Melky - Antso

  Рет қаралды 619,298

richia79

richia79

Күн бұрын

nouveau clip de melky intutilé"antso" à partager

Пікірлер: 86
@hae_in8870
@hae_in8870 3 ай бұрын
Juin 2024 mbola ato ihany mankafy ❤
@karinerandrianimanana7323
@karinerandrianimanana7323 3 жыл бұрын
J’avais 12 ans à l’époque. Ça a marqué mon enfance 😊, voici que je la réécoute en 2021 🤗.
@JeandenisDeveaux-s8x
@JeandenisDeveaux-s8x 3 күн бұрын
J'adore cette chanson sa me touche vraiment dans mon coeur
@gunnm6872
@gunnm6872 4 жыл бұрын
C'est la seule chanteuse que j'irais voir si elle venait en France. Très grande interprète, magnifique voix, une des plus grandes chanteuses Malagasy si ce n'est la plus grande.
@freihelis7535
@freihelis7535 2 жыл бұрын
Isaky n’mba hiteny aho dia miahotra Isaky n’mba hilaza aho dia matahotra Ef’impiry impiry moa fa ankehitriny izao Hanolo-tena ho an’i Jeso mpamonjy aho fa olom-baovao Ny andro androany no ilazako amy Jeso fa hanompo Azy aho Ny andro androany no ilazako amy Jeso fa hanaja Azy aho Ka ny andro androany no ilazako amy Tompo fa Izy irery Izy irery ihany Hanolo-tena ho an’i Jeso mpamonjy aho fa olom-baovao Jeso inty aho Jeso fa vonon’aho hanolo-tena ho Anao Raiso ity mpanomponao ou ou ou ou ou Fiv : Tompo o Andriamanitra Ianao Hanaja Anao amy fo sy saina fanahy x2 N’aiza n’aiza misy ahy 2. Ny androko rehetra atolotr’Azy Ka ny hazavany no hanjak’ao Tsy hisalasal’intsony aho ny hanaton’Azy izao Hanolo-tena ho an’i Jeso mpamonjy aho fa olom-baovao Ny andro androany no ilazako amy Jeso fa hanompo Azy aho Ny andro androany no ilazako amy Jeso fa hanaja Azy aho Ka ny andro androany no ilazako amy Tompo fa Izy irery Izy irery ihany Hanolo-tena ho an’i Jeso mpamonjy aho fa olom-baovao Jeso inty aho Jeso fa vonon’aho hanolo-tena ho Anao Raiso ity mpanomponao ou ou ou ou ou Fiv : Tompo o Andriamanitra Ianao Hanaja Anao amy fo sy saina fanahy x2 N’aiza n’aiza misy ahy
@anichanirina4904
@anichanirina4904 11 ай бұрын
Mankasitraka ❤❤❤❤
@rabetafikasaholy5757
@rabetafikasaholy5757 7 жыл бұрын
Tompo o! Andriamanitro Ianao! Hanaja Anao @ fo sy saina Fanahy ! N'aiza n'aiza misy ahy! Ampio aho Jesosy !tehirizo ao Aminao aho tsy hisy aharombaka am-pelatananao !Amen !
@nirinatombosoa7142
@nirinatombosoa7142 4 жыл бұрын
louna se soir on a ganisse un soirépijama gros louna
@Lizzy-ox1zn
@Lizzy-ox1zn 6 жыл бұрын
I dont know the meaning of the lyrics, but i liked it. From Philippines here😍
@jisooturtlerabbitkim5559
@jisooturtlerabbitkim5559 5 жыл бұрын
It talk about Jesus it's all that you have to know 😊❤
@mihaminahenintsoaandrianav6149
@mihaminahenintsoaandrianav6149 3 жыл бұрын
2021 j'écoute encore ccette chanson.Ça me rappelle un souvenir de mon enfance 😍😍 .La Nostalgie 22 Mars 2021
@MAMPOUWENANT84
@MAMPOUWENANT84 11 жыл бұрын
Tsy mi colle @lay hira lay fiakanjo!! mila manaraka tanteraka Azy na ny fiakanjo na ny fihetsika ary ny fiaina ange aky ry Melky e!!! Merci tsara loatra lay hira
@deranome
@deranome 15 жыл бұрын
Merci SFAX1953, un tunisien qui aime MELKY, c' est très touchant, ce serait de la folie pure si tu comprenais ce qu' elle disait ... en l' occurence, elle affirme sa foi chrétienne, apparemment très profonde.
