Raha tsy misaina ireo mpitondra Malagasy dia ho fongana tanteraka ny harem-pirenena , lasan'ireo sinoa daholo, izao ndray zao de ts hilaza afatsy ny henan'omby ndray, zay mety ho harenam-pirenena rehetra ê! Manjakazaka be mihints ny sinoa eto Madagasikara amin'izao!