hatsiarovako mandrakariva ny soa vitan'ireo olona akaiky amiko izay nandao ity tany ity indrindra ho an'ilay zokiko lasa tampoka tsy mba nampilaza na nampiomana akory😭😭😭😭😭
Mankasitraka an'i LALAO RABESON amin'ny hira tsotra, tsara rafitra sady mora raisina ary manana tonon-kira tena miresaka. Maniry ny hahatongavanao indray eto Madagasikara hanatanteraka fampisehoana na dia iray ihany aza.
@rmrak3053 Жыл бұрын
Hafa ihany eeh 2023
@nirinaramangasalama32652 жыл бұрын
Noely sambatra feno fiadanana. :-)
@nirinaramangasalama58682 жыл бұрын
Henoy :-)
@andrymahefarakotoson1562 жыл бұрын
❤
@fanevanirinarantoarivony94802 жыл бұрын
❤️❤️
@nirinaramangasalama32652 жыл бұрын
Fitiavana matotra :-)
@Just___Louane2 жыл бұрын
Izany ka hira
@nirinaramangasalama32652 жыл бұрын
Tsara feo❤️
@nirinaramangasalama32652 жыл бұрын
💓
@randriamialisoafano5622 жыл бұрын
❤️❤️❤️❤️
@volatahina13672 жыл бұрын
driiii! ny faha zazanay!
@ilomadagascar15712 жыл бұрын
Ny fotoana no mandeha fa ny fahamarinan'ny tononkira vao maika mitombona hatrany. Mampalahelo fa efa tsirairay sisa ny mba manoratra tononkira feno fanahy tahaka itony ankehitriny. Manomboka maty fanahy sy voagejan'ny herin'ny vola sy ny voninahitra ary ny fahavetavetana ny ankamaroan'ny Malagasy. Mampalahelo,....
Noël, Noël !.... Isan-taona dia injao ! Noël, Noël !.... Tsianjery no atao Noël, Noël !.... Tonta ve sa vaovao ? Noël, Noël !.... Efa mila tsy ho re ! Noël, Noël !.... Ilay teny tsotra hoe : Noël, Noël !.... Fiadanana anie ! Minia mikimpy avokoa izao tontolo izao Ka ny Noely zary andron'ny manan-katao Hodian-tsy hita ve ireo mahantra marobe ? Izany no Noely ve ? Mamonjy tavan'andro ny mpihatsaravelatsihy Ka mody avela kely aloha ny zera baomba ary Fa rahampitso dia tohizana indray e ! Ilay fomba ratsy hatrizay Noël, Noël !.... Misafo vava, konjo kosa ireo kamboty Ray Fadiranovana hatrany, tsy misy mpandray Ny maso foana no apitrapitrany eo e ! Toa miantsoantso hoe : "Vonjeo !" 'Lay Famonjena nodradraina hatry ny elabe No azonay mba antenaina, rahoviana re ? Sa ny Mpamonjy tsy mba tonga ho anay e ! Fa tsy mba ondriny izahay Noël, Noël !.... Ankehitriny, fantatrao izay tokony hatao amin'ny rahalahinao Noël, Noël !.... Mba meteza ianao handre ! Noël, Noël !.... Ilay teny tsotra hoe : Noël, Noël !....
@emmanuelranaivoson89853 жыл бұрын
Tsy mba ondriny ny Malagasy raha ny tena marina, fa miady, misisika ho ondriny na tsy izy aza, indrisy...any ka mivaralila izay tsy izy. Manao valalan'alika ka ny fombany sy finoany no hahilikiliny hanandratana ny an'ny hafa. aza misy gaga @zava mitranga
@mireilleramiandrisoa38974 жыл бұрын
Mon papa était comme ça l amour en personne
@mireillemadeleine23544 жыл бұрын
😭😭😭
@farafenosoarakotomanantsoa36484 жыл бұрын
Tena mandona FO tanteraka ty hira iray ty.Misaotra ny mpihira eee
@marianneanthoninneignace81954 жыл бұрын
Pour maman chérie
@nivohajaraharimbolasoafara69074 жыл бұрын
NOEL, NOEL, isan-taona vao heno ity hira ity nefa tena mambabo fo tokoa ary miavaka satria mitondra hafatra hoan'ny olona rehetra. Hafa mihitsy Bessa e
@mialyrazaiarisoa58394 жыл бұрын
Tsara lotra le ira milaza n zavatra misy marina tsy azo takomana💔💔💔