mety nisy horonatsary zany ngamba tao @ ortm fa saingy nanimba zavatra ny fahamaizana tamreny hetsika be reny, na zany aza mamelona fatsiarovana b l hira. e ,tks
@SuperFahlaАй бұрын
Hira izany lehiretsy a ❤
@andrianalypary20211 жыл бұрын
tena tsara tokoa ilay vazo, mampanembona ny lasa tokoa ! misaotra indrindra !
@manampisoarahajarison338512 жыл бұрын
Tena tiako be fa misaotra betsaka ny mpizara, mankasitraka e !
@israjrazafimahefa12 жыл бұрын
misaotra nizara an :) mahafinaritra. Mampanembona ny fahazazana :)
@harrysariane518110 жыл бұрын
Tena mankasitraka an'izay nametraka an'ity hira ity fa efa ela be mihitsy no nitadiavako azy!!! Misaotra e!
@michaelrahaingo61606 жыл бұрын
mbola any ve ireo mpihira ireo?
@nasoloranaivomanana15476 жыл бұрын
Mamelona fahatsiarovana sady mahafinaritra lay hira. Fa aiza kay zao ry zareo ireo toa tsy mba henoheno mohitsy e!?
@aquilaebenedicti7 жыл бұрын
Tena efa ela no nitady an'ity.merci e
@Makibesofina11 жыл бұрын
Ntsô nalee, mahafatifaty be !
@thiers5269 жыл бұрын
7 taona aho t@ zany hira zany.
@danielradany9656 жыл бұрын
mbola misy hiran'i kiki sy nirina mba tiako ho heno le misy hoe tadidinao va re?",ny refrain hoe "toa be ahiahy aho very fanahy aho nefa ny teninao no nanome hery ho ahy...."
@poundalee52814 ай бұрын
Efa nisy io hira io teto youtube, fa tsy hitako intsony, Isan' ny mpihira manana tonony sy arrangements tena tsara