Mise andriamanitra firy moa ao Madagascar😢 very za le retsy he
@chantalhibon671911 ай бұрын
Sa sody hifoka kely za di ho hitako marina 😂fa loza ti😅😅😅
@chantalhibon671911 ай бұрын
Fa misy firy andriamanitra he ? 1 tatadraza 1kohen 1 soeur fabiola fa hotrany maro be lotra dia reraka za 😅
@chantalhibon671911 ай бұрын
Dia mahagaga za reto olon reto zao ve tompona aza vendrana rizareo ha
@chantalhibon671911 ай бұрын
Ka pagalatra ve zany lasa any andanitra nefa fagalarany napanakarena azy .nivarotra tolapaty ohatra c un signe ve😡
@chantalhibon671911 ай бұрын
😂😂😂😂 n importe quoi😅😅😅
@rovanantenainarambeloson5933 Жыл бұрын
enao miteny hoe miendrika masoandro tarehiny JESOSY nefa enao nanontany izy hoe: fa nga enao tsy lava volo? aza mba miteniteny fona ra olono o!!!!
@worldcooking Жыл бұрын
Vidéo intéressante avec des images de qualité chez Alalino !
@richardrakotondrasoa8570 Жыл бұрын
Ho ela velona ianao Dadavy, zah tena mpanaraka ny sary indray mipika
@poundalee52812 жыл бұрын
H O R R I B L E S🤢👎 tsy ny RAP no ratsy, fa ilay fatra paka tahaka tsisy originalité no mampalahelo👎 Mbola tsy teraka ny RAP no efa nisy JIJY, Rahoviana ny gasy no hamelo-maso ny kolon-tsaina gasy ampanarahina ny vanin'andro ❓
@narcisseakbaraly49462 жыл бұрын
Merci beaucoup ♥️♥️♥️
@gilianerantoanina2 жыл бұрын
WoW papa ❤️
@roberthotolojanahary79232 жыл бұрын
sary indray mipika
@poundalee52812 жыл бұрын
Décevant comme analyse de la part de Kolo tv, feno fanavakavahana, tsara hazavain'i kolo tv hoe sur quel critère ny atao hoe construction ilicite version Kolo tv❓❓❓ Taorinan'ny cités des 67 ha, ambodin'isotry, ampefiloha, analamahitsy.... Tsy nisy fitondrana taty afara nanao logements sociaux. Izany hoe tsy miahy sy tsy mitsinjo ny trano hialofan'ireo vahoaka ny fitondrana, Koa rehefa tsy misy io tolotra trano io, dia samy mitady izay azony hialofana ny vahoaka. Nahoana no enjehin'i Kolo tv amin'ity video ity ny bidon ville hoe construction tsy manara-dalana❓❓❓ TSARA JEREN'I KOLO TV IREO CONSTRUCTIONS ILLÉGALES MANODIDINA NY LAC N'NI MANDROSEZA Raha resaka construction araky ny lalàna no hojerena dia mino zah fa ny 99% n'ireo construction dia tsy ara-dalàna. Manaba alternatives omena ireo mponin'ny bidon ville ve i Kolo tv❓
@MrPol186982 жыл бұрын
Ny vendrana no mino any izany Ramatoa miteniteny foana tsy menatra mivazavaza eo
@MrPol186982 жыл бұрын
Ny vendrana no Mino Any izany Ramatoa miteniteny foana tsy menatra akory mitapy
@Professor_Franquêta-SergipeBr2 жыл бұрын
Parabéns pelo vídeo e saudações de Sergipe no Brasil e abraços do Professor FRANQUÊTA
@jeanmonsieur27483 жыл бұрын
Inona porofo ilazanao fa taranaka cohen avokoa ny taranaka andriana ao Madagasikara ? Omeo ny porofo azafady, ary tsarovy fa ny andriana dia tsy mpanjaka, fa classe sociale intermediaire
@jeanmonsieur27483 жыл бұрын
Philosophie bhoudiste ny philosophie ilay vohizinao ry Maitre, arako tsara
@nirinalisoaraharimahefa87893 жыл бұрын
ndriii!!! mampalahelo! mahavaky fo! mampieritreritra hoe raha izaho no iharan'izao dia mba ahoana? soa fa mba samy miezaka mitady fivelomana ihany ireo olona! saingy eo foana ilay hoe ny hohanina anio tadiavina anio. misaotra ô!
@phrandretsa55193 жыл бұрын
Lé Mija tena mal formé en tant qu'animateur. Mauvaise école . Viré sur le champ
@tysynday3 жыл бұрын
Aza mamitaka , ny malagasy tsis idiran hebreo zany. Ts marimpototra aby le porofo..