@leonciodejesusalvarezagude4786
@leonciodejesusalvarezagude4786 10 жыл бұрын
Hello Melky, your voice, such as the heart, beautiful world.
@zalihatakassim9057
@zalihatakassim9057 4 жыл бұрын
J'aime bcp melky elle chante bien j'adore plus plus 💋🤩🥰
@marieangelah
@marieangelah Жыл бұрын
2023 mbola tsy lany hamamiana amiko ty hira ty 💖
@ratsimanohitraleydzrobert8719
@ratsimanohitraleydzrobert8719 7 жыл бұрын
Mafinaritra be Melky ,,,raha azoko natao NY naka vady azy dia nalaiko ,,magnentana agnare jiaby MBA hiaino NY hirany fa.....tsara be
@nialyandriantsisosotra3855
@nialyandriantsisosotra3855 2 жыл бұрын
[PAROLES] 1. Isaky n’mba hiteny aho dia miahotra Isaky n’mba hilaza aho dia matahotra Ef’impiry impiry moa fa ankehitriny izao Hanolo-tena ho an’i Jeso mpamonjy aho fa olom-baovao Ny andro androany no ilazako amy Jeso fa hanompo Azy aho Ny andro androany no ilazako amy Jeso fa hanaja Azy aho Ka ny andro androany no ilazako amy Tompo fa Izy irery Izy irery ihany Hanolo-tena ho an’i Jeso mpamonjy aho fa olom-baovao Jeso inty aho Jeso fa vonon’aho hanolo-tena ho Anao Raiso ity mpanomponao ou ou ou ou ou Tompo o Andriamanitra Ianao Hanaja Anao amy fo sy saina fanahy N’aiza n’aiza misy ahy 2. Ny androko rehetra atolotr’Azy Ka ny hazavany no hanjak’ao Tsy hisalasal’intsony aho ny hanaton’Azy izao
@jeanchrysostometsiriogna4262
@jeanchrysostometsiriogna4262 9 жыл бұрын
Tsara be le hira a ! Mankasitraka aki a !
@marcelrasolonarivo165
@marcelrasolonarivo165 7 жыл бұрын
hira anisan'ny tena ankafiziko ity hira ty. Sady melky tsara feo. I like it
@raknathan69
@raknathan69 15 жыл бұрын
Jesoa,inty aho Jesoa fa vonona aho
@marcoforno6734
@marcoforno6734 9 жыл бұрын
Soa,vao vao,la vie Jesus donne,ci tu ouvre ton coeur.
@framboiseboni658
@framboiseboni658 3 жыл бұрын
Tsara b MELKY ! MERCI
@narindrarandrianomenjanaha5292
@narindrarandrianomenjanaha5292 8 жыл бұрын
Tsara ny midera ny Tompo satria tsara izy ka izay midera azy dia tsara!!!
@loicrenault5
@loicrenault5 10 жыл бұрын
Melky je le choisis parceque elle sait très bien chanté et ces parole et en plus elle très jolis merçi
@constancekagurazaka1100
@constancekagurazaka1100 11 жыл бұрын
j'adore tsara be le hira je l'adore
@aude5654
@aude5654 3 жыл бұрын
2021 alwayyssss a good song!
@Bootakill
@Bootakill 16 жыл бұрын
Richie79 Mba ampindramo CD na clipin'ny Melky aho ! raha eto andafy ! By BOOTAKILL
@tianasoaherylalainarakotoa9838
@tianasoaherylalainarakotoa9838 9 жыл бұрын
Fa tsar any mihir aho an'i Jehovah
@maxgwada4237
@maxgwada4237 3 жыл бұрын
Jolie découverte pour moi today
@izk6b727
@izk6b727 6 жыл бұрын
apres ces annees ce sera toujours ma prefere
@shalomnissi6295
@shalomnissi6295 7 жыл бұрын
waw mankasitraka fa tsara.ho an Tompo irery ny dera
@domoinajudiah1771
@domoinajudiah1771 5 жыл бұрын
2019 iza no miaraka amiko ato
@zaramamymerancella9109
@zaramamymerancella9109 4 жыл бұрын
zah💟💪
@karengonethmandimbilapa4492
@karengonethmandimbilapa4492 2 жыл бұрын
Décembre 2021❤❤❤
@ethelntomesha5407
@ethelntomesha5407 5 жыл бұрын
just so beautiful
@emilienneravao5221
@emilienneravao5221 11 жыл бұрын
I like so much that song!
