Misaotra anao ry rahalahy amin'ity vaovao ity . Indrisy ny Malagasy dia variana amin'ny zavatra hafa . Ny fanjakana malagasy koa dia complice amin'ireo vahiny ireo . Andeha hozaraiko ity video ity fa efa tena trop loatra ny ataon'ny fanjakana malagasy