Favo, ny fivoahan'ilay EP "Rakemba" an i Dina M. no nitondra ahy eto. Nasiana "compresseur" kely angamba ny gitara dia nifandanja tsara ny bitsika sy ny hiaka , ankooatr'izay : poa-tsatroka!
@Rondro_Volantsoa5 жыл бұрын
waowwww kanto loatra, Rija a !!!! Miampy fanahin'i Dina dia aoka marina ee