Hifamerina ve?enga anie🙏raha mbola azo leferina dia tsara satria ny hoavy ny zaza no jerena enga anie🙏mirary ny soa fona mpakafy be anao aho Nina's😘💕izay mahasoa atao na Andrimanitra!!!
@Armelahjessy Жыл бұрын
❤❤❤❤ j'adore 😢 Tiko fona
@fannybourgoin407 Жыл бұрын
J’adore cette musique, je suis fière d’être Malgache ❤Misaotra e tiako be nareo
@honorineclaudeon1841 Жыл бұрын
Merci Nina's et Willy 👍😘 j'écoute 3 à 4 fois dans la journée
@malalamymadagascar92162 жыл бұрын
Tiko lotra ary za efa mpakafia anao fona Ninas fa tsara raha miverina nareo reo ❤️❤️❤️
@eliancambon194 Жыл бұрын
Bravo à vous tous. Vous m'avez fait découvrir la musique malgache ainsi que vos magnifiques chansons. J'en ai les larmes aux yeux. Vraiment beau et très agréable à écouter. Merci beaucoup. Elian de France
@AbdillahIsmail-rv7ie8 ай бұрын
J'écoute trop parce-que c'est beau a écouter sur tout quant on comprend ce que ça parle a bientôt inch'Allah mon mari ❤
@ZaitonyJindany Жыл бұрын
Tsara be le hira Magnifique
@ErnestineDiovada Жыл бұрын
Tiako be ilay ira io merci aminy ireho artiste io chapeau maradraigny zaho mifoha mitadregny ilay ira io alohany madry zaho mitadregny ilay ira io merci merci Willy et Nina a bientôt mes chanteur préféré ❤❤
TSARA ILAY HIRA Nifamerina ve sa efa hira fa ela . 🤔
@Gisele-bc2sj2 жыл бұрын
Tsara be lai hira
@LANTONIRINARazafinandrianina4 ай бұрын
Beau couple
@ampilazaassmina93662 жыл бұрын
J'adore 🥰🥰🥰🔥🔥🔥
@nassurmohamed5112 жыл бұрын
Tasar loatra eee
@chachanirina71502 жыл бұрын
J'adore 💕
@suzannerasoa65572 жыл бұрын
Merci beaucoup eeeeeeee
@RalambomananaDeraAbel2 жыл бұрын
Fa angaha moa.....
@havanarenciot64302 жыл бұрын
Tsara lotra
@nomeniavonehemia60662 жыл бұрын
Fa angaha moa nankasitrahan'i Nina's indray ny famoahana ny hira ity tato, otrin'ny nisy resabe izay manko izy ty aaaa
@ambinintsoaauberlinchristo95992 жыл бұрын
Merci bcp
@oscarlerat Жыл бұрын
Teako 💙💙
@ackinahmiora6252 Жыл бұрын
Eny ary eee Misaotra nare roa lahy ee Nanomeo soa sy ny Meva anay fa Tsara be ny Anare roa Mampiara Mpeo hotra zao . Mbola ato zahay Mpankafy Anareo roa . Tohizo fona ny Fitambaranareo @ zotra ny hira
@marciorakoto36742 жыл бұрын
Tsara be
@hjlm-pi7ou2 жыл бұрын
Tsara le hira, tsar le fampiaraham-peo. Tsy idiranay le problème conjugale, fa tinay le hira
@onisoavololonirinaratsimba7980 Жыл бұрын
Amena!
@ifaharana.andrianotahina2 жыл бұрын
Tsara ilay hira fa mba noheveriko fa tena clip vaovao kay montage
@maminirinaeulalie9504 Жыл бұрын
je vous adore ,couple parfait pour moi
@bodosahondrarazafimandimby65272 жыл бұрын
Mahafinaritra Tena tsara le hafatra anatin lay hira De mirary anareo roa
@rollandnirinacelestinrafan88062 жыл бұрын
Tsara be lay hira, hotrany clip a distance lay izy, tsy hainay hoe niverina nareo na efa elah lay hira fa "Tsara raha niverina "
@mahasoaauguste Жыл бұрын
Defa tsy fantatra koa an'izy ity, nefa fiainandrizareo zany!!!!