Coucou e oui tena tiako ❤❤❤ matsiaro ny fahiny e . Iraimbilanja tsy niova nareo e mankasitraka zalah 🎉😅😅😅
@ramandresyantsa8347Ай бұрын
❤
@masomahitabarimanga97252 ай бұрын
Tiako b ny feonareo sy ny gitaranareo, baume pour e coeur❤
@harimananirianajessicabris65895 ай бұрын
👌
@FenotianaRajaonarivelo-nv2lt6 ай бұрын
tonton Niry no bassiste kay
@moonwave10186 ай бұрын
TONOKIRA ( A à Z ) 👍🙏👍 Na izaho na ianao Nifankatia natao hoe ho mandrakizay Teo aloha isika roa Iray ny saina iray koa ny fo Olon-droa samy manana zo Ny andraikitra tsy hitovy avokoa Sendra sampanana nizara ny lalana Mizora aza miandry ahy Veloma soava tsara ( x2 ) Lalanan’ny fiainana izany Hoy ianao tamiko nitomany Nandramantsika no namerina izany Ilay fitiavanao nankararirary ahy Ilay fitiavanao tsy mba natao ho ahy Fa nahoana izaho nanontany Fa nahoana no tsy nisy namaly Niankavia miankavanana Nitady izay ho namana Niandry ana, niandry anao Lalanan’ny fiainana izany hoy ianao tamiko nitomany Nandramantsika no namerina izany Ilay fitiavanao nankararirary ahy Ilay fitiavanao tsy mba natao ho ahy Vaovao, vaovao Ho solonao Na izaho na ianao Nifankatia natao hoe ho mandrakizay Teo aloha isika roa Iray ny saina iray koa ny fo Olon-droa samy manana zo Ny andraikitra tsy hitovy avokoa Sendra sampanana nizara ny lalana Mizora aza miandry ahy Veloma soava tsara (( x2 )) Zory lalanao, zory lalanao ( 2 ) Zory ny lalanao
@rabesoelinalalaina59469 ай бұрын
Tiako foana e!Ny fahazazako iray manontolo🔥🤟
@r.fenooz848610 ай бұрын
Rockeeeeee 🤘🏼
@ainamirindraratovohery4679 Жыл бұрын
mafinaritra foana ny miheno an ty vazon zala andrarezina inty, merci fona e . Siora ry lety ozy zoky Nini zay
@ainamirindraratovohery4679 Жыл бұрын
Tena mafy foana eeee, rehefa live tena copie coller mht ary tsy mahateny fa tena enjana
@williamharison4118 Жыл бұрын
" I am the eye in the sky , looking at you , i can read your mind ! " . La voix de celui qui chante cette chanson ressemble beaucoup , comme une goutte d'eau , à la voix de Papay ! 😄.
@MaminirinaRakotoharison-r7l Жыл бұрын
aloan ny hijery video taloha d maita an io clip io tam mbola kwl be,
any ianao izay ry Kenny :( RIP .... any indray mihaona, miara mody milalao manao spectable dia biriky no atao spectataire :( RIP Zoky
@judicaelratiarison6082 жыл бұрын
Avelao ny vazoooo
@judicaelratiarison6082 жыл бұрын
Twy mzjay ninin
@andriantsilavinaherizo22442 жыл бұрын
tiko tsotra izao
@JHANGOful2 жыл бұрын
MAHAFINARITRA E; merci zoky an! MLAY LE FILINE
@joachimmarolleau53382 жыл бұрын
Ne fonctionne pas KZbin sur mon téléphone
@michelangeloandriamihaja56223 жыл бұрын
😍
@nomenjanaharysolofoniaina48803 жыл бұрын
Tsara eh mapatsiahy andro talou mirary so ny tarika
@SetaRAKOTO3 жыл бұрын
Mozika ka mozika
@raherinantenainaandriantsi62193 жыл бұрын
Sans doute LE meilleur solo malgache depuis lors, imbattable....
@sierraromeo84373 жыл бұрын
Tsara nama a Mbola io !
@didiertibe70894 жыл бұрын
Tsara ity version ity
@angelorarojo6944 жыл бұрын
milay e !!!!
@rrhugues4 жыл бұрын
"Masterpiece", morceau pionnier sur le plan technique, et du poids lourd au niveau musical ! La guitare lead en octave des 30 dernières secondes de la 1ère version de 1989 (ou 1988?) est gravée dans ma mémoire.
@jomongmong Жыл бұрын
J confirme
@sedsonandriamanalina16204 жыл бұрын
Manaiky ah e, tena mipetrapetraka tsy misy diso mihintsy.👍👍👍
@jeanvaliteraandriamahefa46174 жыл бұрын
Mbola enjana e.
@zamahfaniry80934 жыл бұрын
Zany ka mozika ary tsy mifidy génération.
@henrirandrianatoandro37624 жыл бұрын
Mampatsiahy ny fahazazana,,,misaotra nizara eeee
@andrymalalaraharifidison70234 жыл бұрын
Sur letsy Jacquot milay elah
@maxlebon85654 жыл бұрын
Rythmique parfaite, phrasées parfaite des solos, l'effet vocal utilisé rappel les années joyeuses. Excellent cru!
@judicaelratiarison6085 жыл бұрын
Marina v fa i jack no namorona ny tononkira anity hira ity...sinon iza??milay green ah...
@dekapy4 жыл бұрын
Ny tenako, dekapy, no namorona io hira io tompoko
@miharynomenjanahary81895 жыл бұрын
Je n’ai jamais aimé ce genre de musique mais cette chanson est ouufff🥰 merci au batteur 🙏🏽
@nirinaratiarimananjatovo16545 жыл бұрын
decembre 2019
@ninaratiarison39205 жыл бұрын
Zany ka guitare
@soloforasoamanana49705 жыл бұрын
Sûre les Rabanane ah!!! 🤘🤘🤘🤘
@nessley30625 жыл бұрын
Mizora aza miandry ahy Veloma soava tsara
@herizoandrinirina58225 жыл бұрын
Mankasitraka ny am fizarana
@betsmteny45925 жыл бұрын
Aiz lesy elah zao ry darkignace tsitaita
@herizoandrinirina58225 жыл бұрын
Mahatsiaro ny fahiny mahare itony hira itony
@gustavovalladares71356 жыл бұрын
Hi, is there anybody from Madagascar that could help me regarding some information about the band? It's for a radio show here in Brazil. This is what I need to know: 1) What city in Madagascar is this band from?; 2) Exactly in what year has it been formed?; 3) Are they still active?; 4) How many albums did they record in their entire career? Thanks, Gus from Brazil.
@valerienkevinmahaiavy56406 жыл бұрын
Aiza daholo ny bandy soanierana generation 90 teny @ 3 I