Mahafinaritra le fandaharana hanfarana toerana betsak eto mada
@lolanagel610311 ай бұрын
Izao izany amboarina ny làlana hoeo @ chutes de la Lili, f'talohan'izao mila handady sy mila nitandrina mihintsy nankeo. Ankotr'izay ireo mpivarotra souvenir, paka sary ,s'lay pitambikina eo @ io chute io no olana , satria tsy mamela ny mpitsidika hanana ny safidiny hividy na tsia. Ny ankotr'izay tsy misy olana
@lolanagel610311 ай бұрын
Tiako ity fandaharanareo ity ka. Hatao ho @ fandaharana manaraka ny hitsidik'any Fa dia misaotra anareo