Mazava be fa Fanahy Masina no miasa tsy azo sakanana. Efa niseho aloha ny marina ka asakasakareo raha mbola ho voavidy lafo? Mbola misy zao Andriamanitra zao rey olona ooo Efa andro farany anie zao e! Mbola eo koa ilay taranaka hibaby ilay OZONA??? MANDINIA IHANY ! Ny anio anie ho vita ihany e!
@fionnahrakoto20 сағат бұрын
AROVY NY SAFIDINTSIKA FA AZA AVELA VIRAVIRAN'IREO FAIKAN'OLONA IREO.
@gertrudebernadette558415 сағат бұрын
MBA manaova NY marina
@rtsvhgy358921 сағат бұрын
O RY MISE CENI MBA JEREO HÎANY NY ALAHELOMBAHOKA MIANJERA EO AMBONY LOHANAO AN SY HOZONA MANKANY AMINY TARANAKAO AN TSY AFERA TKATRANONAO IO KA HIARETANAO NY LAINGA EO
@EthanRamaroson21 сағат бұрын
Aza aodikodina.ntsony ny safidim bahoaka sao hipoka ny sarimbilany hotran lalaovinareo mitsy anie ny vahoaka e ....totondry tsy mivokona @ Zao aloha dé maty hozatra marina
@rivoandriason4243Күн бұрын
MiSAOTRA NY CENI FA NAVOAKANY IZANY NY TENA MARINA
@tianasaib9003Күн бұрын
Mananjanaka i madame harilala ka ho hitany n'y valiny fa n'y tody tsy misy fa n'y atao no miverina
@hermannstamm523717 сағат бұрын
Ra samy niteraka aza mifanozona sady ampidirina @ zany ny ankizy
@reneedmondguimbretiere202421 сағат бұрын
Fomba fampandrina ny tany fa any am HCC sy ny basy no amoka zé lany
@tianasaib9003Күн бұрын
Le ceni Sady efa ratsy taré bé no mbola ratsy saina bé
@adolpherandriamampandry7 сағат бұрын
Lainga iray = varatra iray eo ambony loha sola ! Mba sandradirany ! Levimpaty idirantay mpory zay mandainga !
@evarani247018 сағат бұрын
Ts miasa loha resaka tetidratsy fa zay hveomanay no manahirana anay e
@tianasaib9003Күн бұрын
Dory le ceni
@gertrudebernadette558415 сағат бұрын
Raha marina tenisany Ry ceni d ataovy NY confrontation fa
@christianilly707920 сағат бұрын
Mireodreoka eo kiala tsivanina mpanglatra ho hita tsara ny ahazo antena sy ny taranaka tena, fa efa devoly mpamono olona vao tena no milaza fa nahazo zafikely dia ho hita tena tsara ny valiny izao ataontena izao ry kiala tsy valahara tsivvanona miainakavy ny vody no misaina fa vehivavy tsivanona tsy faka taranka
@GeorgetteSteiner-k3t8 сағат бұрын
Mahatsiaro fa tena sambatry mihintsy za Ankehitriny @ le badalela fa taloha za nisy complexe rehefa mitény , kanjo ankehitriny tena mihezaka mintsy ny gasy ary Itako sahirana mintsy miresaka mianatra ny ho rekidela hoatranaha amizao zay olo panjakana manamboninahitra na panao politika ny te ho rekidela 😂😂😂😂 ita mihitsy mihezaka te ho rekidela daholo zay miseho Télé
@hermannstamm523717 сағат бұрын
Afaka miteny koa ny CENI hoe fek io sitte io fa samy mahay ianareo leo izahay vahoaka dia aza mampiome
@rivoandriason4243Күн бұрын
TSY MISY GAGA ZANY FA TOJO RAVALOMANANA NO LANY ARY TSY MISY MAHAGAGA IZANY FA MBA MAHAY MIHAINA AMY FAHAMARINANA ...ARAHABA TOJO RAVALOMANANA OO. TOKONY HISY CARNAVAL MPIFAKIANA AMIZAY FA EFA NAVOAKAN'NY CENI NY MARINA
@RabemampiononaToavina14 сағат бұрын
Zagnahary io tsy mijery miakatra fa mijery midina
@NiainaJessica19 сағат бұрын
Ny alo de hozoniko hatramny zafy palady antenisany ireo e ri malagasy aza miosina sy mifanerasera @ taranak reo fa saod hifindrany vuris ny fangalarana ireo
@hermannstamm523717 сағат бұрын
Ny hozona politika tsy mandaitra😂😂😂
@carlarose67978 сағат бұрын
Marikoriko ry rajwel , lasa makaloiloy i arila ; devoly ta an'i rajwel koa no niafarany
@ignacerandrianjanoro93274 сағат бұрын
Tena loza ity Da Arsène ity hodiany tsy fantatra ireo anomalies samihafa inona no manga rahara eo inon a no eken'ny rehetra eo tsssssst tsy velahara
@zafinjanadambo18 сағат бұрын
Iiiiiinona hividianana an i tojo??? Reeeesy i tojo tay je tsy tia cotier piry nareo fa az rebirebenareo eto ny saom saim bahoaka..io fooooona fanakorontanana ataon i tim isaka mis fifidianana eto. .