Tsy hiverina intsony ny hira tahak'itony....indrisy ry kanto malagasy am zao
@norotianamananjean91063 жыл бұрын
''ianao irery'' fa tsy ianao ihany o
@baboubabou72554 жыл бұрын
Je chante toujours cette chanson inlassablement pour Toi Mamounette d’Amour... Ti ako ianao 💝💝💝💝💝 Tu me manques Maman.
@tsantasalema16415 жыл бұрын
Mankasitrak e!
@santatriniainaandrianasolo27815 жыл бұрын
tsar ee!!
@harisonjames37085 жыл бұрын
atsiarovan n taloha!!!!
@nasoloranaivomanana15476 жыл бұрын
Mamelona fahatsiarovana sady mahafinaritra lay hira. Fa aiza kay zao ry zareo ireo toa tsy mba henoheno mohitsy e!?
@haingomahandrianasolo1636 жыл бұрын
tena tiko b mhtsy io hira io mstra e
@michaelrahaingo61606 жыл бұрын
mbola any ve ireo mpihira ireo?
@danielradany9656 жыл бұрын
mbola misy hiran'i kiki sy nirina mba tiako ho heno le misy hoe tadidinao va re?",ny refrain hoe "toa be ahiahy aho very fanahy aho nefa ny teninao no nanome hery ho ahy...."
@poundalee52813 ай бұрын
Efa nisy io hira io teto youtube, fa tsy hitako intsony, Isan' ny mpihira manana tonony sy arrangements tena tsara
ndryyyy misaotra e efa ho 35 taona no tsy nahenoako anizany hira izany nefa toy ny vao omaly dia miverina ho azy ilay tadidy
@impossiblea21808 жыл бұрын
eto ambaravarankely aho no mandefa nieritreritra.. ....!!!!!
@josianlucio7648 жыл бұрын
tena tsara le hira sambany mba niaino an'zany hira zany ka tonga de tafalatsaka b @ le izy ee. mankasitraka ee tena milay lôtra na ny tonony na ny feony tsy mankaleo mihitsy an
@rakotonirinaemmanuel83918 жыл бұрын
merci bc fa tena tiako be ty hira ity hafa ihany ny hira taloha sady tsara ny tonony no manome hafatra ihany koa. Ianao irery no tsy adinoko sady tiany foko maja!!!!
@ceciliat90158 жыл бұрын
tena misaotra betsaka ny mpandefa namoaka indray itony tahirin kira itony ..mankasitraka vraiment
@nn77038 жыл бұрын
<3! <3! <3! :'(! :'(!
@sylvoalias8 жыл бұрын
Oh lala L'amour....ca fait soufffffffrir quel souvenir ..... salut á toi......et bonne nuit.
@nn77038 жыл бұрын
Sylvoalias Salama Ravelot oui jamais plus je l'aimerais..! Tu m'a fait souffrir.. Lol!! Ça va toi..?! Bonne journée, bon week-end bisous!!
@sylvoalias8 жыл бұрын
coucou Natalie.. j'ai bien dormi et toi ? l'été est parti ,l'automne est en plein fouet on se prépare au retour de l'hiver et la venue de la premiére neige.... Bonne journée et bon week end á toi aussi. Bisouuuuus (:)) S.
@nn77038 жыл бұрын
Sylvoalias Salama Ravelot salut..!! Chez nous c'est l'été.... B-) ;-) bonne soirée!!
@sylvoalias8 жыл бұрын
oh oui.... la sueur fade de l'été....la torse nue et la chaleur ardent de chez nous me manque trop..Bonne journéeee Bizouus
@nn77038 жыл бұрын
je souffre en silence.... :'(!!
@thiers5268 жыл бұрын
je compati...
@nn77038 жыл бұрын
Thierry RAZA merci Thierry!si tu savais....;-)?!!
@impossiblea21808 жыл бұрын
+Amour I :'( :'( :'(
@ThePiscounet8 жыл бұрын
tena lafatra ny hira ary tsy ho tontan ny ela sanatria ;-)
@jonraha5888 жыл бұрын
mety nisy horonatsary zany ngamba tao @ ortm fa saingy nanimba zavatra ny fahamaizana tamreny hetsika be reny, na zany aza mamelona fatsiarovana b l hira. e ,tks
@tambyrandriantsitohaina94568 жыл бұрын
tsara fa tohizana
@chantalraoelina93139 жыл бұрын
tsara be ny taloha
@thiers5269 жыл бұрын
7 taona aho t@ zany hira zany.
@thiers5269 жыл бұрын
eeeee!!! mbola ho avy e...
@hantarakotoarijaona97479 жыл бұрын
très très belle chanson, merci à toi Lalao!
@sylvainandiamanatena59589 жыл бұрын
manja e!
@leondolaandrianasolo2489 жыл бұрын
Tsy mitsahatra amin'ny sitraka
@harrysariane518110 жыл бұрын
Tena mankasitraka an'izay nametraka an'ity hira ity fa efa ela be mihitsy no nitadiavako azy!!! Misaotra e!
@hanitrarazaf389110 жыл бұрын
Ndriii
@raklio110 жыл бұрын
A l'orgue et l'arrangement, un certain Bessa...
@charlesjeannotrandriamahar56510 жыл бұрын
Merci mille fois Lalao. Tu m'as fais revivre. l'amer chagrin. d'amour d'une être chère qui, helas m'a quitté très.jeune. Paix à son âme.
@iboniamasboniamanoro10 жыл бұрын
mankalaza lesy
@solonjanaharyrakotoarijaon236110 жыл бұрын
otran somar nangoritsina kel za naheno an zay hira zay, tena enjana be zay hira zay
@038972672411 жыл бұрын
Hafa ihany ny mpanakanto Malagasy an! C'est l'une de mes chansons préférées! misaotra e!
@livaharilantoandriampenoma191311 жыл бұрын
Tantara tsy voafafan'ny taona maro mifandimby e
@Roland659611 жыл бұрын
J'ai attendu plusieures annees pour que quelqu'un mette cette chanson sur You tube.Merci finalement