voninahitra anie ho an'andriamanitra irery ihany , amen
@enjalbertj6 жыл бұрын
Misaotra e! joie de retrouver l'Eglise de Tsiroanomandidy toujours aussi vivante. Voninahitra any Andriamanitra!
@itokisanasolofo36105 жыл бұрын
Salut cher Jacques, tu te rappelles encore Tsiroanomandidy. Très bien. J'espère que nous nous y retrouverons à Madagascar un jour.
@framboiseboni65812 жыл бұрын
Tena mety e!Mampahatsiahy ny any am tanàna,merci bcp
@sakanaka08 Жыл бұрын
Voninahitra ho an'Andriamanitra Any amin'ny avo indrindra Ary fiadanana ho an'ny olona Etý ambonin'ny tany. Zanaharinay e mahery e Lolohavinay e e An-tampon'ny loha a! a! 1 Midera anao, mankalaza anao izahay e, Mitsaoka anao, mihoby anao izahay; Misaotra anao eram-po eran-tsaina e, Andriamanitra Mpanjakanay e. 2 Ry Zanak'ondrin'Andriamanitra e, Ry Tompo Andriamanitray e: Manala ny fahotan'ny olo jiaby e, Afaho ny helokay e. 3 Anao zaraiky no anabo indrindra, Ry Tompo Andriamanitray; Haja ndraiky voninahitra e, Ninao jiaby mandrakizay e.
@mariejosia34726 жыл бұрын
voninahitra ho an anandriamanitra any @ avo indridra ❤❤
@ghislainecellio64425 жыл бұрын
😃 vive catholique 💗💖👏👏
@ornellak83345 жыл бұрын
souvenirs du lycée pie 12 de Bangui 😍😍😍😗😗😗😗
@georgetterazafinirina71026 жыл бұрын
Voninahitra anie ho an'Andriamanitra any amin'ny Avo indrindra, arovy lalandava izahay ety antany ety ARY OMEO NY FAHASOAVANAO MANDRAKARIVA.
@mihajarasoamihaja41185 жыл бұрын
Malahelo a zany fiangonanay soanierana , te hody Matsiaro le mander mivavaka
@typhainesharon73834 жыл бұрын
Misaotra, Voninahitra ho an'Andriamanitra
@nasolobeatrice13 жыл бұрын
voninahitra hoany adriamanitra misatra e
@badjiorandriamahery77845 жыл бұрын
j "adore
@paulinetsiky623810 жыл бұрын
salamo 150 midera ny Tompo amin ny dihy
@mariegorettierasonandrasan580310 жыл бұрын
mahafinaritra fa tohizo hatrny ny fiderana an' andriamanitra e!
@rasoanirinaceline769610 жыл бұрын
interéssante
@mariegorettierasonandrasan580310 жыл бұрын
ka tsy maints midera kou!
@kuwaitku42984 жыл бұрын
🙏🙏❤❤👏
@galaxygalaxy50525 жыл бұрын
😍😍😍😍😍😍
@anushkaanu6256 жыл бұрын
Voninatra ho any Andriamanitra any amin'ny avo indra
@andriniry252111 жыл бұрын
hotrin'ny tsy nandihy hoatr'izao izahay tamin'izany fotoana, ny mpitendry clavier sy ny guitare no tsy niova fa hatramin'ny mompera sy monsenera niova daholo
@paulinetsiky62387 жыл бұрын
voninahitra ho an ANDRIAMANITRA any aminy avo indrindra