@rivorakoto18524 жыл бұрын
Madagascar rehetra bidon ville
@rolandrakotondramanana68544 жыл бұрын
Fabiola d amour. Tsara le anarana
@rivorakoto18524 жыл бұрын
Ra nijanona taminy vaza efa nandroso be Madagascar io feno building feno touriste tonga feno volo tsy nijaly sakafo gasy fa nanondrana
@raholimananatiana62653 жыл бұрын
Marina tokoa izany fa ireo izay nitaky ny fahaleovan tena dia milentika daolo ,jereo Haïti tsy tafarina mihitsy . Indrisy mampalaelo e, izay mba mikasa hanao ny marina gadraina daolo. Famotehana an Madagascar avo lenta no ataon ireo izay mitondra après l indépendance.
@hbrazafindradina27114 жыл бұрын
"Ny Tompo moa zany nihomehimehy fotsiny"Mdrrrr
@danielrasoloarivony4 жыл бұрын
Je suis outré de l'impolitesse du présentateur ! Je ne peux pas concevoir pourquoi Kolot TV engage un homme pareil pour ce poste. Faire le clown alors que l'autre engage une discussion serieuse, c'est de l'irrespect total. Moi a la place du maître Avoko j'aurais pas pu supporter une telle impolitesse !
@niltondossantos97904 жыл бұрын
🇲🇬👍👍👍
@niltondossantos97904 жыл бұрын
🇲🇬🇲🇬🇲🇬👍👍
@ngedabe25155 жыл бұрын
Mankahala Andrina !!! Izany ve ny Fisainanao dia ho mendrika hihiditra any Andanitra ? Tena VERY ITY RAMATOA MPISANDOKA ity..
@hery-zorabaijaona33365 жыл бұрын
Ndana letsy manao fanorona a
@ngedabe25155 жыл бұрын
Ity Chauffeur-Livreur ity dia mihevitra faha Livraisons no resahana eto, famaivainan-doha izany ranamana aah!!
@misoalalainarandriamifidy32875 жыл бұрын
tena mafinaritra mintsy ny toe-tsain'i maman ,Tahian'ny Tompo nareo mianaka eeee,tongava @ ambony indrindra
@DjamelYT25 жыл бұрын
de mimehy ny Baiboly ihany ianao (untel) ra mimehy am'zany tenin'ny Biaboly izany hoe : ny finoanao no hahavonjy anao (fa tsy olonkafa)
@michaelrafidiniaina5 жыл бұрын
Mbola mila mianatra ny @ fahaiza-manavaka,ny atao hoe tsindrimandry ,ny atao hoe fahitana marina, ny atao hoe nofy ,,,mila mianatra ianao eh...
@heritianaminoofficial4785 жыл бұрын
tsara apanaovin comedie mich ty razok ty
@rabemanantsoaonimalalaorne96415 жыл бұрын
paix à ton âme Kevin RIP
@oliviersln31045 жыл бұрын
Aye aye aye... Band akamako ra fitiavan ty hahaha..
@heryravelojaona47615 жыл бұрын
☎️
@bernardbertille93316 жыл бұрын
il n'a qu'à dormir une seule nuit dans les bidonvilles et se nourrir des restes de la décharge après il pourra parler à la télévision j'ai honte pour lui
@leslielde61926 жыл бұрын
J ai beaucoup d amis malgaches.je fais partie d 1 association pour la sante et l education
@remyblouin46756 жыл бұрын
Lorsque j'entend cet abruti cravaté à 5.10 , cela ... et puis rien car je ne suis pas vulgaire, néanmoins, quel con ! Pays de corruption au détriment du Peuple et Antana n'est qu'un exemple. Vous manquez d'infos étrangères les Malgaches, c'est fort dommage.
@heritina12356 жыл бұрын
Mpamita bahoaka io lehilahy io e,,,,,,!
@rodinrandriamampionona52795 жыл бұрын
Heritina EF hitapy t'y EF hiparitaka demony
@andrianamarotsaramialyfanj95806 жыл бұрын
Gww bjj& ?
@erictalbot45116 жыл бұрын
hahaha Reveko be Barhone a... toizo na be aza n mpanakiana fa vitsy ny mpanao hatsikana eto amintsika, misaotra anao sahy nanolotena anao anio
@rojovania99726 жыл бұрын
andrianitra d 1 hiany ary tsmisy f na d ny devoly aza d manaiky f 1 hiany ny andrianitra
@rojovania99726 жыл бұрын
fa iza no andriamanitra io? iza no anarany andriamanitrao?
@bernadettelagrange7516 жыл бұрын
Kkkk misy raha la terre
@devishariliva98126 жыл бұрын
tony zao le kzitna be ren sad ts mazaka band mits n ... ts toizak tsony