Рет қаралды 640
Noforonin'i TSELONINA (RainiTsé) ho fianarana ny zana-tsoratra AEIO amin'ny abidy malagasy hoan'ny ankizy malagasy. Horonan-tsary novokarin'ny "Association Les Causes Plurielles" ary nolalaovin'ny ankizy ao amin'ny Orphelinat Etoile du Matin Ambohitrimanjaka.
Auteur/Compositeur: TSELONINA
Producteur: Association Les Causes Plurielles
Personnages: Orphelinat Etoile du Matin Ambohitrimanjaka