Mafinaritra be Theo, lay personnalité koa milay. Artiste complet! na ny instrument, ny feo, ny mozika sy ny soatoavina🎉❤
@zandriniparani Жыл бұрын
Sady naturel be, tsy be zesta fa tsotra.
@cynthiaandrianjaka88205 жыл бұрын
Zaho le maty Amy mozikanao Theo ❤❤
@jimmyousseni52296 жыл бұрын
Bravo Theo Rakotovao dia mirary anao ho lasa alavitra @ Mozika
@МИКАЛУ-э7ж6 жыл бұрын
Artiste feno le bandy ty))
@nirikorikkardyves91584 жыл бұрын
fa inona ny anaran'ilay hira @ 37:59 io azafady izay mahafantatra??
@tianarakotovao59626 жыл бұрын
Raha izaho no anontaniana dia manana ny Gabarit ndry Seal ireny izy ty, unique sady tsara/ Izay nge ny mahavoa, fa inona ny country musique, ny dikany dia musique na tabawax, ankalazaina nefa.
@tommsla1236 жыл бұрын
Hira vaovao zany Véronique zany an
@patrickralisonrakotoarinia23456 жыл бұрын
Mbandy sympa koa lery an.
@robertjosephrakotoniaina96646 жыл бұрын
MIvoaka tsara izany ny ORIGINAL A, TOHIZO KOAHY COUSIN FA SOA BIBIKY TOY RAHA ATAONAO TOY§ MBO VITSY KOAHY RO NANAO MANAHAKA ZAO
@swann66 жыл бұрын
SAO DE TOKONY MIVADIKA MANAO KOMIKA AZA I THEO RAKOTOVAO SADY MIHIRA FA OTRAN ZE TENENINY TOA MAPME OLONA DAOLO E KOMIKA LERY