Présent Octobre 2024, aleo mandeha irery rehefa tsy tiana, ny fitiavana tsy hifamilafilana, Merci beaucoup ho an'izay nizara ilay hira❤
@AmaterasouCrowleyАй бұрын
😢Marina zn teninaw znii
@Rafalimananafidelis3 ай бұрын
Tena manaja
@JeandenisDeveaux-s8x4 ай бұрын
J'adore cette chanson sa me touche vraiment dans mon coeur
@andryrielandryriel41434 ай бұрын
Merci jean Rigo
@ragerard0815 ай бұрын
J'adore la chanson malagasy
@LudwigeLouis5 ай бұрын
❤❤🎉
@saratsilavina99656 ай бұрын
Driiiii 06/07/24🎉
@hae_in88707 ай бұрын
Juin 2024 mbola ato ihany mankafy ❤
@Jerome-hi8pp7 ай бұрын
Amen ❤❤❤❤❤❤❤❤
@Jerome-hi8pp7 ай бұрын
Amen
@davelusreynald56267 ай бұрын
Le monde est triste plus rien ne va
@rijarakotoarinelina99577 ай бұрын
mankasitraka tompoko
@diamondsampsons50988 ай бұрын
🙌🏾❤
@coquelicotbeton59288 ай бұрын
Zanahry ô tahio ny tandrazanay, dia hobtany sambatra lay Madagasikaranay🙏🙏
@MimirMimir-co5bj10 ай бұрын
2024 mbola eto e !
@floandriamasy11 ай бұрын
Zanahary ô, ilay Madagasikaranao, Madagasikanay
@ClickDiamsUc-tm1pt Жыл бұрын
Dia ho tany sambatra ilay madagasikara anao 😭
@FinaritraRAFANOHARANTSOA-gi1wd Жыл бұрын
Tsara laotra hira nareo tarika jean rigo
@Rabemena Жыл бұрын
C'est bizarre là elle est belle si on compare à maintenant
@jeannepamphile1461 Жыл бұрын
AMEN Alléluia AMEN !!!!❤️🎚️❤️🕊️GLOIRE LOUANGE HONNEUR PUISSANCE A L'ÉTERNEL NOTRE DIEU AMEN GLOIRE À DIEU En JÉSUS CHRIST MERCI soyez bénis ❤️
@rmrak3053 Жыл бұрын
Reveko ty vazo tyh
@Larissah8 Жыл бұрын
❤️❤️❤️❤️❤️2023❤️❤️❤️❤️❤️
@cheniaaltenor1893 Жыл бұрын
Une merveille ce chant j'aime trop je l'écoute en boucle
@marieangelah Жыл бұрын
2023 mbola tsy lany hamamiana amiko ty hira ty 💖
@AinaSendratiana Жыл бұрын
❤❤❤❤💘
@NanafromNana662 жыл бұрын
Hira feno anatra, ho an'ireo tsy vonogny hanambady, aza lalaovina ny fon'olo. Avelao izy hitady ny anjarany ... Hiran'olo taloha izy io, satria @zao maro ny miarakaraka fotsiny amizao. Taloha, t@ fotoan'ny dadabe, na RAD tsika; tsy maintsy olo efa niboaky tao @RAD efa nanome toky fa hampiakatra e azo iarahana. Olo fantatra oe zanak'ia. Olo fantatry fa oe ho vady ...
