fa i Ra8 nao io mihihitsy nolazaiko hoe tsy manana vina ,ary firy ny orinasa nikatona t@nitondrany ka izany ve, FAY NY MALAGASY , tsy hovoatanisa eto ny vitany ANDRY nefa juste teteza mita no nentiny
@gghgxgjg36726 жыл бұрын
ANAY 13 IHANY 13 HATRANY
@lalaosv31096 жыл бұрын
Efa lany Jokers oa nareo
@gghgxgjg36726 жыл бұрын
PRESIDENT ANDRY RAJOELINA HO FILOHA @ 2019, 13 OK OK OK OK
@oulienandrianina89856 жыл бұрын
Ny anareo 1er tour dz vita efa nipoaka nu champgne manofy tsy ho tanteraka izany fa mionona
@rosemanitra476 жыл бұрын
Ggh Gxgjg any am viva manao propagande fa tsy ato am Mbs.
@gghgxgjg36726 жыл бұрын
MANKASITRAKA NY BE TANANA MARO BE 1091 ANY PRESIDENT ANDRY RAJOELINA , ISIKA REHETRA MIARAKA @ PRESIDENT ANDRY RAJOELINA , 13 OK OK OK OK
@lalaosv31096 жыл бұрын
Ohatrinona indray izao ny vola nozaraina t@ ireny ben'ny tanàna ireny ? Ny olona miaraka sy manohana ny Dadanay dia tsisy voavidy vola na iray aza ! Izany no mahasamihafa azy.
@joetke6 жыл бұрын
Mandreraka ny mihaino an'ity "tena faly aho" tsy mijanona! Maninona tsy mampiasa ny hoe "mahafinaritra fa"? Franchement, il nous le pompe avec ça... J'espère qu'il aura l'occasion de le dire avant Noel.
@odettelisinirina24586 жыл бұрын
Ka zay no mba tiany ko,FALY izy ary tena faly..fa tsy izay tianao akory no ataony
@rabesiakahajajean75776 жыл бұрын
@Mr Jean Seb. Ka ianao milaza leo sy reraka nefa mbola mijery ny olona tsy tianao foana. Maninona raha vivà no jerena e ? Ny any am vivà ny olona tezitra, tezitta, tena tezitra. Ny eto am MBS sy K25 tsy tia fahatezerana ramose ahhhh. Faly, faly ary tena faly foana izahay
@rafiloabiote57456 жыл бұрын
Inona ny mandreraka anao ry Jean Seb Astienback aminy hoe: faly zaho ? Tezitra no tianao ? Fa io Olivier Mahafaly io no tokony mangala sisiny mihinana Kokohisy satria mpangalatra vola be Malagasy miaraka aminy Claudine sy Voahangy Rajao kolikoly, avereno ny volam-bahoaka ry kolikoly no dahalo.
@rafiloabiote57456 жыл бұрын
Matoria koa atsika aty aminy faritra Antsiranana, mety saforany Andry bois de Rose Dara, akory Hôpital magnarapenirty, bory atsika mandeha ao hoy Andry, nefa lainga foana, magnefa mandeha ao, jamais miteny la vérité, kay atsika taminy vote 1er tour igny , sady jamba no maregniny, tsy hitantsika candidat Gidro côtier fa olona io no nofidintsika, ka zao farany le 19 Décembre, haiko amintsika fidio RAVALOMANANA mba kirikiry tsy hamono atsika loatra.