vavaka hariva katolika

  Рет қаралды 170,803

Nantenaina M. Randrianasolo

Nantenaina M. Randrianasolo

Күн бұрын

Ity vavaka ity dia vavaka tokony ataon'ny kristianina isan-kariva fa indridra ireo kristianina katolika.
Dia antenaiko fa hanampy sy hampazoto antsika hivavaka kokoa izy ity.
Ny fiadanan'ny Tompo anie homba antsika mandrakariva!
(Ho an'ireo izay nanontany ilay vavaka maraina, ity ny rohy ahafahanao mijery azy : • vavaka maraina katolika )

Пікірлер: 146
@randriantsaraelisabeth2957
@randriantsaraelisabeth2957 3 ай бұрын
Andriamanitra midina ao anatin'ny zanako ianao tsilovy amin'ny fahazavanao izy. Amen !❤
@sylviaraharinirina2610
@sylviaraharinirina2610 12 күн бұрын
Andriamanitra ooo misaotra anao zahay tam tontolo androa nay , misaotra anao zahay nomenao fahasalamana nahatontosanay n asanay . Mifona aminao zahay nanao ny ts mety taminao , ar mangataka aminao zahay mb hahita torimaso mamy tompo ooo Amen❤
@patriciaraketadrasoa7239
@patriciaraketadrasoa7239 4 жыл бұрын
Tompo 🙏 amin'izao fiandohan'ny volana jolay izao Dia mangataka aminao aho handrotsaka ny fahasoavanao aminay vahoaka malagasy ka horesenay miaraka aminao ity valan'aretina COVID19 ity mba ahafahanay zanakao hifankahita ny tafasaraka, ahita fahasalamana ny marary, ahay hionona ireo namoy ny havana ka hanamafy ny finoana Anao tsy mivadika Amen 🙏🙏🙏
@SDf-iw9ci
@SDf-iw9ci 3 жыл бұрын
Amen🙏🙌
@fleuryrandiamampandry8952
@fleuryrandiamampandry8952 3 жыл бұрын
RAY ô,vonjeo ny olona rehetra,ny malagasy sy ny ankohonanay @ zao aretina covd19 izao,sitrano sy omeo hery hiatrika ny fiainana,AMEN
@claudinerazafimalala4134
@claudinerazafimalala4134 Жыл бұрын
Misaotranao,ahoandriamanitro.fahitakohany.lay,vavaka,hariva.amen.
@balaremm6639
@balaremm6639 3 жыл бұрын
AMEN 🙏🙏🙏❤️
@elianeneny7143
@elianeneny7143 2 жыл бұрын
Traduire en Français seulement
@julianatinah3467
@julianatinah3467 Ай бұрын
Misaotra mankasitraka indrindra tompoko nizara 🙏🙏🙏💖
@tsilavinasarobidyfanomezan3164
@tsilavinasarobidyfanomezan3164 2 жыл бұрын
Misaotra fa manampy anay le vavaka e Mbola tohizo e makasitra e amen
@veroniqueberatsy3265
@veroniqueberatsy3265 4 жыл бұрын
Misaotra anareo nampiditra ity vavaka ty aho. Homba atsika mianakavy anie jesoa kristy
@patriciaraketadrasoa7239
@patriciaraketadrasoa7239 4 жыл бұрын
TOMPO o henoy ny vavaka ataoko aminao. Homeo fahasitranana i Noely nefa aoka ny sitraponao no atao. Homeo hery izahay mianakavy satria tsy mampizaka izay tsy zakanay ianao. Masina Marie fanasitranan'ny marary,sitrano ny aretin'i Noely s'y ireo rehetra amin'izao fotoana izao.amen🙏
@AnnickRABEARISOA
@AnnickRABEARISOA Жыл бұрын
Amen🙏🙏
@TarcileRasoafara-ov3zw
@TarcileRasoafara-ov3zw 5 ай бұрын
Andriamanitra rainay o!, aza manary ahy sy ny fianakaviana ary ny panao soa ahy ianao eny nadia ireo mpankahala ahy azy. Mamindra fo amiko sy @ zao tontolo izao.
