Ilazao ny famonjena Ireo izay tsy mba manantena Hiaina am-pifaliana rahatrizay Anjaranao izay mahalala No mampiditra ao am-bala Ireo ondry izay maniasia Fitiavana an’izao tontolo izao No nanolorany ny ain’ny Tompo Efa voavidiny tamin’ny rany Ireo olona rehetra eto an-tany Izay manamafy fo Torio ireo teny soa Ny tsy efa ny Ray no hamita ka aza mba manahy foana F’Izy ho eo anoloana Ho mpitarika ny dianao