@ildahassani3623
@ildahassani3623 10 жыл бұрын
Ma princesse ny tia anao melky
@jlamboto
@jlamboto 12 жыл бұрын
tsara be tena tsara be
@vavynitokianaraharimanana9593
@vavynitokianaraharimanana9593 5 жыл бұрын
Tsara ne lay hitanao melky
@Melkygasy77
@Melkygasy77 14 жыл бұрын
Tu as reson TheAnisa44, moi aussi je suis déja aller a ses concerts. Elle est extra. Merci pour tous Melky. A bientot
@bodorandriamanana4311
@bodorandriamanana4311 8 жыл бұрын
raha ny fanirina dia ny m ba ho hira fiderana an'Andriamanitra daholo ny mpihira rehetra ka tsy hiloa-bava raha tsy fiderana
@lore44ful
@lore44ful 12 жыл бұрын
tsara be le hira!!
@florenciazaranony7616
@florenciazaranony7616 5 жыл бұрын
vivre 22/ 04/ 2019 🎧❤😘
@Larissah8
@Larissah8 Жыл бұрын
❤️❤️❤️❤️❤️2023❤️❤️❤️❤️❤️
@saratsilavina9965
@saratsilavina9965 2 ай бұрын
Driiiii 06/07/24🎉
@smurfdanceful
@smurfdanceful 10 жыл бұрын
Manja be le pihira
@victorrajaonarivelo414
@victorrajaonarivelo414 8 жыл бұрын
marina zany e zaho koa efa nanolotena ho an ny tompo e samia miroso amin ny lalindalina kokoa hatrany
@Rabemena
@Rabemena 10 ай бұрын
C'est bizarre là elle est belle si on compare à maintenant
@ibrahimchafat7000
@ibrahimchafat7000 8 жыл бұрын
j'adore
@nanardandrian4982
@nanardandrian4982 7 жыл бұрын
Merci Melky 😇
@rakotonarivojeanpascal5628
@rakotonarivojeanpascal5628 4 жыл бұрын
malaky ny fotoana! toy ny vao omaly ilay hira
@xStyleFootx
@xStyleFootx 16 жыл бұрын
tsara be les muzik
@zaramamymerancella9109
@zaramamymerancella9109 4 жыл бұрын
Amen❤
@georgetterazafinirina7102
@georgetterazafinirina7102 6 жыл бұрын
Efa an'i TOMPOKO hatramizay aho,izy no manjaka ato anatiko.
@santii1283
@santii1283 8 жыл бұрын
mafinaritra ni miaraka am ijesosy
@valisoarandrianaritovo2871
@valisoarandrianaritovo2871 2 жыл бұрын
07/02/2022 ♥
@shinmerula
@shinmerula 11 жыл бұрын
tsara be le hira
@monikab9
@monikab9 12 жыл бұрын
Amazing!
@mialysandy8511
@mialysandy8511 5 жыл бұрын
2019 ?????
@vivianeratovoson201
@vivianeratovoson201 3 жыл бұрын
Lay hira tsara fa ny fiakanjony lay mihira TENA olon'izao Toronto zao mihitsy , laisse tomber ?!!!!! C'est honteux devant le SEIGNEUR
@abdallahrussel2295
@abdallahrussel2295 6 жыл бұрын
tiako daholo ny vazo melky
@rasouftiavanarasouftiavana2347
@rasouftiavanarasouftiavana2347 8 жыл бұрын
Amen
@eugenierivosoa7007
@eugenierivosoa7007 7 жыл бұрын
marina zany teneny mekly 😁☺🙂😘😍
@managersaindou8602
@managersaindou8602 7 жыл бұрын
adorable
@jeanclaudecrochet7586
@jeanclaudecrochet7586 7 жыл бұрын
magnifique
@nicoclem6949
@nicoclem6949 11 жыл бұрын
j aime
@maherytia
@maherytia 11 жыл бұрын
woderfull zik
@razafindrazananyvalisoajos8722
@razafindrazananyvalisoajos8722 10 жыл бұрын
Tsara be
@charlesalainthom5667
@charlesalainthom5667 8 жыл бұрын
jesos no miahy isan andro
@mialysandy8511
@mialysandy8511 6 жыл бұрын
C était sorti en quelle année la chanson ?