@ravakanandrasana8658
@ravakanandrasana8658 4 жыл бұрын
Mazotoa mivavaka antrany fa andriamanitra irery iany no afaka anafaka antsika ao anaty NY izao Andy mavesatra antreantsika izao ka NY fahasoavan'ny tompo anie irotsaka Amy ntsika mandrakariva🤗🙏
@nathalieelodia2068
@nathalieelodia2068 3 жыл бұрын
Amen
@fetraelyse
@fetraelyse 4 жыл бұрын
Amen. Dia misaotra ny @vavaka zay nataonao. Amndriamanitra omba antsika jiaby
@Amboaraofisialy
@Amboaraofisialy 2 ай бұрын
Amn
@jujube256
@jujube256 3 жыл бұрын
Merci beaucoup @vavaka Andriamanitra no hiaro atsika jiaby
@Fatma-bi9mf
@Fatma-bi9mf 4 жыл бұрын
Misaotra Amen🙏🙏
@jeandeuxlaurane369
@jeandeuxlaurane369 4 жыл бұрын
Amen isanandr de miheno anity alihn atory
@VanissaFenitriniaina
@VanissaFenitriniaina Жыл бұрын
Amen❤
@samsungsamsung5632
@samsungsamsung5632 4 жыл бұрын
Misaotra Amen 🙏🙏🙏🙏🙏❤❤❤❤❤
@rosinarosina2911
@rosinarosina2911 2 жыл бұрын
Amen amen amen de mankasitraka indrindra
@nympankafysynypanakanto432
@nympankafysynypanakanto432 5 жыл бұрын
misaotra ho anareo namokatra an'ity vavak ity engana anie itombo finoana antsika rehatra amen
@genie5607
@genie5607 2 жыл бұрын
Amen
@bekalomariestephanie9160
@bekalomariestephanie9160 3 жыл бұрын
Merci beaucoup 🙏🙏🙏
@claritakwt155
@claritakwt155 2 жыл бұрын
Amen 👃👃👃👃👃👃❤❤❤❤🙇🙇🙇🙇
@yvonpaulbjia5075
@yvonpaulbjia5075 4 жыл бұрын
Mankasitraka e mirary torimaso ho antsika rehetra
@macmaman269
@macmaman269 3 жыл бұрын
Amen Amen Amen Amen
@annielu-ann5153
@annielu-ann5153 5 ай бұрын
Amen ❤😇🙏.
@user-qi8yz2jc5j
@user-qi8yz2jc5j Ай бұрын
Msaotra bevata❤
@maheryrafanomezantsoa3619
@maheryrafanomezantsoa3619 2 жыл бұрын
Amen...💓
@jakobaharisoa6239
@jakobaharisoa6239 2 жыл бұрын
Misaotra indrindra. Amen. Ity koa zava-mahasoa ho an’izay maniry ho ATERAKA INDRAY kzbin.info/www/bejne/imfNdYp4hL2dY6M
@francyabory580
@francyabory580 3 жыл бұрын
Amen misaotra betsaka 🙏🙏🙏🙏
@mampiandrajosselin1192
@mampiandrajosselin1192 Жыл бұрын
merci
@leonaldinebernillon
@leonaldinebernillon 3 жыл бұрын
Merci beaucoup
@lauriane8909
@lauriane8909 2 жыл бұрын
Tsara loatra ilay vavaka. Miaro antsika @ aretina sy ny loza ireny.
@burthvictoriengoeman6121
@burthvictoriengoeman6121 3 жыл бұрын
Tompo o, enoy n'y vavakay. AMEN.
@seraphinehanitra4225
@seraphinehanitra4225 4 жыл бұрын
Misaotra betsaka 🙏🏽🙏🏽 Ary ny vavaka maraina???
