VILON'ANDROY LAHY JO

  Рет қаралды 76,480

Jérôme Falimana

Jérôme Falimana

Күн бұрын

Пікірлер: 24
@lalaobagouet9244
@lalaobagouet9244 Жыл бұрын
Misuc s'y hira traditionnel tena tsara bravo
@tantelydaphne496
@tantelydaphne496 6 ай бұрын
Misaotra betsaka anareo mihintsy mampita ny hira Malagasy, ary tena miaraka ny fitaovana Malagasy eo @ ara-mozika! Mankalaza sy mankasitraka tanteraka eh! Mahavita soa ary alefaso hatrany eran-ny Nosy-ntsika! Betsaka ny Malagasy manana talenta! Fa ianareo tena mampiseho ny zava-misy eto @ ity Nosy.ntsika ity! Daphne Tantely
@razanamihantajeannesylvia2200
@razanamihantajeannesylvia2200 2 жыл бұрын
Many any mada zah maheno azy ! Tsara ny hira gasy
@marieclarisseaugereau7629
@marieclarisseaugereau7629 Жыл бұрын
Tsara ilay hira 👍👍👍👍❤️❤️❤️❤️
@agnesraphael2397
@agnesraphael2397 7 жыл бұрын
Tena tiako be ilay mozika na dia tsy azoko aza ilat parole. Great job, good vibe
@maminiainasitrakarazafindr3576
@maminiainasitrakarazafindr3576 4 жыл бұрын
Hafa ihany izany Malgasy zany e!!!makasitraka feno ho anareo rehetra mivohy ny kolotsina tsika Malagasy!!!le ho tipaza Ndragnahary rano nareo le ho soritekhe arembelo
@MikaAndrianoelison
@MikaAndrianoelison 9 жыл бұрын
zany ka hira Malagasy, mankasitraka @ fizaràna e!!
@maelmael8821
@maelmael8821 8 жыл бұрын
Antany lavitsy atoy raho mipay vara..mbe ho avy agne avao raho..ALI
@malanda232malanda3
@malanda232malanda3 7 жыл бұрын
tres belle chanson tonton
@marieravelo1182
@marieravelo1182 5 жыл бұрын
Tiako aby hiran zareo jiaby ankafizoko tarika reo hafa fo kanto gasy
@mbu5371
@mbu5371 5 жыл бұрын
TIAKO BE TSARA BE 🇲🇬💥🇲🇬💥🇲🇬
@paulinededonnee9448
@paulinededonnee9448 4 жыл бұрын
belle chanson
@ny.c2979
@ny.c2979 2 жыл бұрын
Mahafinaritra be, misaotra eee
@rafidysoja8085
@rafidysoja8085 6 жыл бұрын
Makasitrake tahindragnahary lay Gascara
@jeannassa4008
@jeannassa4008 4 жыл бұрын
Tres belle choegraphie. C'est vraiment zulu
@rasoanantenainaphelistine9518
@rasoanantenainaphelistine9518 4 жыл бұрын
Manigny tegna❤❤❤😘😘😘
@gabrielvorimana322
@gabrielvorimana322 3 жыл бұрын
Misaotse anareo nanandratse avo ty Feo naho ty saontsy Tandroy.Mariage soa @ i lokanga igne ty rythm atao areo.Soa tena soa.Misaotse.
@solayadella8102
@solayadella8102 6 жыл бұрын
Manigne tegna ❤❤
@lahinirikotovontsoacelesti2301
@lahinirikotovontsoacelesti2301 5 жыл бұрын
zao hira mahatearano ahikeo , alako naho fa hisandratse raho
@radongalagesy3150
@radongalagesy3150 3 жыл бұрын
Tena tsara ny ganona . Tsy tokony hihova gadona hafa na fitafy toiny nataony hafa fa izao no tena original ka tsy mety ho lefy mitsy. Fa ireo izay nihova ka nakatahaka ny alerikanina na afrikanina dia tsy ho taraika tsy hi tafita satria ny zavakakto dia fanomezana avy aminy razana na hoe don ka raha afangaronao aminy fombany hafa dia tsy ho teraka ny haingapanahy.
@serenabotralahy9821
@serenabotralahy9821 4 жыл бұрын
Nombaia ty lahy jo e ! Ehe ! Nombaia ty lahy jo e !
@mireillerasoanandrasana3532
@mireillerasoanandrasana3532 6 жыл бұрын
Manignako ti aminay agne roagne Misaotse ri longo mahafinaritse
@benamadyrotet8030
@benamadyrotet8030 6 жыл бұрын
misaotra fa tsara eh
@nass419
@nass419 6 жыл бұрын
Iza indray io mi-dislike io ?? 😡
MEDLEY THIERA BRUNO
17:44
Galasam Kickee
Рет қаралды 178 М.
VILON'ANDROY ---- LEHILAHY MALAZA Clip
4:48
Jérôme Falimana
Рет қаралды 2,3 М.
小丑教训坏蛋 #小丑 #天使 #shorts
00:49
好人小丑
Рет қаралды 54 МЛН
黑天使只对C罗有感觉#short #angel #clown
00:39
Super Beauty team
Рет қаралды 36 МЛН
Chain Game Strong ⛓️
00:21
Anwar Jibawi
Рет қаралды 41 МЛН
Vilon'Androy GASIKARA - HD
4:39
Jérôme Falimana
Рет қаралды 42 М.
Salakao - Omeo rano (Vaovy) par Bodo & Solange
6:39
ahabnar
Рет қаралды 37 М.
Kakajoh - Olo Mamim-bahoaka EONGOBELO JEAN MARCEL (Clip vidéo)
9:55
REMIX  DADAH DE FORT-DAUPHIN.mpg
10:51
yollah34
Рет қаралды 1,1 МЛН
Vilon Androy
5:48
Marilyn Curtis
Рет қаралды 20 М.
VILON'ANDROY  NANAZAVA NY TENA MARINA NY ZAVA_MISY ANY ATSIMO
12:20
Zoky Vonjy
Рет қаралды 1,1 М.
MIHAJA ANDROY MAINTY TY LAMBA
4:22
MIHAJA ANDROY
Рет қаралды 56 М.
Dedesse  Malakilaky
5:29
nirmar3
Рет қаралды 902 М.
VILON'ANDROY --- SAROMBAHO
4:31
Jérôme Falimana
Рет қаралды 4,2 М.