FFPM 332 - Finaritra ny olonao
1:48
FFPM 539   FALY DIA FALY
4:19
2 жыл бұрын
FFPM 115 Jesô Tompo lehibe
6:50
2 жыл бұрын
FFPM 267 - He, ny andon’ny maraina
3:13
FFPM 642 - Hitako izao, sakaiza
3:35
FFPM 508 - Ny sambonkelinay ety
4:23
FFPM 216 - Ny teninao ry Tompo ô
3:03
FFPM 363 - Ry olo mahantra
4:09
2 жыл бұрын
Misy Fiara lehibe KTLM SPAF
4:19
2 жыл бұрын
Ny Mpidera, FLM Tsiadana SPAnta
3:24
FFPM 297 - Ry havanay malala
2:27
2 жыл бұрын
FFPM 499 - Inona, re, no atakaloko
3:02
Пікірлер
@CarolineRAZAFINDRASOA-t9w
@CarolineRAZAFINDRASOA-t9w Ай бұрын
Mankasitraka indrindra Tompoko @fizarana toriteny 🙏❤️
@mahafalybeauty9005
@mahafalybeauty9005 4 ай бұрын
Misaotra Tompoko o ! ❤
@mahafalybeauty9005
@mahafalybeauty9005 5 ай бұрын
Ça me rappelle mon enfance avec ma grand -mère ❤😢
@KkNn-m5t
@KkNn-m5t 5 ай бұрын
Amen
@richardtovo5303
@richardtovo5303 5 ай бұрын
Mahatsiaro any Morondava zah taminy ity hira ity 2015, 3éme année en Paramed zah tamin'izay. Misaotra Jesosy fa ianao no naha toy izao ahy.
@raharivaojeanneelisabelle502
@raharivaojeanneelisabelle502 5 ай бұрын
Afapo aho fa managna Anao Jesosy de misaotra ❤
@jeannetterasendrasoa7812
@jeannetterasendrasoa7812 6 ай бұрын
Samia mahereza isika fa JESOSY miaraka amintsika
@estilefoucu3906
@estilefoucu3906 6 ай бұрын
Hampitoboy Tompo Jesosy ny Finoko Anao 🙏🙏🙏
@LalieCharline-ls9ow
@LalieCharline-ls9ow 6 ай бұрын
Miarahaba antsika andiany mitandrina tsara enga anie izany TENY zany mbola hampiorina antsika hatrany
@fkmaofisialy
@fkmaofisialy 8 ай бұрын
Mankasitraka Manasa anao ihany koa amangy ny rohy kzbin.info/aero/PLpiP6tClcMhrty6NjFfUvex4jGjgdy8z7&si=Cc_p_YOFjbrsd1d8 Mirary soa
@fkmaofisialy
@fkmaofisialy 9 ай бұрын
kzbin.info/www/bejne/hJrCoHWqfrODeKssi=txHKDlNyJDIlxR82
@mihantrarilalainamireillen101
@mihantrarilalainamireillen101 10 ай бұрын
Tena mankasitraka tompoko o!
@SERVICEALTO-zr7zn
@SERVICEALTO-zr7zn 10 ай бұрын
Les luthériens ont tous fiers de ce beau village
@Horipa-b7r
@Horipa-b7r 11 ай бұрын
@richardtovo5303
@richardtovo5303 Жыл бұрын
Mahatsiaro any zah mbola ni sekoly alahady, manao velona jesosy refa Tonga ny Paska. Misaotra jesosy
@ninaseneray6636
@ninaseneray6636 Жыл бұрын
Mankasitra 😍🙏🙏
@ToriaManirisoa
@ToriaManirisoa Жыл бұрын
Amen🙏🙏🙏
@jeanbessonprosper8221
@jeanbessonprosper8221 Жыл бұрын
Tena afapo tokoa havako aby eeee miaraka aminareo ka vao maika miaraka @Jesosy ??? mankasitraka feno Tompoko ❤❤❤❤
@jeanbessonprosper8221
@jeanbessonprosper8221 Жыл бұрын
Milamigny ai mbola dila fy ai mankasitraka ❤❤❤ tahian ny Jesosy anaro jiaby
@LynahTnk
@LynahTnk Жыл бұрын
Nous🙏🙂
@zafinoromamyzrahaingonirin7282
@zafinoromamyzrahaingonirin7282 Жыл бұрын
Misaotra betsaka tompoko am fizarana Aina🙏
@sidoniesidonie9722
@sidoniesidonie9722 Жыл бұрын
❤❤❤❤❤❤❤
@RAJANABAOMarphineJuliette
@RAJANABAOMarphineJuliette Жыл бұрын
Hazony mandrakariva izahay Jesosy Tompo fa mila tsy ahazona anao ka mba handeha mendrikan'ny fiantsoana
@justineriviere650
@justineriviere650 Жыл бұрын
Mankasitraka papa
@ElianeRaherinaivo
@ElianeRaherinaivo Жыл бұрын
Misaotra tompoko@ fampianarana🙏
@ElianeRaherinaivo
@ElianeRaherinaivo Жыл бұрын
Misaotra Jesosy o manaiky hitondra n'y helokay ka naokatra Lana hoanay ao amin' tena FIAINANA Dia n'y FIAINANA MANDRAKIZAY🙏🙏