@clarisseraherilalao9187
@clarisseraherilalao9187 3 жыл бұрын
Misaotra bejaka amen🙏🙏
@EllaMarie-xx1cq
@EllaMarie-xx1cq 8 ай бұрын
Amen ❤
@raissaraissa5443
@raissaraissa5443 3 жыл бұрын
misotra betsaka 🙏🙏🙏Amen
@madagascarzahoolisca8510
@madagascarzahoolisca8510 Жыл бұрын
Amen 💕🙏💕 ❤❤❤❤❤
@sandrinemarceau3256
@sandrinemarceau3256 8 ай бұрын
Mankasitraka indrindra tompoko❤
@vanillaraniriantsoa7359
@vanillaraniriantsoa7359 Жыл бұрын
Amen❤ 🙇🏻‍♀️
@nadynpo5420
@nadynpo5420 2 жыл бұрын
🙏🙏🙏 merci beaucoup
@elodiemelodie931
@elodiemelodie931 4 жыл бұрын
Vavaka mareina zao ny angatahiko
@mariesoulbrianah3028
@mariesoulbrianah3028 3 жыл бұрын
Amen 🙏🙏🙏💯💯😔😔
@kaelladior2317
@kaelladior2317 4 жыл бұрын
Mankasitraka betsaka @ le vavaka mahafapo kokoa ee,mba mangataka rosery ko izahay o,misotra betsaka
@helenebe404
@helenebe404 4 жыл бұрын
Rozery
@clarisseraherilalao9187
@clarisseraherilalao9187 3 жыл бұрын
@@helenebe404 🙏🙏🙏🙏🙏
@clarisseraherilalao9187
@clarisseraherilalao9187 3 жыл бұрын
Arenanira tsinamari🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏
@maheninamahefa799
@maheninamahefa799 Жыл бұрын
@zoefaly4541
@zoefaly4541 3 жыл бұрын
🙏🙏🙏❤❤❤❤🙏🙏🙏
@ramarosonjasmin5208
@ramarosonjasmin5208 Жыл бұрын
AMEN ❤
@rme.r.jeanscotte2875
@rme.r.jeanscotte2875 3 жыл бұрын
Misaotra à nareo mpikarakara fa tena manampibe Ahy mintsy l vava ary tena itako we mandaitra amiko n'y fanarahako lay vavaka isanandro
@vivianemrnt9224
@vivianemrnt9224 3 жыл бұрын
Amen tempoo
@rakotosonriomiora2936
@rakotosonriomiora2936 4 жыл бұрын
Misaotra betsaka anareo 🙏🙏
@angelinerazanamasy7257
@angelinerazanamasy7257 3 жыл бұрын
Mankasitraka indrindra Tompoko 🙏🙏🙏
@cladiarasoa3660
@cladiarasoa3660 4 жыл бұрын
Misaotra ee❤📖❤💯
@framboiseboni658
@framboiseboni658 2 жыл бұрын
Andriamanitra hitahy antsika rehetra 🙏🙏🙏
@mariellahfara4687
@mariellahfara4687 3 жыл бұрын
Misaotra nizara 🙏🙏
@andriarimalalajoelineyvett5138
@andriarimalalajoelineyvett5138 2 ай бұрын
Misaotra drindra re tompoko oooo
@samsungsamsung5632
@samsungsamsung5632 4 жыл бұрын
🙏🙏🙏🙏🙏❤❤
@marieclarisseaugereau7629
@marieclarisseaugereau7629 4 жыл бұрын
Misaotra @ vavaka tsara hahazo tory tsara alina ty iiii
@ratianalalaopaquerettevoah5145
@ratianalalaopaquerettevoah5145 3 жыл бұрын
mankasitraka mankatelina
@juanhugues724
@juanhugues724 4 жыл бұрын
misaotra e,
@ratovelomananaida8220
@ratovelomananaida8220 5 жыл бұрын
(y)
@rollandrandrianantenaina2442
@rollandrandrianantenaina2442 4 жыл бұрын
Misaotra anarew fa tena manampihy betsaka mintsy ny fisindreo vavaka napidirinareo reo ny tompo anie ny tompo anie ampitombo finona antsika isanandro MISAOTRA JESOA ÔH "AMEN"
@clarisseraherilalao9187
@clarisseraherilalao9187 3 жыл бұрын
Merci🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏
@elodiemelodie931
@elodiemelodie931 4 жыл бұрын
Misotra anare fa tsara loatra
@arisoaarisoa6859
@arisoaarisoa6859 4 жыл бұрын
Amen
@clarisseraherilalao9187
@clarisseraherilalao9187 3 жыл бұрын
Amen🙏
@VanissaFenitriniaina
@VanissaFenitriniaina Жыл бұрын
Amen🙏🙏🙏🙏
@sergeravelonjatovo2199
@sergeravelonjatovo2199 Ай бұрын
Amen
@mariellahfara3443
@mariellahfara3443 Жыл бұрын
Amen 🙏🙏
@user-ke2hz9rd5i
@user-ke2hz9rd5i 9 ай бұрын
Amen 🙏 ❤
