Alléluia Tena Marina Fa Tena tsapako EO amin'i fiainako mihitsy Izany satria Izaho sady Maty zanaka no Maty vady Fa, Tena Marina mihitsy Fa ATra mihitsy no mitatana fiainana, Fa Mila mahatoky an'Atra Fa Tsy matoky an'iza an'iza Fa MISY fanatenana foana miaraka amin'i Fa zavatra tsy heritreretinao mihitsy ny zavatra fitondran'i mahereza Daholo
@kristianave538010 ай бұрын
Isaorantsika Jesosy 🙏
@elydadadomaury140610 ай бұрын
Faly Manonona ny Fiadanan'i Tompo hoanao Ranabavy . Tsy manary tokoa ny Tompo tsara ny mifikitra aminy , ny vavaka manova zavatra . Mankasitraka indrindra Tompoko Amen amen amen 🙏🏼🙏🏼🙏🏼👏👏👏
@kristianave538010 ай бұрын
Amenn🙏
@ascfaascfa930910 ай бұрын
🙏❤️🙏
@gabriellaandrianaly582210 ай бұрын
👋🙏🙏🙏💒
@racinecarre202510 ай бұрын
Isaorana an Tompo fa miasa Izy e, marina foana ny hoe tsy mampitondra izay tsy zaka Izy n'a dia marary aza , fantaNy ny ataoNy.
@rafananintsoarafananintsoa238310 ай бұрын
Tatoato ny tenako vao nahita ireny toriteny nataon i Tantely ireny , tena sambatra izy , vita ny adidiny tety a tany fandalovana ity , ary tena nalain Andriamanitra tokou izy ary mandofa lay fiadanana paradisa mandrakizay mandrakizay , tena marina ireny nolazainy rehetra ireny , tokony tsy hanakina ny fo ampanahy a ity fiainana eto isika isika , fa kosa hisaintsaina sy hikatsaka mandrakariva ny lanitra vaovao sy tany vaovao , aza adino mandrakariva fa tsy ny olona rehetra no handova izany fa izay tena mibebaka sy miverina a Andriamanitra tokou