Mankasitraka be e. Ny tononkira fotsiny no mba tokony hokajiana tsara fa maromaro ihany ny diso ao anatiny :)
@lovaandrianasolo2147 ай бұрын
Ilazao ny famonjena Ireo izay tsy mba manantena Hiaina am-pifaliana rahatrizay Anjaranao izay mahalala No mampiditra ao am-bala Ireo ondry izay maniasia Fitiavana an’izao tontolo izao No nanolorany ny ain’ny Tompo Efa voavidiny tamin’ny rany Ireo olona rehetra eto an-tany Izay manamafy fo Torio ireo teny soa Ny tsy efa ny Ray no hamita ka aza mba manahy foana F’Izy ho eo anoloana Ho mpitarika ny dianao
@lovaandrianasolo2147 ай бұрын
HIRA ’Zay rehetra hirahira nohiraiko, samy manana tantara Ary matoa izy no hiraiko misy zavatra mba tiako ambara Tao ny fahoriana mafy mila tsy ho zakako lanjaina intsony Nefa nohiraiko koa ny felam-pahahana vao namony Hira ô hira kiakan’izay nohosena Hira ô hira mety ho hobim-pandresena Hira ô hira novoinona fa tsy maty Fa mikoriana ao anaty
@ratovohajaonjamickael44 Жыл бұрын
tsd poins le iz ts otran le ampy ahy ren le instru
@rakotovaoeugene7444 Жыл бұрын
Merci Bess
@rebeccarasolofoniaina54363 жыл бұрын
😍🥰
@noobie2.074 жыл бұрын
Storage le hira any mage 4
@herilazaandriamanarivo53315 жыл бұрын
Sûr mihintsy!
@heryzouhermanandriatsilavi76246 жыл бұрын
mlay nareo e
@clarasophie93356 жыл бұрын
milay be nareo mage4
@mamitianaraharimalala52327 жыл бұрын
tiko be 😍😍😍
@joelclouzeau83437 жыл бұрын
Milay b k ? Esther achia Qlf
@andorakotomalala33997 жыл бұрын
Misaotra betsaka
@karaokemalgache47447 жыл бұрын
Ankafizo ô !
@scotthank8063 жыл бұрын
a tip: watch movies on Flixzone. I've been using them for watching a lot of movies lately.
@roninalden69563 жыл бұрын
@Scott Hank yea, have been using Flixzone for years myself :D
@kashkingston72963 жыл бұрын
@Scott Hank definitely, have been using flixzone for since november myself :)