Tsy haiko fa lasa te-handre fotsiny ito hira ito aho, nohenoiko tsara ny tonony ary izao vao tsapako fa hay tena mifono fahendrena lalina loatra izy ito. Mifandraika amin'ilay andalan-tsoratra masina manao hoe "Raha azo atao, ataovy izay ihavananareo amin'ny olon-drehetra" (Rom 12:18), sady manandratra ny soatoavina tena Malagasy dia ny fihavanana. Kanto, mankasitraka an'i Njaka sy Hery, hosoavin'Andriamanitra tompoko
@karimosolo34673 жыл бұрын
Fantatro fa tena halanao maizina aho Sady nankalazainao re irony akony Tsy maninona fa ataovy hoe efa resinao Na tsy fantatro izay tena antony Haiko fa marary mafy ny fonao Ka irinao mihitsy hatramin’ny hahafaty ahy Raha maty aho angamba handihizanao Ka ny fasako no ataonao kilalao Aza ory, mahita tory Fa izaho anie ka tsinontsinona akory Ny fisiako ve no ataonao hanahirana Ka ny tenanao no avy ampijaliana Na izany aza,,... TSy andray anao ho fahavaloko aho Fa Dia iraisiko toy n'y namako iany Asakasakao fa izao tsy hankahala hotiaviko foana ianao fa gasy toa ahy
@nirinaramangasalama32653 жыл бұрын
Tsara n'y tonony. Feno fitiavana. Mankasitraka 😘🎤
@jessepl94788 ай бұрын
2024 tena za teraka 2005 fa tena tsapako oe hafa iany hira tamin andronareo fa tena tsara ny tononkira ,,amin zao fotoana tsisy tsikirony mitsy ny hira malagasy
@hanitraandriamparany90846 жыл бұрын
Misaotra fa tena nahafinaritra na ny hira na ny sary fa tena mampahatsiaro ny taloha, ny fahadiovan ny tanana sns.....
tsara daholo ny kanton i NJAKATIANA. Misy fahendrena be
@rosettemehanna28172 жыл бұрын
N'y toetsaintsika Magalasy ry njakatiana no tena vendrana Sady Mahamenatra ato @ ity Haina Manjary ity ,Mahamenatra ,nahoana no dia Tia mihantsy hady aman'olona izay tsy fantatrao akory ,Na dia tsy Tiana haza ireto Malagasy ireto , Dia Gaga Hao @ toetsainan'izireo tsy dia heveriko fa fanao izany Ary Tsy Valahara
@mendrikaravelojaona54523 жыл бұрын
Tsara namà , mankasitraka e , tena feno fahendrena , mifankatiava isika e
@tianaandrianasolo8018 жыл бұрын
Fantatro fa tena halanao maizina aho.. Haiko fa marary mafy ny fonao..ka hirinao minhintsy hahafaty ahy.
@secretariatarcma51245 жыл бұрын
hotiavina foana izy fa gasy toa ahy sy ianao
@faranirinaandria96936 жыл бұрын
.... Aza ory, mahita tory Fa izaho anie ka tsinotsinona kory Ny fisiko ve no ataonao hanahirana Ka ny tenanao avy no ampijaliana, na zany aza Tsy handray anao ho fahavaloko aho Fa dia raisaiko ho toy ny namako ihany Asakasakao fa izaho tsy hankahala Ho tiaviko fona ianao fa gasy toy ahy
@marinjakaandrianandrianint83819 жыл бұрын
msaotra Njaka a! tahirintsary tsy fahita reo, ary ny hira tena kanto
@974herilala13 жыл бұрын
Misaotra anao nizara ny kanto ,tsara be.
@thinorabehasinantenaina31739 жыл бұрын
tsy handray anao ho fahavaloko aho. fa de raisiko ho toy ny namako ihany. Asakasakao fa izaho tsy hankahala,ho tiaviko foana ianao fa Gasy toa ahy.(mampisaina a!)
@tahianamiasoa81228 жыл бұрын
Ndriii.matsiaro anao ry gasikarako...c beau
@Njorovolaclemence-kb7mq11 ай бұрын
Misaotra Njakatiana
@poipoiazur6 жыл бұрын
Magnifique duo avec une mélodie qui coule dans mon sang
@rivosoarason909611 жыл бұрын
Vazo milay. Feno anatra ho antsika rehetra. Mankasitraka e !
@chrisrakotovao13 жыл бұрын
mahafinaritra ny mijery ireto sary ireto ! merci
@raherivololonaperlaharivel315510 жыл бұрын
Misaotra am le hira dia misaotra indrindra koa am le sary, mahafinaritra e!
@ratianarivolemi20896 жыл бұрын
Chapeau zoky be, feno e!
@mananjatofenosoa45394 жыл бұрын
zany ka hira...mankasitraka e!!!!!
@Gasy6813 жыл бұрын
Fantatro fa tena halanao maizina aho Sady nankalazainao re irony akony Tsy maninona fa ataovy hoe efa resinaooo Na tsy fantatro izay tena antonyyy (....) Asakasakao fa izaho tsy hankahala Hotiaviko foana ianao fa Gasy toa ahy.