Zokibé Grivas - BADO NY MPTITONDRA , BADO IHANY KOA NY VAHOAKA HOENTINA , TSY AVOTRA i MADAGASIKARA

  Рет қаралды 1,822

Révélation

Révélation

Күн бұрын

Пікірлер: 13
@RakotoDede
@RakotoDede 16 сағат бұрын
Tsy efa lany v zay le vary azo reo andevo reo 😂😂😂😂
@HuguesSYLVAIN
@HuguesSYLVAIN 14 сағат бұрын
😏 Lany lera mikoragna... Toetrin'ny gasy fo mamono gasy. Rien à faire. Madagascar misy raha jiaby mais toujours pauvre. La raison du plus fort est toujours la meilleure. 💪💪💪
@RakotoDede
@RakotoDede 16 сағат бұрын
Diego koa bola amidy foza
@ramalagasy9470
@ramalagasy9470 12 сағат бұрын
Marigny loatra raha volagninao jiaby zegny,
@fleurettekobel2490
@fleurettekobel2490 12 сағат бұрын
Magnano mbola tsara anao Razandry ! Misaotra @ volagnanao jiaby hatramin'izay , ny teny marigny dia tsy tian'olombelogno ratsy saigny , indrindra fa atsika Malagasy dia misy toetry tsy tia volagna marigny ! Hita fa tegna agnisan'olo tia Tanindrazagna anao , kanefa izy volagnanao zegny , izikoa efa tsy ho tonga saigny ny agny antanindrazagna ireo , dia ambela hely banjigny miharitra jaly atsendriky ! Atsika Malagasy reto sazin- jagnahary @ toetrin- tsika , (mavandivandy , kolikoly , mangalatra , mifagnambanimbany sns....) Misy lafin-draha maro tsy dia hagnamezako tsigny ny Malagasy maro tsy afaka mamaly @ tsindrihazolena io ! Eo ny tahotra , satria efa malemin'ny fahantragna ara - tsaigny sy ara- batagna ! Nefa na dia izao ny zavamisy ry havako Malagasy namagna , aza mora kivy , asiavo saigny madio manohitra ireo ratsy saigny ireo , fa tegna mino tanteraka zah tsy maintsy ho tonga ny rariny , ary mangataha @ zagnahary sy ny Razagna atsika jiaby tsiraikiraiky , ary mila olo tegna madio saigny no mangataka karaha olo mivavaka mitalao iregny ! Masigny ny Tanindrazagna !
@JeanineAnarema
@JeanineAnarema Сағат бұрын
❤❤❤
@Fanevabernardin
@Fanevabernardin 8 сағат бұрын
ZA TENA MERINA PURE FA TSY MANAIKY ANRENY ZAVATRA TSARA RENY HO KITIHANA, mba ef tany NOSIBE NY TENAKO FA TSARA LOATRA NY VOARIN’ANDRIAMANITRA TANY, ze olona manao vacances any dia manaiky daholo fa Tsara ANOSIBE ELLE VILLE ❤, minana ny amaniny ze militika sy mivarotra anio eo
@Fanevabernardin
@Fanevabernardin 8 сағат бұрын
EFA KELY SISA NY ANDRON’NY FOZAORANA , MASAHIA MIJORO AMZAY TSIKA VAHOAKA. Minanemaniny ze militika vahoaka eo
@rtsvhgy3589
@rtsvhgy3589 18 сағат бұрын
Aza mba omen1 tsiny fa non a no sady mahantra Razoky be a
@papathirisha7546
@papathirisha7546 12 сағат бұрын
Makasitra rananda fa afa adidy nandro kitay tsy nirehitra enao afaka adidy @ fantana efa tsy hifoha intsony vahoka malagasy aleo @ zay hiandry zay ingandonany eo ampy le tsisy saina reny 5 taona vary 5 kg sy 50 kg irery 😢
@esthererazanadrasoa5916
@esthererazanadrasoa5916 35 минут бұрын
Vahiny tonga Madagascar efa tsisy te hijanogno @ Capitale fa maloto mare loatra ke sarombahiny hananganana hôtel maventy koa eraka faritry jiaby kkkkkkkkkk 😅
@Masoandromibalika
@Masoandromibalika 39 минут бұрын
Ka ny vahoaka mba te hitraotra, tanam-mpolo ve hiady @ miaramila mitam-basy?
99.9% IMPOSSIBLE
00:24
STORROR
Рет қаралды 27 МЛН
BAYGUYSTAN | 1 СЕРИЯ | bayGUYS
37:51
bayGUYS
Рет қаралды 975 М.
ALEO RESAHANA FANDAHARANA MANOKANA 08 DEC 2024 TOJO RAVALOMANANA 001
46:45
This is the strategy NDC used in Ashanti region, winning more seats
18:07
The Critical Analyst
Рет қаралды 181
Ny Fahazazako N°02 Bodoharisoa Razafindrazaka
50:39
Radio Television AZ
Рет қаралды 28 М.
PIÈCES CONTRE PIÈCES
30:44
Chat Télévision
Рет қаралды 22 М.