miverina mihaino ty fampianarana i zoky Misa ity aho anio 2025 janvier fa efa tanteraka daholo reo voalaza reo aty tany arabo aho niantriaka ny ady nisy teo fa tsy misy diso reo voalaza reo miomana zareo a mibebaha fa tampoka ny fotoana sy ny ora
@nariachristine544027 күн бұрын
AMEN
@nariachristine544027 күн бұрын
Mankasitraka tompoko
@laurettebrigitteramahazoso8695Ай бұрын
Mankasitraka idd Fanahy Masina n'y niternenao t@ alalan'ny mpanomponao ,n'a Dia tsy eto intsony aza izy Hitahiry n'y olona tsirairay anie ianao atanteraka n'y sitrapony @ tahotra s'y hovitra Mahereza daholo, n'y Fanahy Masina iara iasa amitsika tsirairay Amen !
@SAmsungA04e-pl5flАй бұрын
Amen Amen ❤
@TsantaRAKOTOVOLOLONAАй бұрын
Ho tahian'i Jesosy nareo dimy mianaka na mivoaka na miditra. Hitafy hery avy Aminy ianao ry zandry vavy @ adidy atrehanao, fa indrindra @ fitoriana ny tenin'Andriamanitra.Tsy irery ianareo fa eo Jesosy.
@njakarakotoarimanana7982Ай бұрын
Tsy hoe manohatra an ilay fampianarana aho fa misy zavatra tsy mitombona,mieno hira fiderana sy fiankohofana aho dia maheno ny fanatrehan Andriamanitra,ary izy ireo nomen Andriamanitra talenta kousa...Ny Tompo irery ihany no mafantatra ny ao ampo fa tsy ny ety ivelany no tsaraina...
@Mimarasou74MINE2 ай бұрын
Alléluia Amen. Misaotra JESOSY a 🙏🙏
@Tatamoharisoafleurette2 ай бұрын
Misaotra JESOSY amin ny teNIN ny fahamarinanao AleloYAH
@rafatroalberto96672 ай бұрын
Vérité absolue car la définition de NOEL égal NO EL ELOHIM veux dire DIEU en hébreu !
@Mimarasou74MINE2 ай бұрын
Misaotra Jesosy nomenao ny mpanomponao nampianatra ny teninao 🙏 Repose en paix Pasteur 🙏
@rafatroalberto96673 ай бұрын
Namela mamy tahaka ny tantely zany ny fampianarana matotra azo tsapaitanana ary mila miaina sy fanetretena
@arimalalarabe48653 ай бұрын
eeeh lasa tantely ratsimba de niova ny foto-mpampianarana.teny malagasy ny oe Jehovah tompon'ny maro.rain'i isaka.abrahama.andriaman'i mosesy.tsy miova omaly sy anio ary mandrakizay.Jesoa na Jeso na Jesosy iray ihany zany fa ny nandikana ny teny no samy hafa.aza mamitaka.tsy oe ny anarana amin'ny teny silamo na teny arabo no mahavonjy
Aba Raiko ô ❤, efa nantsoiNao ho any Aminao izy vao nahalala izany Pasteur Tantely Ratsimba aho nanomboka t@ Décembre 2023 ary mandraka ankehitriny aho dia tsy tapaka mihaino isan'andro ny fampianarana sy toriteny navelany eto @ YTB, mampianatra ahy zavatra maro mikasika ny Baiboly izy, mampitombo ny finoako ary mampisokatra ny masom-panahiko na dia efa Kristianina nandritra ny taona maro aza aho. Tena Tantely namela "ny mamy indrindra" izy ary misaotra betsaka Anao nampisy azy sy nitarika ahy hahalala ny fisian'izao Chaîne sur YTB izao. Izy no hany Pasteur tsapako hoe tena mitory mahitsy tsy miolakolaka ny FilazantsaraNao ary tena manana finiavana hitarika ny olona hiomana hihaona Aminao. Mino aho fa efa sambatra izy zay any Aminao ❤️ ary mino koa aho fa mitohy miahy sy mamatsy ireo vady aman-janaka nilaozany Ianao eo @ lafim-piainan'izy ireo rehetra. Farany, miangavy indrindra anareo vady ama'janany mbà tsy hi supprimer mihitsy ity Chaîne ity na oviana na oviana mbà ho famonjena Fanahin'olona maro 🙏🔥
@lampsaltlight4 ай бұрын
Mbola mihaino eto aho @ izao 2024 izao.
@lampsaltlight4 ай бұрын
❤ Misaotra betsaka. Tena mankasitraka. Maty t@ 18 octobre 2023 ny reniko. Tena nangidy taminay mianakavy kely, ratra am-po lalina ho an’ny raiko. Mampahery ahy izao hafatra izao. Ho zaraiko @ dadako koa.
@Mimarasou74MINE4 ай бұрын
Tena nandinoka zaho Ary marina be lay toriten'i pasteur 🙏 Nanokatra n'y masom panahiko Zaho manombok izao
@jeandedieuraharindrainy4 ай бұрын
MISAOTRA BETSAKA AMIN'NY TORITENY MAMELOMBELONA NY FANAHY MATORY
@arimalalarabe48654 ай бұрын
nisy iany ary ve io fivoriana io😢😢
@harenahajainamahefarimanan90564 ай бұрын
Amen
@mariefrancia45615 ай бұрын
Marka 12 :28
@Tatamoharisoafleurette5 ай бұрын
Deraina JESOSY amin.ny tenin ny Fahamarinany AleloYAH
@CarmenSylvieHennart5 ай бұрын
Misaotra sy mankasitraka indrindra anareo nitory sy nanazava ny Fahamarinana ! Dia mitomboa Fahasoavana hatrany hatrany ao @ i Jesoa Kristy Tompo ! Dia mbola ho an'i i Jesoa Kristy Tompo Irery ihany anie ny Voninahitra ! Amen !
@CarmenSylvieHennart5 ай бұрын
Misaotra sy mankasitraka indrindra tompoko nizara sy nitory ny fahamarinana.Dia mitomboa Fahasoavana hatrany hatrany ao @ i Jesoa Kristy Tompo ianareo !
@mariefrancia45615 ай бұрын
Koritiana 1: 7 29
@malalalydiaramanamisata7066 ай бұрын
Mamerina mijery itony fampianarana itony @ zao 2024 zao fa tena oe mandea fotoana tena efa tena akaiky ny TOMPO efa miseho avokoa ireo rht voalaza Ranadahy MISA ireo , MISAOTRA Tompoko mankasitraka indrindra
@Mode-u4n6 ай бұрын
Makasitraka tompoko ! Deraina ny tompo💒🙏🙏🙏
@rivoranaivosoa40206 ай бұрын
Misaotra Jesosy fa mamelona ahy indray Ianao. Misaotra Anao aho Jesosy fa nomenao ny Teninao io lehilahinao io. Mino aho fa efa sambatra ao aminao izy ary ny akhonany feno ny fiadananao. Tiako Ianao Jesosy Kristy Tompo ô. Amen.
@Mode-u4n6 ай бұрын
Makasitraka tompoko,fa tena tsarabe ny toriteny! Masina ny tompo amen 💒💓💓💓🙏🙏