O ry vorona ô E ry vorona iry ee O ry vorona ô E ry vorona riy e Inay any aho mba toa anao Kopak’elatra ihany dia ampy Hiaingako hody any androany Any alavitra any Any amin’ny misy azy Sarotra mantsy ny lalan-kombana Fa hihoatra irony havoana Toa lalina koa ny rano Tsy araky ny aiko izany Sao dia tratran’ny orana ô O ry vorona ô E ry vorona iry e O ry volana ô E ry vola iry ee O ry volana ô E ry volana iry e Mba raiso ho eny aminao Eny mantsy toa manintona ihany Fantatro izy fa mijery anao Sao dia mba tafahaona eny Ny masonay samy miandry Vetivety ihany any aho fa tsy ho ela Raha tsy mety moa ataoko ahoana Ny tenako anie na mbola aty Ny foko dia efa any Tsy adala fa tena tia O ry volana o E ry volana iry e
@fredrandrianarson2 ай бұрын
Feo kanto ,mambabo
@SERVICEALTO-zr7zn6 ай бұрын
Mahay manao duo 🎉🎉🎉
@dorothee80987 ай бұрын
pur bonheur ❤
@SandyRandrezason7 ай бұрын
Favo, ny fivoahan'ilay EP "Rakemba" an i Dina M. no nitondra ahy eto. Nasiana "compresseur" kely angamba ny gitara dia nifandanja tsara ny bitsika sy ny hiaka , ankooatr'izay : poa-tsatroka!
@ramaryrako509010 ай бұрын
j'écoute encore et encore.... - I koto sy Fara sy Ngabesola - Menatra ve Dada -
@nirinaramangasalama5868 Жыл бұрын
❤❤
@rakotoarisonharimalala8615 Жыл бұрын
tsara foana 🧡❤
@Mamy-g5k Жыл бұрын
Mankasiteaka zalahy tena tsara ary sy ho lefy laza mitsy zany mozika zany
@jocelynrandria1128 Жыл бұрын
Misaotra Rija ô !
@CelestinRamaroson Жыл бұрын
❤bravo tena trara be
@soultylive Жыл бұрын
Maîtrise de la diction, une dynamique de jeu incroyable à la guitare avec du "Palm muted" typiquement gasy très bien senti. Une performance de très haute volée. Merci!
@rindranomenaraininoro568 Жыл бұрын
Tena tiako. Mankasitraka.
@emelinemrc2 жыл бұрын
❤
@homatiandriaraz56702 жыл бұрын
😍😍😍😍😍😍😍. Mahatsiaro ny fahazazako mikarenjy tany ambanivohitra. Ndrrrrry.
@nirinaramangasalama58682 жыл бұрын
Tiako. Tiako foana. Mankasitraka. :-)
@nirinaramangasalama32652 жыл бұрын
RAITRA. Mankasitraka :-)
@JRMONJA2 жыл бұрын
Misaotra e 😍❤
@orditrano44272 жыл бұрын
Oh mon dieu♥️♥️♥️♥️ j' ai la chair de poule ♥️♥️♥️ j' adore Bravo !
@sylvanotsarasoa22882 жыл бұрын
Tiako be, misaotra Lalatiana
@kini7ramaro9192 жыл бұрын
kanto dia kanto mankasitraka tompoko
@randriatahinasitrakiniavo74392 жыл бұрын
tsara kosa e!!! mahay ry zareo!!
@dinarakotomanga78362 жыл бұрын
Classe !!!! merci o !
@ialisonfabien86012 жыл бұрын
Misaotra zokibe Teta, ho ela velona enao, tohizo fa mankafy zahay ary asehonao eto mihits oe zao vakodrazanay Malagasy @ resaka mozika... Tohizo zoki fa tsara
@valisoasarobidy4392 жыл бұрын
Tena kanto e❤❤
@nirinaramangasalama32653 жыл бұрын
Mankasitraka 😘🎤
@nirinaramangasalama32653 жыл бұрын
Feon-kira milantolanto mahasondriana. :-)
@nirinaramangasalama32653 жыл бұрын
Raitra. Tsara n'a n'y feo-kira n'a n'y tonony. Bravo Lalatiana. :-)
@nirinaramangasalama32653 жыл бұрын
N'y fo efa any lavitra. :-)
@dianaholitianarazafindrabe55753 жыл бұрын
Tena hoe tena hoe.... tsara <3 <3 <3
@nirinaramangasalama32653 жыл бұрын
Tsara ery. Mankasitraka 😘🎤🤣
@nirinaramangasalama32653 жыл бұрын
Kanto e. Mankasitraka 😘🎤🤣
@astieldorandriamanana98193 жыл бұрын
Poa-tsatroka e, kanto, mandrosirotsy. Mankasitraka e, manohana anareo hatrany.
@gaelleandrianarivo75123 жыл бұрын
C’est tellement doux, magnifique 🤍
@pushkadog4 жыл бұрын
Yes! Yes! Yes!
@phalemokgosi89574 жыл бұрын
Now this is what I call music....beautiful thank you