Ny feonao Patty mbola hafa mitsy ,tsy manatsahala e
@mirnahcamille76528 жыл бұрын
Tsara be ki Patty .fa saingy mampalaelo ko .latsak mintsy ny ranomasoko
@BEMAHAZEMONA3 жыл бұрын
Ahatsiarovako ny fahazazako tao @ sekoly katolika St Joseph Ambalamarina Misaotra Ny Ainga
@tojonatenainarakotonirina22056 жыл бұрын
....de nafoinay mantsy ireny ho an'i Jesoa irery ihany. Mankasitraa e! Tsara be le hira
@zouast8 жыл бұрын
Tiko lôtra.. tena mahatsiaro lavitra beeee mihits zany saiko zany.. misaotra an i Tarika Ny Ainga, misaotra an i Zoky OM-GUY, misaotra an i Patty fa dia tena .... lalina ilay tononkira.Mankasitra e!!
@randriampamonjijaonatsinjo57347 жыл бұрын
Efa tanteraka amin'i Fr Guillaume ity hira noforoniny ity! Tsy isalasalana fa nahazo zato Heny eo an-kavanan'Andriamanitra izy
@rojosoasitrakaratovoariman66137 жыл бұрын
latsaka ny ranomasoko mihaino an'ty hira ty!!
@nathymyah36156 жыл бұрын
Misaotra mankafy Patty s'y Asnah za raha feo courage daholo
@tinahperline93444 жыл бұрын
Ary maninona aki Patty tsy ndri no misolo azy Tena lasa niha tsy tsara ny tarika ny ainga
@piermacrini3 жыл бұрын
ORA STO GIA'MIN PRADISO CON VOI...ANGELI CHE CANTATE E...BALLATE E TU MI...SCUAGLI...TUTTO!
@dinafloria62868 жыл бұрын
tena tsara be kia a! bravooo
@mayapereze1447 жыл бұрын
tiako be ,mampatsiahy zavatra bdb, sambatra tokoa izay namela mamy
@daniellea.rakotonirina20676 жыл бұрын
Misaotra Patty an, tena tsara ilay hira
@verofaratiana60088 жыл бұрын
courage Patty malay b saingy eee😭😭
@محمدعبدالعزيز-ج2ك8 жыл бұрын
mba miverena patty azfd
@fenotsizaraina94948 жыл бұрын
Vo kely z ity hira ity nahfatrko ainga TIANAY mpankafy Asnah sy Patty iverina
@fenotsizaraina94948 жыл бұрын
ity hira ity Tena anisany tiako
@fanevaraharivelo12345 жыл бұрын
Tena tsara sady mampatsiahy zavatra maro ilay hira misaotra e!
@randrianiainahervedominiqu15108 жыл бұрын
mbola zaza za dia efa naheno io hira io (1990)tany hoany
le hafatra ambavaka no tena mitsatoka ato amiko !!
@randrianiainahervedominiqu15107 жыл бұрын
ma henoy nge le hafatra ambavaka de tonga enao de mahatsiaro ahy enao e mdrrr
@randrianiainahervedominiqu15107 жыл бұрын
efa nihaino?????tsara miaraka mivoyage tsika fa angamba tana mananjary NY AINGA ranoray no henoina anaty daba hiiiii
@randrianiainahervedominiqu15107 жыл бұрын
ataovy demende FB za de any miresaka tsara; dominique.randrianiaina; merci!
@sheimaclarence47318 жыл бұрын
Latsak ny ranomasoko mjery sy mihaino anty hira ty.to mtambern daholo nzva niseho tam 5juin
@ianjatiana4847 жыл бұрын
😢😢😢😢tsara be
@andrianoaninja55674 жыл бұрын
Tsisy mahasolo an'i OM-GUY zany mahereza aby tsika rehetra
@fenotsizaraina94948 жыл бұрын
Vo kely z ity hira ity nahfatrko Ny Ainga TIANAY mpankafy Asnah sy Patty iverina
@HagamamyTahianaDAFYАй бұрын
Oui izaho koa, nanontany ny mail an'i Patty aho fa izaho mba te hiresaka aminy
@rijasolofo69347 жыл бұрын
AA tsra ee,
@borylabl79358 жыл бұрын
ontsa be misaotra se a 😢😢😢
@alejandroforest79483 жыл бұрын
You probably dont care but if you're stoned like me atm you can stream all the new movies on InstaFlixxer. Have been binge watching with my girlfriend during the lockdown :)
@keagandominick83433 жыл бұрын
@Alejandro Forest Yup, been watching on InstaFlixxer for years myself =)
@nixonreece33393 жыл бұрын
@Alejandro Forest Yea, have been using instaflixxer for months myself :D
@nambi54436 жыл бұрын
Tsy mba manana mpanotrona fa i Jesoa irery ihany 😒😓
@fenotsizaraina94948 жыл бұрын
Vo kely z ity hira ity nahfatrko Ny Ainga TIANAY mpankafy Asnah sy Patty iverina
@fenotsizaraina94948 жыл бұрын
Vo kely z ity hira ity nahfatrko ainga TIANAY mpankafy Asnah sy Patty iverina