@Lag-ot1no
@Lag-ot1no 4 жыл бұрын
Vers 2006 je pense mais je sais pas exactement
@harishue
@harishue 5 жыл бұрын
Marina mintsy ô
@LEFEVRE43
@LEFEVRE43 11 жыл бұрын
tout à fait d'accord, un peu dommage!!!
@mialysandy8511
@mialysandy8511 6 жыл бұрын
2018?
@felanasasa2419
@felanasasa2419 5 жыл бұрын
2019 lol
@onjaravelo7238
@onjaravelo7238 6 жыл бұрын
NB: toa @totahitra anareo tsika no nihaona. tadidiko tsara...
@falyrazafindragolo666
@falyrazafindragolo666 4 жыл бұрын
Les manaly
@hamadmere2749
@hamadmere2749 6 жыл бұрын
TS be lay hira
@tinasoalalainaa820
@tinasoalalainaa820 7 жыл бұрын
tiko b
@soasorea8037
@soasorea8037 6 жыл бұрын
Tiakow
@evlienace
@evlienace 11 жыл бұрын
je suis amoureux je vous dis
@onjaravelo7238
@onjaravelo7238 6 жыл бұрын
salut Melky ( ra ho traronao za fa efa ela dia ela zay ) efa nakany tany aminao za ( tao @bebe anao ) teo @fotoana nandeananao io dia nataonao niakatra izaho satsy enao nande dia niresaka be zay bebe anao ( teneno izy oe le tovolahy niakatra tao @ny avana "" azo atao oe zafikely ny nenifara "" ) dia tokony niverina izaho ifakaita anao fa teo akaiky ny deparako io fotoana io ka adinoko le izy. miala tsiny. dia tonga taty atany lavitra aty za vo oe: oay lety e.... efa amataona zay fa ra traronao dia mba lazao. omeo signe za dia refa miverina aty à tanana za dia itady anao ndray :) tiako sady mlay ny hiranao ary tohizo ra mbola mety.
@jessickajaotombo1787
@jessickajaotombo1787 7 жыл бұрын
marina zn
@theresinemarie8763
@theresinemarie8763 7 жыл бұрын
Amen
Melky - Ianao No Tiako (Hira Malagasy)
4:13
Malagasyza
Рет қаралды 51 М.
MELKY - BEST OF (VIDEO COMPILATION)
38:40
LAMOZIKA
Рет қаралды 241 М.
Will A Guitar Boat Hold My Weight?
00:20
MrBeast
Рет қаралды 202 МЛН
Electric Flying Bird with Hanging Wire Automatic for Ceiling Parrot
00:15
Hain'ny Tompo - Pasteur Jocelin (lyrics)
7:31
Zara music
Рет қаралды 403 М.
Jean Rigo :Ambila zaho
5:28
richia79
Рет қаралды 137 М.
3F (Finoana,Fanantenana,Fitiavana) :: Antsa an'i Kristy
5:39
TonniRennel
Рет қаралды 426 М.
Lola - Mpamindra fo Izy
4:36
Ando Rak
Рет қаралды 820 М.
Antsan'i Kristy - tohano mafy
6:18
gasytiamozika
Рет қаралды 1,4 МЛН
Melky - Efa tia -
4:29
melkyfrance
Рет қаралды 160 М.
Melky - Aza manahy
3:55
richia79
Рет қаралды 96 М.
Melky leo anao
5:05
melkyfrance
Рет қаралды 104 М.
Mbola ho tsaraina - Rija Rasolondraibe
4:36
avobehotmail
Рет қаралды 467 М.
Ny Avo "HO AIZA"
4:27
Rojonyavo Rojonyavo
Рет қаралды 812 М.
Will A Guitar Boat Hold My Weight?
00:20
MrBeast
Рет қаралды 202 МЛН