Tena hoe Artiste, voafehy ny feo sy ny zava maneno, mirary soa hatrany e
@andrianoaninja55678 күн бұрын
Mahafinaritra nama ny fihetsiky ty zoky mpitendy guitare ty a!
@ravorabarinela464421 күн бұрын
ny tena mpanakanto manana ny maha-izy azy tompoko dia tsy mila laza sy voninahitra fa milaza ny zava-misy araka ny fahitany azy. Tsy miraharaha zay fanankianany ny olona tsy mahazo ny tiany ho lazaina amin'iny fotoana iny satria ny hira, na ny tononkalo na ny tantara dia miankina aminy toe-pony sy ny tranga miseho aminy fiainany no hahatakarany na tsia ny hafatra, Ny atao hoe vazo miteny, dia rehefa mihaino azy dia miaina azy ary hotany hitanao sary antsaina ny zavatra tantaraina, ary manohina anao raha miaina io trangan-javatra io ianao na efa niaina. Miombokevitra aminy maro aho aminy fitsarana ataony mpanolotra izay tsy hevitry ny maro velively fa heviny manokana. Tokony tsy ho lazaina aminy sehatra takakizao fa manolotra no anjarany dia aleo ny olona hankafy na hitsara any anatiny any.
@Balou-nr2tgАй бұрын
Mozika anlah lesy tsy maty madrakizay ah🙏🏽
@AimeeFELIX-yi7xfАй бұрын
Novembre 2024. Ken a déjà quitté Mage 4 depuis quelques mois. Mais ici, il me semble clair que, même si par courtoisie les deux présentateurs ont demandé à évoquer un peu le groupe et son histoire, l' élément le plus important pour eux reste déjà Ken ; Ken pour lequel ils manifestent beaucoup d'admiration ( malgré la question maladroite mais partie d'un bon coeur, je crois, de Navalona sur l'apparence physique de Ken ). Un Ken vraiment modeste, qui n'a à aucun moment voulu tirer la couverture à lui. Ken toujours avec la beauté de sa voix. Et merci Ken pour ce morceau d "Tears in heaven" d"Eric Clapton ! C'est très beau mais trop court.
@christophehamon51772 ай бұрын
Misaotsa anareo ❤ tsara be ! Tinay bé 🎼💞
@harverakotoarisoa20673 ай бұрын
TSARA E
@FyRajaonarison3 ай бұрын
❤
@FyRajaonarison3 ай бұрын
❤
@gertrudebernadette55843 ай бұрын
Eeeee mahatsiaro aky Mamy a
@aziharsaid81113 ай бұрын
Soatra bé tsaka!!
@Mode-u4n4 ай бұрын
Makasitraka tompoko ! Deraina ny tompo 💒💌💌💌🙏🙋
@razafimahefaralimanana254 ай бұрын
Ratsy le hira,
@gabrielleratsirahonana85365 ай бұрын
Ontsonaléeee ry zareo 😅❤tiko loatra 🍀💎sincères condoléances 💐
@arsenerabarison82315 ай бұрын
Misaotra Navalona a ! Misaotra an'i Solo Andrianasolo sy ny mpitendry ! Mahafinaritra e
@fredericrobert58335 ай бұрын
🫡👍
@Александр-ю7о6р5 ай бұрын
❤❤❤ this is good ❤😊😊
@HagamamyTahianaDAFY6 ай бұрын
Mba asio an'ilay hiranareo #Ventsonkira iray Miara-manolotra live iny raha manana e!
@jeanmireillerasolonjatovo13206 ай бұрын
Niaraka afaka Bacc tamiko zany 2003
@FaniryhenintsoaElison6 ай бұрын
hafa ihany zany vazo kaiamba zany e ❤❤❤
@rivorasoanaivo77897 ай бұрын
Ilay NAVALONA aloha tena tsy afaka mihitsy @ilay fanontaniana e
@vonyman99797 ай бұрын
Mankasitraka e❤❤❤❤
@jean-clauderalambotsirofo29297 ай бұрын
❤😢
@haryraza96847 ай бұрын
Tsara e!!!!
@capricorneconfection92717 ай бұрын
Annicett Mifona
@HaritianaVoahangyRANDRIANTSALA7 ай бұрын
Lafatra fona. Merci ee
@TemTenshi10 ай бұрын
Fa nga isitraka tsy eto tsony ? Fa aiza?
@AndrianirinaFleurieAnno10 ай бұрын
Tiako reto Artist reto e! ❤❤
@sendratsikimaminjatovo709410 ай бұрын
mahatsiaro ny fahazazako miaraka amin bebe mihaino radio feon'ny merina tamin'zany e
@Rolisse-s1u11 ай бұрын
❤❤❤❤❤❤❤❤
@heryrajason990811 ай бұрын
Tsy miova, milay foana e!
@L-tiana Жыл бұрын
Tena tsapa misy hosotra ilay hira sady tena manana fanomezampahasoavana i Laurent Rakotomamonjy. Deraina Kristy Jesosy, dia misaotra azy mizara talenta.
@vahinynirina4531 Жыл бұрын
arrogant be ilay mpanentana 🙄🙄
@genevieverandriamananjara2096 Жыл бұрын
Halelouia. Misaotra o
@ndrianjavitasoa7548 Жыл бұрын
Na ilay fanontanin'i lery oe "Ifanihy ve very tadim-pôtra?" aza tsy mety mihintsy. Be dia be ny allusion sy sous-entendu ao ambadik'izany izay tsy tokony ho tenenina imasom-bahoaka.
@ndrianjavitasoa7548 Жыл бұрын
Navalona no tsy mahatakatra ny hafatr'Ifanihy ao @ ilay Tsimbazaza dia Ifanihy no lazainy fa nitotongana nefa mazava be ny tian'ny mpanoratra ho lazaina oe tsy nety adinony ilay sipa fa nampahatsiaro azy an'ilay sipa izay rehetra hitany tao.
@borachinha-costa-fr Жыл бұрын
C'est si beau ❤️❤️❤️
@julesrasolondraibe7820 Жыл бұрын
merci daholoho an ny rehetra
@razafinamoryirene1351 Жыл бұрын
Décembre 2023, vao eto agnay mijery . Ia koa ro namako vao mijery an'ity? Sady miomana @ hamonjy reveillon voalohany miaraka @ Oladad eto Paris. Tsa mba andry koa fa dia tena efa maika ny hikododo sy hidombe.
@Niaina-kk7wo Жыл бұрын
Tadidiko tsara zah t@2020 itako NiNi teny anosy de tena nojereko naharitra ozy a any antsaiko we why ity NiNi tsiako na vadiny iny na iza fa ilay vehivavy niaraka t@ny no nandinika be ahy we mijery an NiNi zah
@FanjaRandriamamonjy-mz7zz Жыл бұрын
Mahay vava ity Naval botso ty
@raveloarisoamina8504 Жыл бұрын
Tsara loatra. Tsy mankaleo mihitsy mihaino anareo. Tohizo fa tena tsara.
@sederarahajanarivomanana1699 Жыл бұрын
Za mba te hihira ihany koa
@sederarahajanarivomanana1699 Жыл бұрын
Tsara be
@bezenandrasoavorombolasergine Жыл бұрын
Mankasitraka e, Mahafinaritra ah dahlo ny hiran' ny mpanakanto ity❤❤❤