@allanmanonjarabemananjara71332 жыл бұрын
Mbola mihaino 2022
@jeunesentrepreneursmalagas25652 жыл бұрын
Tsara be ilay hira. Mahay be mintsy ry Jean Rigo raha resaka arrangement sy originalité 😀😀😀
@annemimosehector66002 жыл бұрын
Amen 🙏
@marieadrianafanambinana56522 жыл бұрын
💜🇲🇬
@emmanuelgilbert19332 жыл бұрын
Çes bél
@enindratrerabellaursula74332 жыл бұрын
Merci beaucoup ❤⚘❤
@nialyandriantsisosotra38552 жыл бұрын
[PAROLES] 1. Isaky n’mba hiteny aho dia miahotra Isaky n’mba hilaza aho dia matahotra Ef’impiry impiry moa fa ankehitriny izao Hanolo-tena ho an’i Jeso mpamonjy aho fa olom-baovao Ny andro androany no ilazako amy Jeso fa hanompo Azy aho Ny andro androany no ilazako amy Jeso fa hanaja Azy aho Ka ny andro androany no ilazako amy Tompo fa Izy irery Izy irery ihany Hanolo-tena ho an’i Jeso mpamonjy aho fa olom-baovao Jeso inty aho Jeso fa vonon’aho hanolo-tena ho Anao Raiso ity mpanomponao ou ou ou ou ou Tompo o Andriamanitra Ianao Hanaja Anao amy fo sy saina fanahy N’aiza n’aiza misy ahy 2. Ny androko rehetra atolotr’Azy Ka ny hazavany no hanjak’ao Tsy hisalasal’intsony aho ny hanaton’Azy izao
@iramiseraymond31452 жыл бұрын
Yo
@freihelis75352 жыл бұрын
Isaky n’mba hiteny aho dia miahotra Isaky n’mba hilaza aho dia matahotra Ef’impiry impiry moa fa ankehitriny izao Hanolo-tena ho an’i Jeso mpamonjy aho fa olom-baovao Ny andro androany no ilazako amy Jeso fa hanompo Azy aho Ny andro androany no ilazako amy Jeso fa hanaja Azy aho Ka ny andro androany no ilazako amy Tompo fa Izy irery Izy irery ihany Hanolo-tena ho an’i Jeso mpamonjy aho fa olom-baovao Jeso inty aho Jeso fa vonon’aho hanolo-tena ho Anao Raiso ity mpanomponao ou ou ou ou ou Fiv : Tompo o Andriamanitra Ianao Hanaja Anao amy fo sy saina fanahy x2 N’aiza n’aiza misy ahy 2. Ny androko rehetra atolotr’Azy Ka ny hazavany no hanjak’ao Tsy hisalasal’intsony aho ny hanaton’Azy izao Hanolo-tena ho an’i Jeso mpamonjy aho fa olom-baovao Ny andro androany no ilazako amy Jeso fa hanompo Azy aho Ny andro androany no ilazako amy Jeso fa hanaja Azy aho Ka ny andro androany no ilazako amy Tompo fa Izy irery Izy irery ihany Hanolo-tena ho an’i Jeso mpamonjy aho fa olom-baovao Jeso inty aho Jeso fa vonon’aho hanolo-tena ho Anao Raiso ity mpanomponao ou ou ou ou ou Fiv : Tompo o Andriamanitra Ianao Hanaja Anao amy fo sy saina fanahy x2 N’aiza n’aiza misy ahy
@anichanirina4904 Жыл бұрын
Mankasitraka ❤❤❤❤
@louisa8button2 жыл бұрын
❤️
@ainatsilavina39252 жыл бұрын
Tena tsara 👍
@valisoarandrianaritovo28712 жыл бұрын
07/02/2022 ♥
@oliviaandri2993 жыл бұрын
K’aza atao sary tiagna zaho malala eh Sahiragna zaho koragnanao miôva isanandro io oh K’aza atao kilalaonao zaho koa tsy hangala zaho anao Tsy hagnano mapaza lahiny aminakahy anao Handrara hamoa Na anao mbola tia na anao ’fa tsy tia Volagna marigne k’aza asitriky Kôragnanao bôka karaha tsy hanjary Aleo samy mitady ny anjarany (in-2) Tiava zaho koà tianao fitiavako anao Tiava zaho koà tianao ô fitiavako anao Tiako ambara anao Mba mety misy olo tia zaho any Izy koa anao ’fa tsy ahefa ambarà Aza atao vono aomby nampahia zaza zaho.... Ambilà zaho, ambilà zaho miamby ny anjarako Ambila zaho handeh manokana Ambilà zaho, ambilà zaho miamby ny anjarako Ambila zaho handeh manokana zaho Na anao mbola tia na anao ’fa tsy tia Volagna marigne k’aza asitriky Kôragnanao bôka karaha tsy hanjary Aleo samy mitady ny anjarany (in-2)