@ElianeRaherinaivo
@ElianeRaherinaivo Жыл бұрын
Manaiky marina aho fa hositranin'i Jesosy ho fitaovana eo ampelantanany🙏
@ElianeRaherinaivo
@ElianeRaherinaivo Жыл бұрын
Ity aho iraho aho tompo ! Hitory sy hanambara ny teninao eran'izao tontolo izao mba hanasitrananao ahy sy ny hafa iany koa🙏🙏
@ElianeRaherinaivo
@ElianeRaherinaivo Жыл бұрын
Misaotra papa amin' fampianarana s'y toriteny ," Izao no mpiandry indray tsara"🙏🙏makasitraka tompoko, 🙏
@TahiriainaYandyYandy-ni5cm
@TahiriainaYandyYandy-ni5cm Жыл бұрын
Mahatsiaro any amnay any fianaratsoa any za mahita anareo, mankasitraka anareo aby
@andrianombanatantely9466
@andrianombanatantely9466 Жыл бұрын
Hira nahatiarovako fahazazàko, Mahavelo Ndriananahare ❤️❤️❤️❤️
@luciajonarson1301
@luciajonarson1301 Жыл бұрын
Eny tompo manainky aho
@lalainarahelimalala3410
@lalainarahelimalala3410 Жыл бұрын
Misaotra betsaka indrindra Jesosy Tompo,fa tena AFAPO tokoa ny magnana ANAO TSARA HIIANAO
@DeniseIndremba-gc8pk
@DeniseIndremba-gc8pk Жыл бұрын
Ft
@lalaeraste-uk6og
@lalaeraste-uk6og Жыл бұрын
Ahoana no mba azahoako adresse hicomptakteko anareo
@Mireille12
@Mireille12 Жыл бұрын
Mahay mitoriten enao Pastera tena faly ny fanahiko voky ny teny soa nomenao voninahitra ho an'Andriamanitra irery Amen amen 🙏
@sorlineeuphrasieduconge4295
@sorlineeuphrasieduconge4295 Жыл бұрын
Misaotra n'y Amin hafatra pasteur,Hianao no lasa fa n'y anatrao mitoetra
@maria-fk3gu
@maria-fk3gu Жыл бұрын
Misaotra betsaka Pastora tena afapo zah am fampianarana tena afapo. Misaotra tompoko tahiny Andriamanintra iha sy ny fianakavianao
@noelsonmarohasy2232
@noelsonmarohasy2232 2 жыл бұрын
SPAM fileovana manandona Antsirabe tsara lotra
@rabetoandrovololonirina5842
@rabetoandrovololonirina5842 2 жыл бұрын
Mankasitraka Pasitera fa tena mazava!
@mariaharisoanirikoromaine5870
@mariaharisoanirikoromaine5870 2 жыл бұрын
Misaotra betsaka Pastora Fabien fa tena afapo aminy fampianarana.
@samuelsarobidy1506
@samuelsarobidy1506 2 жыл бұрын
ku de soa, mankasitraka nama an, Andriamanitsa hitahy
@jeannetteralison545
@jeannetteralison545 2 жыл бұрын
AMEN
@jeannetteralison545
@jeannetteralison545 2 жыл бұрын
🙏👋💟🙏
@jeannetteralison545
@jeannetteralison545 2 жыл бұрын
🙏💟💟🙏
@ramanitrasarah2221
@ramanitrasarah2221 2 жыл бұрын
Salama tompoko Mankasitraka ny amin ny lohahevitra atolotrao Fanatsarana tsara raha ialohavan ny vavaka ny famelabelarana ataonao tompoko hoy ny soratra masina Asan'ny Apostoly 10:2b [2]......nivavaka tamin'Andriamanitra mandrakariva. Zany hoe amin ny fotoana rehetra
@LoteranaMalagasy
@LoteranaMalagasy 2 жыл бұрын
Mivavaka izy ao amin'ny fanombohany ka. Avereno henoina
@jeannetteralison545
@jeannetteralison545 3 жыл бұрын
Misaotra an'i Andriamanitra irery ihany Amen
@jeannetteralison545
@jeannetteralison545 3 жыл бұрын
😄🤓😀
@jeannetteralison545
@jeannetteralison545 3 жыл бұрын
Isaorana anie Andriamanitra Irery ihany Amen
@Amariah722
@Amariah722 3 жыл бұрын
Pastor Andry May God truly bless you, and may This sermon rich many souls, It is a very rich Word, full of encouraging assurance of our salvation through Jesus Christ alone, That outside Jesus there is no hope there is no life and there is nothing without Jesus! Thank you Jesus Christ...