Kamboty velon-dray: TARIKA HASINA
3:32
Fantatro fa - NJAKATIANA
4:20
12 жыл бұрын
Video0020.mp4
2:05
13 жыл бұрын
Пікірлер
@DomoinaNJARANIAINA
@DomoinaNJARANIAINA Ай бұрын
Hotiaviko fona ianao 🇲🇬🇲🇬🇲🇬
@pierrotonjaniaina8803
@pierrotonjaniaina8803 2 ай бұрын
Hira ahatsiarovana an'i neny. Miaraka amin'ilay guitare 😍
@rojoarisoadina8820
@rojoarisoadina8820 2 ай бұрын
Ndriiiii vaky ny foko ,tsapako be lay manjeninjeny foana hitsiriritra ireo namanay ...Ireo namanay mpiara-milalao mitanisa falifaly fa manan-dray mahavita izao sy izao Ny ato an-trano anefa zara raha mitafy fiafina lava tsy mba manan-dray hanafy,nilaozanao, ni­laozanao....
@TahinaniainaAndriarimalala
@TahinaniainaAndriarimalala 5 ай бұрын
Tsara be le hira❤❤❤
@tatamosoarajaonarison
@tatamosoarajaonarison 6 ай бұрын
❤❤
@jessepl9478
@jessepl9478 6 ай бұрын
2024 tena za teraka 2005 fa tena tsapako oe hafa iany hira tamin andronareo fa tena tsara ny tononkira ,,amin zao fotoana tsisy tsikirony mitsy ny hira malagasy
@Njorovolaclemence-kb7mq
@Njorovolaclemence-kb7mq 9 ай бұрын
Misaotra Njakatiana
@Njorovolaclemence-kb7mq
@Njorovolaclemence-kb7mq 9 ай бұрын
❤❤👍👍
@ainamirindraratovohery4679
@ainamirindraratovohery4679 9 ай бұрын
Ampitaina am taranaka hatrany
@rmrak3053
@rmrak3053 10 ай бұрын
Tiko be lay sary
@mendrikaravelojaona5452
@mendrikaravelojaona5452 Жыл бұрын
mifankatiava nama fa samy Malagasy a
@LovaTiana-pf5ey
@LovaTiana-pf5ey Жыл бұрын
Izaho mintsy tompoko zany
@MashyALBERTINE
@MashyALBERTINE Жыл бұрын
ndriiii mafy be za na ny zanako de sami niaina zao tsy tsaron rainy mangidy
@nadia-nq7vq
@nadia-nq7vq Жыл бұрын
Vfjvdceb👑😁♥️
@TahianaRAKOTOVOAHANGY
@TahianaRAKOTOVOAHANGY 2 жыл бұрын
Tiako loatra ee!!!! mankasitraka be dia be
@rosettemehanna2817
@rosettemehanna2817 2 жыл бұрын
N'y toetsaintsika Magalasy ry njakatiana no tena vendrana Sady Mahamenatra ato @ ity Haina Manjary ity ,Mahamenatra ,nahoana no dia Tia mihantsy hady aman'olona izay tsy fantatrao akory ,Na dia tsy Tiana haza ireto Malagasy ireto , Dia Gaga Hao @ toetsainan'izireo tsy dia heveriko fa fanao izany Ary Tsy Valahara
@andriamalyaimeejacqueline4062
@andriamalyaimeejacqueline4062 2 жыл бұрын
Misaotra betsaka 🤗🌻🌷
@nomenatiako4533
@nomenatiako4533 2 жыл бұрын
tiko be sady tena manohana ahy mafy ilay hira
@rosattadahy9333
@rosattadahy9333 2 жыл бұрын
Tsara lôtra
@mbolatianarasoarimanana5822
@mbolatianarasoarimanana5822 2 жыл бұрын
Tiako lotra ity hira ity ❤️
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 2 жыл бұрын
Tsy fahavaloko ianao. Manja bé n'y tonony.Tsu hankahala koa. TIAKO 😃💓
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 2 жыл бұрын
TIAKO n'a Dia mampalahelo bé aza. MERCI :-)
@mendrikaravelojaona5452
@mendrikaravelojaona5452 2 жыл бұрын
Tsara namà , mankasitraka e , tena feno fahendrena , mifankatiava isika e
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 3 жыл бұрын
Tsara n'y tonony. Feno fitiavana. Mankasitraka 😘🎤
@havanarenciot6430
@havanarenciot6430 3 жыл бұрын
Kanto lotra
@guywillyrandriarimalala3618
@guywillyrandriarimalala3618 3 жыл бұрын
ty le hira fihiranay fona ,mahatsiaro ireo akama mpiara-mianatra t@ lycee, mafinaritra le hira: tsara ny afatra fonosin ilay hira iREO namay miara-milalao Mitanisa falifaly fa manan-dRay mahavita izao sy izao Ny ato an-trano anefa zara raha mitafy Fihafiana lava Tsy mba mana-dRay anafy NILAZANAO
@karimosolo3467
@karimosolo3467 3 жыл бұрын
Fantatro fa tena halanao maizina aho Sady nankalazainao re irony akony Tsy maninona fa ataovy hoe efa resinao Na tsy fantatro izay tena antony Haiko fa marary mafy ny fonao Ka irinao mihitsy hatramin’ny hahafaty ahy Raha maty aho angamba handihizanao Ka ny fasako no ataonao kilalao Aza ory, mahita tory Fa izaho anie ka tsinontsinona akory Ny fisiako ve no ataonao hanahirana Ka ny tenanao no avy ampijaliana Na izany aza,,... TSy andray anao ho fahavaloko aho Fa Dia iraisiko toy n'y namako iany Asakasakao fa izao tsy hankahala hotiaviko foana ianao fa gasy toa ahy
@madekasbright1444
@madekasbright1444 3 жыл бұрын
Eeeh zany filaminama taloha...
