IRAIMBILANJA - Mizora

  Рет қаралды 224,853

darkignace randrianatoandro

darkignace randrianatoandro

Күн бұрын

Пікірлер: 36
@FanjaMompelat
@FanjaMompelat 24 күн бұрын
Coucou e oui tena tiako ❤❤❤ matsiaro ny fahiny e . Iraimbilanja tsy niova nareo e mankasitraka zalah 🎉😅😅😅
@MrSOLOMANGA
@MrSOLOMANGA 10 жыл бұрын
MIZORA 1) Na izaho Na ianao Nifakatia natao hoe ho mandrakizay Teo aloha isika roa; iray ny saina iray koa ny fo Olondro samy manana zo Ny andraikitra tsy hitovy avokoa,Sendra sampanana; nizara ny lalana Ref(2) : Mizora !! aza miandry ahy Veloma!! soava tsara 2) Lalanan’ny fiainana izao hoy ianao tamiko nitomany. Nandramantsika no namerina izany Ilay fitiavanao nakararirary ahy Ilay fitiavanao tsy mba natao ho ahy Fa nahoana no zah nanotany? Fa nahoana no tsisy namely?. Niakavia niakavanana Nitady zay ho namana niandry anao niandry anao! 2) 1) Vaovao ! Ho solonao 1) Zory ny Lalanao a! Zory ny Lalanao a! Zory ny Lalanao a! IRAIMBILANJA
@ainamirindraratovohery4679
@ainamirindraratovohery4679 Жыл бұрын
mafinaritra foana ny miheno an ty vazon zala andrarezina inty, merci fona e . Siora ry lety ozy zoky Nini zay
@SafidyNirianaRANDRIANASOLO
@SafidyNirianaRANDRIANASOLO 3 күн бұрын
Intemporel be ity hira ity🤟🏾🪐
@masomahitabarimanga9725
@masomahitabarimanga9725 2 ай бұрын
Tiako b ny feonareo sy ny gitaranareo, baume pour e coeur❤
@hafandrayscooby-doo4060
@hafandrayscooby-doo4060 10 жыл бұрын
TY HIRA IRAY TY RANGA TENA MANJA AH, FA ZA HOA MIHERITRERITRA HOE SAO DE TSY TOKONY NO POSTENA TATO @ KZbin IHANY IZY TONY MBA HO RESPECT HO AN IRAIMBILANJA EH NEFA REHEFA TSY SAROTINY VE MO NY TOMPONY ZA NDRAY NO HANAKIANA FA DE MERCI IHANY EH MBA HERITRERITRO FOTSINY NY AHY AH
@moonwave1018
@moonwave1018 6 ай бұрын
TONOKIRA ( A à Z ) 👍🙏👍 Na izaho na ianao Nifankatia natao hoe ho mandrakizay Teo aloha isika roa Iray ny saina iray koa ny fo Olon-droa samy manana zo Ny andraikitra tsy hitovy avokoa Sendra sampanana nizara ny lalana Mizora aza miandry ahy Veloma soava tsara ( x2 ) Lalanan’ny fiainana izany Hoy ianao tamiko nitomany Nandramantsika no namerina izany Ilay fitiavanao nankararirary ahy Ilay fitiavanao tsy mba natao ho ahy Fa nahoana izaho nanontany Fa nahoana no tsy nisy namaly Niankavia miankavanana Nitady izay ho namana Niandry ana, niandry anao Lalanan’ny fiainana izany hoy ianao tamiko nitomany Nandramantsika no namerina izany Ilay fitiavanao nankararirary ahy Ilay fitiavanao tsy mba natao ho ahy Vaovao, vaovao Ho solonao Na izaho na ianao Nifankatia natao hoe ho mandrakizay Teo aloha isika roa Iray ny saina iray koa ny fo Olon-droa samy manana zo Ny andraikitra tsy hitovy avokoa Sendra sampanana nizara ny lalana Mizora aza miandry ahy Veloma soava tsara (( x2 )) Zory lalanao, zory lalanao ( 2 ) Zory ny lalanao
@herizoandrinirina5822
@herizoandrinirina5822 5 жыл бұрын
Mahatsiaro ny fahiny mahare itony hira itony
@tsiroerazataitsy4883
@tsiroerazataitsy4883 8 жыл бұрын
wèp!! anisan'ny hira tiko indrindra ity hira ity sady marina b miitsy e!!! tsy maints mandray fanapahan-kevitra ndraindray!!!!
@williamharison4118
@williamharison4118 Жыл бұрын
" I am the eye in the sky , looking at you , i can read your mind ! " . La voix de celui qui chante cette chanson ressemble beaucoup , comme une goutte d'eau , à la voix de Papay ! 😄.
