"Tsy ho takatry ny saiko" Kerobima Ankatso Vol.2

  Рет қаралды 1,045

Loterana-Malagasy ZFLM

Loterana-Malagasy ZFLM

Күн бұрын

"Tsy ho takatry ny saiko..."
1. Tsy ho takatry ny saiko akory
Jeso ny Fanavotanao
Fa tao an-davaka aho no nesorinao
Nanehoanao ny Fitiavanao
Ref. Jeso, hazony mafy aho
Tsy hisaraka Aminao doria
Koa mitomoera ao anatiko Ianao
Ho Vatolampy, heriko.
2. Tsy ho takatry ny saiko akory
Jeso ny Fitantananao
Fa Ianao manendry izay sahaza ho ahy
Na dia tsy mba noheveriko
Ref. Jeso, hazony mafy aho
Tsy hisaraka Aminao doria
Koa mitomoera ao anatiko Ianao
Ho Vatolampy, heriko.
3. Ny fiainako rahatrizay
Tsy haiko hoheverina
Ny hany fantatro anie, Tompo o!
Ny ho eo anilanao, doria
Ref. Jeso, hazony mafy aho
Tsy hisaraka Aminao doria
Koa mitomoera ao anatiko Ianao
Ho Vatolampy, heriko.
Kerobima Ankatso, Vol.2
T&F: Hasina (Dadan'i Mialy)

Пікірлер
Tia
5:29
ahabnar
Рет қаралды 34 М.
KEROBIMA  Ankatso 2015 Fiainampengonana  FULLHD
6:57
Zeze Andriamampandry
Рет қаралды 63 М.
Cheerleader Transformation That Left Everyone Speechless! #shorts
00:27
Fabiosa Best Lifehacks
Рет қаралды 16 МЛН
VIP ACCESS
00:47
Natan por Aí
Рет қаралды 30 МЛН
СИНИЙ ИНЕЙ УЖЕ ВЫШЕЛ!❄️
01:01
DO$HIK
Рет қаралды 3,3 МЛН
this is what you hear when entering heaven:
3:28
B-sharp
Рет қаралды 8 МЛН
Aza avela hahalala - Cover Miandry Rhr
4:42
Mémé de Zorèce Rabejohary
Рет қаралды 1,9 М.
NY MINO Groupe Ny mino
4:20
rakoto jacques
Рет қаралды 232 М.
VINO ISUS - Nico Matei
5:34
procred.ro
Рет қаралды 21 М.
Angelic Gospel Singers - Touch Me Lord Jesus
5:07
malacomg
Рет қаралды 8 МЛН
Misaotra Jeso
4:38
Felaniaina Diamondra
Рет қаралды 78 М.
Afapo par Kerobima Ankatso
5:10
Loterana-Malagasy ZFLM
Рет қаралды 18 М.
KEROBIMA Ankatso-To Kolahy (Live in CC ESCA)
6:18
Jean M Randriatahina
Рет қаралды 104 М.
Cheerleader Transformation That Left Everyone Speechless! #shorts
00:27
Fabiosa Best Lifehacks
Рет қаралды 16 МЛН