TeNA SAMBATRA ISIKA MALAGADY MANANA ITY FANIRISOA ITY..EFA MANDRAY STYLO ZAHAY TOMPONO FA ALEFASO FA EFA MAIKA HANAO CARNAVAL IZAHAY
@rivoandriason4243Сағат бұрын
Tsy midy diso zany iny vokatra farany iny ka miomana ry vahoaka hanao FETY TENA FETY DIA CARNAVAL MIALA ISAN BOROBORITANY FA NAHARESY I TOJO ..IZAY MILAZA VAOVAO MI CONTRE IZANY DIA FAHAVALO TSIKA FA IO RESULTAS IREO NO MARINA
@rivoandriason4243Сағат бұрын
Mampime be le be complet io eo anatrehany ny teny avoakan'i Fanirisoa
Ndao ry vahoaka aza matajotra sy miahiahy fa mobantsika mahantra ny Tompo
@rivoandriason4243Сағат бұрын
Damborintdija ny mpiasa tompon'andraikitra rehetra refa tsy hanao ny asany amy ireo mpangalatra ireo ny miaramila
@rivoandriason4243Сағат бұрын
Andao ho foanana amizay io CENI IO FA EFA MATAVY BE DAOLI NY MPIASA
@rivoandriason4243Сағат бұрын
MAZAVA BE IO VALIMPIFIDIANANA IO FA NY MARINA TOKOA DIA ABARIBARIN'ANDRIAMANITRA KA MISAOTRA NY ZANANY ISIKA DIA I FANIRISOA IZANY MANAMBARA SY MANAZAVA IZANY VOKATRA IZANY....KOA MIOMANA RY MALAGASY TSY HAMALY FATY ISIKA FA IREO MPANGALATRA IHANY NO HO SAZIANTSIKA..MIOMANA HANAO FETY REFA AVOAKANAY NY BAIKO ..TSY MAINTSY HANAO CARNAVAL MIALA ISANTANANA ISIKA KA SAMIA MIOMANA SY HO VONONA VAO MIANTSO NY MPITARIKA
@ignacerandrianjanoro93273 сағат бұрын
Tena loza ity Da Arsène ity hodiany tsy fantatra ireo anomalies samihafa inona no manga rahara eo inon a no eken'ny rehetra eo tsssssst tsy velahara
@marcstrike39763 сағат бұрын
Ndraikako neniniko oooLoooza roa loooza telo , tena oe fitondrana mpisoloky pangalatra sy mpamadika valimpifidianana ry CENI sy n'y fitondrampanjakana Rajoelina
@MarieAgnes-v9c4 сағат бұрын
Tena manameloka anao sy ravalo reo satria voasaringotra reo CENI, fitondrana ka miaro mafy de mampiasa ny zandriny...
@MarieAgnes-v9c4 сағат бұрын
Sources.... Merci Mme
@MarieAgnes-v9c4 сағат бұрын
Voavidy
@MarieAgnes-v9c4 сағат бұрын
Mitsangana ny mpanao informatiques eny andoharanofotsy écolen'tahina razafinjoelina
@MarieAgnes-v9c4 сағат бұрын
Courage rafanirisoa a. Ampio ny vahoaka. Misaotra
@MarieAgnes-v9c4 сағат бұрын
Oooh, boraka fa tratra e. Manantena ny herin'ny basin'ny fitondrana
@Lauradoh4 сағат бұрын
Merci pour votre intervention madame Fanirisoa, ça fait plaisir d’avoir une Magistrate comme vous qui défend le peuple malagasy, la liberté et la démocratie 🙏🙏❤❤
Reto ceni reto tena migadra mandrapahafatiny fa tena criminelle
@HaryJEANNOT5 сағат бұрын
Systematiquement ny fanazavanao Mme FANIRY ary tena azo raisina rah ho an'olona mahalala ny tontolo informatique na faran izay kely ara satria ny zavatra enregistrena amin'ny ordinateur na appareil Photos na telephone de tokony hiaraka amin' Date sy ora nahavitana ny enregistrement [modifier le (date + heure)] ary raha manao reherche anaz rah sendra hadino ny anaran'ilay fichier dia amin'alalan ilay date sy ora no ijerena azy. Miandry Fanazavana maripototra sy Systematiquement avy ami'CENI koa izahay fa rah tsy izany dia Fandresena no azon'ny Mpisolovavan'i Candidat TOJO ary izy zany no marina satria Tena azo raisina ny fanazavan nentinao Mme FANIRY ary tena porofo azo Tsapay tanana.
@fitiavanamarina95195 сағат бұрын
fanjakana mpangalatra
@rasolosylvain86346 сағат бұрын
Mahay Informatica ny CENI
@InoVaovaoFoulpointe6 сағат бұрын
Alefaso lavitra ny saina , Sinoa sa Rosianina? Fa tsy Frantsay fotsiny!
@nicolasrazafimandimby83016 сағат бұрын
Efa tsy avelany marina mbola mananao foana iany.
@adolpherandriamampandry6 сағат бұрын
Lainga iray = varatra iray eo ambony loha sola ! Mba sandradirany ! Levimpaty idirantay mpory zay mandainga !