@andrianomananalahifotsy5751
@andrianomananalahifotsy5751 6 жыл бұрын
Hira misy votoatiny , tena mafinaritra tokoa
@chefdebureauadministratif6565
@chefdebureauadministratif6565 10 жыл бұрын
Tsara ô, tsaroako mihitsy taminzany!!!
@fenosoarandrianarivelo3815
@fenosoarandrianarivelo3815 9 жыл бұрын
Chef de bureau Administratif na dia mbola taty aoriana aza ny tenanay de j'aime mts kou e!
@razafindraibeandrymichel389
@razafindraibeandrymichel389 2 жыл бұрын
ay ve ela ra Ignace no nametraka an'ity ato eh 👍
@sierraromeo8437
@sierraromeo8437 3 жыл бұрын
Tsara nama a Mbola io !
@thiers526
@thiers526 8 жыл бұрын
zany n'y vazo tany @ tanàna e!
@andriamitombojeanclaude2279
@andriamitombojeanclaude2279 6 жыл бұрын
tsara ny gasy , mankasitraka zoky e!
@laloulalou187
@laloulalou187 7 жыл бұрын
any izay 'lay olo-tiko!
@ramandresyantsa8347
@ramandresyantsa8347 Ай бұрын
@tahianatahianando1958
@tahianatahianando1958 8 жыл бұрын
makasitraka @lay hira e ,milay a
@andrianasolohery1417
@andrianasolohery1417 8 жыл бұрын
mahery e! tsy lefy laza! makalaza
@nessley3062
@nessley3062 5 жыл бұрын
Mizora aza miandry ahy Veloma soava tsara
@zamahfaniry8093
@zamahfaniry8093 4 жыл бұрын
Zany ka mozika ary tsy mifidy génération.
@masomahitabarimanga9725
@masomahitabarimanga9725 2 жыл бұрын
O tena tiako lahy e
@valerienkevinmahaiavy5640
@valerienkevinmahaiavy5640 6 жыл бұрын
Aiza daholo ny bandy soanierana generation 90 teny @ 3 I
@nickylar
@nickylar 6 жыл бұрын
2018 !
@zotokiniainaramiarison2822
@zotokiniainaramiarison2822 8 жыл бұрын
tsy afa miverina fa sao vongantsira fa de soavatsara eeé
@vahatramiary475
@vahatramiary475 9 жыл бұрын
here comes the sun
@heritianaraymondinerakotoa5246
@heritianaraymondinerakotoa5246 7 жыл бұрын
you good for me
@solomampiononazouzou6797
@solomampiononazouzou6797 7 жыл бұрын
zory lalanao
@valerienkevinmahaiavy5640
@valerienkevinmahaiavy5640 6 жыл бұрын
Version original ao tsara ry zoky b isany .milay e
@patricerahajaniaina7104
@patricerahajaniaina7104 8 жыл бұрын
zay le vazo fihenoko t@mbl kofboy kely t@tanana e!!!msotra betsaka e!!!
@valiharandria1959
@valiharandria1959 6 жыл бұрын
Ankafiziko foana e
@andryraharison2359
@andryraharison2359 6 жыл бұрын
Zany ka vazo sady misy toniny no misy feony
@julienleraille9526
@julienleraille9526 9 жыл бұрын
tiko e
@njarvandrian9464
@njarvandrian9464 9 жыл бұрын
Tiko ty hira ty,ho avy za @ l eny @ Coliseum.
MEDLEY THIERA BRUNO
17:44
Galasam Kickee
Рет қаралды 170 М.
Iraimbilanja-Tsindrimandry(Miritsoka Prod 2020)
6:07
Hira sy Mozika
Рет қаралды 211 М.
Caleb Pressley Shows TSA How It’s Done
0:28
Barstool Sports
Рет қаралды 60 МЛН
Хаги Ваги говорит разными голосами
0:22
Фани Хани
Рет қаралды 2,2 МЛН
REBIKA MEDLEY. 1 (kolokolom-pitiavanay)
16:45
Galasam Kickee
Рет қаралды 283 М.
100% KAIAMBA RANORAY : Mozika Malagasy
1:39:43
LAMOZIKA
Рет қаралды 76 М.
Gadra INIAH
6:24
tajohanna
Рет қаралды 368 М.
Ravaomaria
18:28
Eric RAZA
Рет қаралды 28 М.
DÔ RAJHONSON - (COMPILATION AUDIO)
1:01:53
LAMOZIKA
Рет қаралды 106 М.
MAGE 4 ( fo vaovao )
5:31
nirinavaproduction
Рет қаралды 338 М.
Iraimbilanja -  Loza
4:46
Tsitohery Refaly
Рет қаралды 16 М.
APOST - Dila
5:32
natanen22
Рет қаралды 395 М.
Solo ANDRIANASOLO -  Fanekem pinoana
4:58
Herilaza Gaetan RAKOTONIRINA
Рет қаралды 45 М.