Tsy tena mahafantatra loatra momba ny fiaim-piainan'i Poopy aho, sy ny tendance spirituelle-ny, fa ity hira ity aloha dia tsara ê! Chapeau!
@lovalova76225 жыл бұрын
Tikobe daholo ny hirani poopy...mahatsiaro ny taloha aho na de ef 2019 aza..misaotra be 🌻🌻🌻💐💐💐💐💐🌹🌺❤
@galaxyprime34517 жыл бұрын
Mba tongavaà saina ry mpitondra Malagasy isany .fa tokony hann ny gasy rah manao marin nareo.Mbola hiala teo reo arak ny Daniela 2 :44. hotorotoroina fa tsy mahomby.merci poopy.
@v.m.s.rakotomanga33108 жыл бұрын
Misy farany daholo izay miseo, fa maharezà malagasy malala. Azà avela mandresy anao ny ratsy. Avelaho ny Tompo mamaly, mpisolo vava mahery Izy.
@razafindrakotoravo29479 жыл бұрын
Eny e, anareo moa ny hery sy sandry Anareo amin'izany ny didy sy làlana Very e, tsisy intsony ny zoky sy zandry Ts'isy intsony fa niova indray ny fanajana Sento, embonembona sisa no alefa Efa niova tokoa ny fiainana taloha Vetso, fa ny marina lasa nilefa Ka tsy misy ny tsara raha tsy misy vola Ny ratsy anie no tsy atao Satria loza ho anao Fiv : Tsy afa-manoatra ho aiza moa ny tenakely Tsy manantena ny mba handresy velively Aleo mangina ihany aloha F'izany no tsara kokoa Ilay ao ambony tsy andrinareo andrinay Izy no marina izy no itokisanay Tsy misy adino amin'ny fitsarany Samia mizaka ny asany Sento, embonembona sisa no alefa Efa niova tokoa ny fiainana taloha Vetso, fa ny marina lasa nilefa Ka tsy misy ny tsara raha tsy misy vola Fiv Ny tody anie no tsy antsoina Satria mivaly ny atao Fiv Ny ratsy anie no tsy atao Satria loza ho anao Eny e, anareo moa ny hery sy sandry Anareo amin'izany ny didy sy làlana...
@sylvoalias6 жыл бұрын
HVM sa MAPAR, sa va re TIM na TGV na IEM sy ny sisa tsy voatanisa . hoe hanavotra ny nosintsika ?Ny ratsy tokoa anie no tsy atao satria loza ho anao ,ny tody anie no tsy antsoina satria miverina sy mivaly ihany ny atao ....loza.Aleo mangina ihany aloha...Misaotra anao Rapooopy fa de latsaka sy mifatok'am-po ny tonokiranao....indrindra fa @ zao ondrompifidianana ny mba ho filohan'ny nosy izao....
@mialyrazaiarisoa58394 жыл бұрын
Tsara lotra le ira milaza n zavatra misy marina tsy azo takomana💔💔💔
@mariealexfnxjxjxj84357 жыл бұрын
marina zany poopy tena miatra le tonokira nao 100%merci fa tena manotika ny fo mihaino lay hira nao marina be le izy!!!!!tena tsy afa manotra mihitsy mandady hitrany valala voatango elatra sisa indrisy😌
@evahevah1745 жыл бұрын
Tiako eh❤❤👏👏👏👏
@nirinaramangasalama32653 жыл бұрын
Ilay ambony andriko. :-)
@traciamahafalyranarson79615 жыл бұрын
❤️🍀😇🤗 Feno Fahendrena ny hira
@angiekelly58429 жыл бұрын
"Ny ratsy anie no tsy atao satria: loza ho anao". Marina tokoa izany. Ny tody tsy misy fa ny atao no miverina.
@nostalgieruisselle8 жыл бұрын
J'adore !
@oliverama88277 жыл бұрын
Ny ratsy anie no tsy atao satria loza ho anao. Andriamanitra ao antampon'ny loha! ;)
@nirinalisoaraharimahefa87893 жыл бұрын
tsara e! misaotra ô!
@pierrotrakototonirina99609 жыл бұрын
Andriko lay Andriamanaitra Tompon'ny Fahamarinana e Ianao mety ts hahandry e
@ericraharimanarivo42105 жыл бұрын
tsara
@hanitraandriamparany90848 жыл бұрын
Ny ratsy atao loza miantona, fa ny soa atao levenam bola
@tojopatrickandriantenaina12957 жыл бұрын
tena marina mintsy zany e tena nahay namorona mihitsy
@nini-bh3fi8 жыл бұрын
💋💖
@alphasantorus71207 жыл бұрын
milay e tena mahafinaritra be
@nini-bh3fi8 жыл бұрын
💋💖.
@pierrotrakototonirina99609 жыл бұрын
Reo miseho ho be sandry ka manjakazaka de ho very @ fotoana ts ampoiziny e