@lovaranaivoarimanana9998
@lovaranaivoarimanana9998 3 жыл бұрын
Ndriiiiiii
@hantatianaraveloarisoa6479
@hantatianaraveloarisoa6479 3 жыл бұрын
2021
@beromiralihaja5769
@beromiralihaja5769 3 жыл бұрын
J
@herizoandriani6749
@herizoandriani6749 3 жыл бұрын
😇
@herilantoelyseandriamifidi9150
@herilantoelyseandriamifidi9150 3 жыл бұрын
Tsy haiko fa lasa te-handre fotsiny ito hira ito aho, nohenoiko tsara ny tonony ary izao vao tsapako fa hay tena mifono fahendrena lalina loatra izy ito. Mifandraika amin'ilay andalan-tsoratra masina manao hoe "Raha azo atao, ataovy izay ihavananareo amin'ny olon-drehetra" (Rom 12:18), sady manandratra ny soatoavina tena Malagasy dia ny fihavanana. Kanto, mankasitraka an'i Njaka sy Hery, hosoavin'Andriamanitra tompoko
@marieconstancenivomihanta2806
@marieconstancenivomihanta2806 3 жыл бұрын
Mankasitraka kanto tokoa 👏
@manouvolanosy7809
@manouvolanosy7809 3 жыл бұрын
maha jeryjery lesy a... <3
@ilainirikonasolotiana6937
@ilainirikonasolotiana6937 4 жыл бұрын
ontsa be foko ra vo maheno ty hira ty
@victorienonjaniaina8793
@victorienonjaniaina8793 4 жыл бұрын
Mampahatsiahy ny fahiny le hira,tsy maty ao am-po mandrakizay ny kanto ny fahiny,olona vonona hiady,
@nyainaraoelina3435
@nyainaraoelina3435 4 жыл бұрын
Indrisy tsy manao hira otran'izany intsony ankehitriny ny tanora nefa dia kanto lotra
@jonojono4665
@jonojono4665 4 жыл бұрын
😭😭💔💔🙏🙏🙏
@miranaranamison9490
@miranaranamison9490 4 жыл бұрын
Kamboty velon-dRay-(TARIKA HASINA) Toy ny zanak’ondry very an’efitra izahay tsy mba misy ny hanorotoro sy hananatra dada o miverena ianao, f’aza ny hadisoan’i neny no entina hampijaliana anay ho kamboty velon-dray ve izahay ka hanjeninjeny foana hitsiriritra ireo namanay very vahotra izahay toy ny masoandro Ny masoandro vao miposaka ka hilentika sahady ho maizina tsy safidim-ponay re ny ho ety an-tany fa ny fitiavanareo k’aza avela ho malok’ila ny androm-piainanay ety an-tany fa mahatsiaro ho irery izahay Ireo namanay mpiara-milalao mitanisa falifaly fa manan-dray mahavita izao sy izao Ny ato an-trano anefa zara raha mitafy fiafina lava tsy mba manan-dray hanafy,nilaozanao, ni­laozanao....
@angelahandoniaina2984
@angelahandoniaina2984 4 жыл бұрын
2020 mankafý hatrany 😍😍😍😢😢😢😢😢😢
@venillacareliot1358
@venillacareliot1358 4 жыл бұрын
2020
@mananjatofenosoa4539
@mananjatofenosoa4539 4 жыл бұрын
zany ka hira...mankasitraka e!!!!!
@tsitohainarasolomanana2755
@tsitohainarasolomanana2755 4 жыл бұрын
tonga dia mitondra ahy avy hatrany any ambanivolo, tsy mety lefy mozika fahiny
@music4life809
@music4life809 4 жыл бұрын
indrisy fa de tena niainako mihitsy io hira io, mbola velona any ny Raiko fa ahtrany tsy misy izahay aminy! soa fa teo i Neny niady mafy tamin'ny famelomana anay! lasa anefa i Neny! amin'iza intsony no itaraina?
@niniratsimba7704
@niniratsimba7704 4 жыл бұрын
Mahereza zandry dia endre tsara ianareo ho voninahitry neny izay nitaiza sy nitolona irery e !!!! efa mandry ampiadanana izy 😭
@music4life809
@music4life809 3 жыл бұрын
@@niniratsimba7704 merci zoky be 😥
@andriannychris4295
@andriannychris4295 4 жыл бұрын
merci lery
@emierasoamanarina5348
@emierasoamanarina5348 5 жыл бұрын
Mampahatsiaro NY fahazazana
@ooooobpbpbpooooo
@ooooobpbpbpooooo 5 жыл бұрын
Beautiful! Greetings form Berlin
@yanmonam239
@yanmonam239 5 жыл бұрын
Noforonina hoan'i Monam mints le kamboty velondray... Mrc ny tarika HASINA
@rasolofomananahanjasoa9996
@rasolofomananahanjasoa9996 5 жыл бұрын
mitondra motivation isan andro