@HonoréRAKOTOMANANA-j6m
@HonoréRAKOTOMANANA-j6m 25 күн бұрын
Amen🙏🙏💞
@mariesoulbrianah3028
@mariesoulbrianah3028 3 жыл бұрын
Amen 🙏🙏🙏💯💯😔😔
@EllaMarie-xx1cq
@EllaMarie-xx1cq 8 ай бұрын
❤😊
@mamydemette1598
@mamydemette1598 Жыл бұрын
Amen
@voahiranalucienne9833
@voahiranalucienne9833 Жыл бұрын
Amen
@hercellinemorel35
@hercellinemorel35 11 ай бұрын
Amen
@raharisoaeddyla6240
@raharisoaeddyla6240 3 жыл бұрын
Amen
@leonaldinebernillon
@leonaldinebernillon 2 жыл бұрын
Amen
@nadena9668
@nadena9668 3 жыл бұрын
Amen
@nurnoby879
@nurnoby879 3 жыл бұрын
Amen
@razafiarisonmarc1535
@razafiarisonmarc1535 2 жыл бұрын
Amen
@vaonasolobernadetteflorenc7313
@vaonasolobernadetteflorenc7313 2 жыл бұрын
Amen
@Romaric1642
@Romaric1642 2 жыл бұрын
Amen
@rosinarosina2911
@rosinarosina2911 2 жыл бұрын
Amen
@rosinarosina2911
@rosinarosina2911 2 жыл бұрын
Amen
@rosinarosina2911
@rosinarosina2911 2 жыл бұрын
Amen
@rosinarosina2911
@rosinarosina2911 2 жыл бұрын
Amen
@rosinarosina2911
@rosinarosina2911 2 жыл бұрын
Amen
@rosinarosina2911
@rosinarosina2911 2 жыл бұрын
Amen
@rosinarosina2911
@rosinarosina2911 2 жыл бұрын
Amen
@rosinarosina2911
@rosinarosina2911 2 жыл бұрын
Amen
@rosinarosina2911
@rosinarosina2911 2 жыл бұрын
Amen
@rosinarosina2911
@rosinarosina2911 2 жыл бұрын
Amen
@rosinarosina2911
@rosinarosina2911 2 жыл бұрын
Amen
@rosinarosina2911
@rosinarosina2911 2 жыл бұрын
Amen
@ravelonoromariaangela2987
@ravelonoromariaangela2987 2 жыл бұрын
Amen
@rosinarosina2911
@rosinarosina2911 2 жыл бұрын
Amen
@rosinarosina2911
@rosinarosina2911 2 жыл бұрын
Amen
@rosinarosina2911
@rosinarosina2911 2 жыл бұрын
Amen
@nadynpo5420
@nadynpo5420 Жыл бұрын
Amen
@florencerasoanirina6812
@florencerasoanirina6812 Жыл бұрын
Amen
@fanjavictorineharison6607
@fanjavictorineharison6607 Жыл бұрын
Amen
@fozalane
@fozalane Жыл бұрын
Amen
@LeaRadimby
@LeaRadimby 7 ай бұрын
Amen
Sapile amin'ny Fo andraisan Jesoa Antsika
19:19
Vavaka Katolika by Lydia.R
Рет қаралды 30 М.
MITOERA ETO AMIKO RY JESOA BE FITIAVANA / CHORALE  ANTSAN' NY TRINITE MASINA
7:55
Nastya and balloon challenge
00:23
Nastya
Рет қаралды 52 МЛН
Bend The Impossible Bar Win $1,000
00:57
Stokes Twins
Рет қаралды 48 МЛН
POV: Your kids ask to play the claw machine
00:20
Hungry FAM
Рет қаралды 15 МЛН
Angry Sigma Dog 🤣🤣 Aayush #momson #memes #funny #comedy
00:16
ASquare Crew
Рет қаралды 50 МЛН
VAVAKA ALOHAN'NY HATORY 28 OCTOBRE 2020
13:14
Fanovozan-Kery Ministry International
Рет қаралды 8 М.
HATRAMIN'NY FARANY | Henika | Cevam Church
5:13
cevam network
Рет қаралды 3,5 МЛН
Hira FANEVA KEN 2024
4:33
AFAFI-FET Madagasikara
Рет қаралды 8 М.
Tantara Malagasy - TSINIM-PITIA (Tantaran'i Radio Don Bosco) Tantara indray miseho
1:07:49
TAA - TENSE -Tsy tiako intsony ( official video )
4:30
Frero Razandry
Рет қаралды 2,3 МЛН
Vavaka "Fibebahana"
24:03
Ranja Arinala
Рет қаралды 12 М.
vavaka maraina katolika
5:37
Nantenaina M. Randrianasolo
Рет қаралды 42 М.
Raozery: Ny Mistery Fahazavana (Alakamisy)
26:36
Katolika Malagasy
Рет қаралды 9 М.
Il Santo Rosario di oggi, Martedì 17 Settembre 2024, Misteri Dolorosi
27:36
SAPILE FAMINDRAMPO
9:58
Vavaka Katolika by Lydia.R
Рет қаралды 51 М.
Nastya and balloon challenge
00:23
Nastya
Рет қаралды 52 МЛН