@rakotodool57266 сағат бұрын
Merci Mme FANIRISOA Ernaivo
@GeorgetteSteiner-k3t7 сағат бұрын
Mahatsiaro fa tena sambatry mihintsy za Ankehitriny @ le badalela fa taloha za nisy complexe rehefa mitény , kanjo ankehitriny tena mihezaka mintsy ny gasy ary Itako sahirana mintsy miresaka mianatra ny ho rekidela hoatranaha amizao zay olo panjakana manamboninahitra na panao politika ny te ho rekidela 😂😂😂😂 ita mihitsy mihezaka te ho rekidela daholo zay miseho Télé
@TsantaRAKOTOVOLOLONA7 сағат бұрын
MISAOTRA BETSAKA MME FANIRISOA. HITA EO ZAY TENA TIA NY FIRENENA TSY HO POTIKA
@livaandriakoto5397 сағат бұрын
Oh lereitsy a mijoroa ianareo informaticiens manazava na mitombona ity resaka PDF ity na tsia dia ho hita eo ny marina c'est aussi simple que ça.
@LeonardRAKOTOBENJA7 сағат бұрын
Raha te hanao fanovana toy izany ve ilay lazaina fa nanodikodina ny vokatra dia tsy teo alohan'ny hamoahanareo azy izy no nanova mba hanahirana, nahoana no efa nivoaka ny anareo vao hanova izy. Naninona ary no tsy tany am-piandohana no noraisina izany fepetra tsy hahafahan'olon-kafa manao piratage izany. Dia iza indray izao no hosoram-potaka lazaina fa nanao izany piratage izany ?
@fredericjose71787 сағат бұрын
confronte ary pv sy lisy mpifidianana aloha e!!
@Ratita6787 сағат бұрын
O ry ingahy zandary a ! Ahoana no ilazanao fa vaovao diso iny tratra iny ? Ahoana no hiarovanao ny Ceni nefa lazaina fa misokatra ny fanadihadiana ? Sa efa avy hatrany dia tsy azo raisina sady tsy mitombona iny vokatra tratra tao @ site officiel Ceni iny. Tena asan-jiolahy mihintsy izao mitranga izao eo ambany fitantanan'olona ambony izay mifehy herim-pamoretana natao hitsirika sy indrindra hiaro ny osoka sy halatra . Sarotra inoana noho izany ny fahamarinan'ilay hoe piratage. Toa manipulation de tableau avy @ olona afaka manao izany no nanova ny vokatra ( araky ny mahazatra azy : bidouillage de fichiers)
@carlarose67977 сағат бұрын
Marikoriko ry rajwel , lasa makaloiloy i arila ; devoly ta an'i rajwel koa no niafarany
Vendrana be ilay olo n'ny ceni , kanefa be hatoka à ny vola panjakana halatra
@tianacaro23985 сағат бұрын
👏👏👏👏👏👏👏👏
@carlarose67977 сағат бұрын
Sao ianareo manantena fa ho avela n'i rajwel io toeranà Maire de Tana io !!! Ho an'ny zanak i rajwel io, fa i erila aloha no manao ny réservation pour 5 ans. Dia ho tonga prezdà ny zanany. Mety aminareo gasy izay ? Midina ary eny an dàlana demain.
@carlarose67977 сағат бұрын
Màzana i Faniry ; màha vita ny analyses octet par octet, analyses des entêtes de fichiers . Rà misy finance i Faniry, afaka maka services indépendants assermentés; mbà hakana arguments ho entina any à ambassades sy Nations Unies. Tratra ry rajwel ; tsy misy mety miara miasa à ireo tokoa ve ny tena sachant ? Fa dondrona be daholo no miseho ? Avoiahy ny salaka nareo ry gasy.
@julesrasolondraibe78208 сағат бұрын
tsy mahagaga izany Madame fa hanao izany fraude izany ry zareo Ceni
@razafimahefaralimanana258 сағат бұрын
Aza mamorona fa sarotra be zany piratage zany tompoko ô! Tsotra n'y vaton'i Tojo no nomena Ani ra vavitokana Harilala,
@ravelojaonanirinaharisoa86768 сағат бұрын
😂😂😅😅 eto Madagascar ihany r ireto no misy film tahak'izao a😂😂😂
@carlarose67978 сағат бұрын
Efa fantatra fa tsy crédible i enriette bm ; depuis ilay "Tifi danitra kanefa nahavoa fehy nà mpianatra". Argument tsy mitombona mihitsy, fa terena hiditra à vaseline, toy ny maha zatra an'i rajwel. Efa mba zary homorroïdes ny fitombena n'ny gasy masiso ankehitriny, mbola ataony ihany. Andrasany hivadika ho cancer, dia ataony any à vava n'ny gasy indray, ho be molotra ! Grave !
@malalarakotomalala26088 сағат бұрын
Mangina ianao Bemolotra ianao anie efa nodakany Rajoelina ee Zaïro io molotrao be io
@bemabemolos34268 сағат бұрын
Halefaso an’ny nosilava ny sassant sady manao vacances mandrapahafatiny.😂😂😂
@MahandryHenintsoa8 сағат бұрын
Le dama ceni mhts tokony hatao @fanaovana azy e
@bemabemolos34268 сағат бұрын
C’est une erreur de publication .
@bemabemolos34268 сағат бұрын
C’est grotesque le trafique et c’est vraiment enfantin = NUL😂😂😂😂😂😂😂😂
@henriandriana42488 сағат бұрын
Le pré nommé président du ceni ,pour éviter de prononcer son nominé,est déjà noir comm un trou mais son âme est encore pire aussi noir que le charbon. On change de trottoir
@henriandriana42489 сағат бұрын
Heureusement qu 'on a vous Mme Fanirsoa,vous êtes l'espoir du petit peuple malagasy. Dieu vous bénisse 🙏🙏 Tous nos respects.
@WendyAthena4 сағат бұрын
Maninona moa n 1:54 y marina takotakonana , miharihary foana io , fa tsy n'y olona mitady korontana , fa ny fandaminanareo ao no mampisavoro sain'olona