aflasafe et aflatoxine carlton

  Рет қаралды 17

MINAE Officiel

MINAE Officiel

4 ай бұрын

ATRIKASA HO FAMPIROBOROBOANA NY FANAFODY AFLASAFE FAMONOANA IREO HOLATRA MPANIMBA NY VOLY VOANJO SY KATSAKA ETO MADAGASIKARA.
✅Ny Ministeran’ny Fambolena sy ny Fiompiana dia mandray anjara mavitrika miaraka amin’ireo mpiara miombon’antoka amin'ny ady atao mahakasika ny "aflatoxine" izay manimba ny vokatra eto Madagasikara toy ny voanjo sy katsaka ary ny maro hafa.
👉Nisy ny atrikasa ho fanaingana tamin’ny fomba ofisialy ny tetikasa ho fampiroboroboana ny fanafody "Aflasafe" izay entina hiadiana amin’ireo holatra antsoina hoe "aflatoxine" ny 05 mai 2024, tao amin'ny Carlton Anosy.
✅Fiaraha-miasan’ny Ministeran’ny Fambolena sy ny Fiompiana amin’ny alalan’ny Tetikasa FSRP na Tetikasa misahana ny fahafaha-miatrika ny Rafitra ara-tsakafo izay vatsian’ny Banky Iraisam-pirenena vola sy ny IITA na Ivon-toerana Iraisam-pirenena ho amin’ny Fambolena aty amin’ny tany mafana, ka tonga nisolon-tena ny Minisitry ny Fambolena sy ny Fiompiana , Andriamatoa RATOHIARIJAONA R. Suzelin nandritra ny atrikasa, Ramatoa RAHARINOMENA Fanja, Sekretera Jeneralin’ny Minisitera izay nanasongadina ny maha zava-dehibe ny fanaraha-maso sy fampiasana ireo fanafody iadiana amin’ny bibikely mpanimba ny voly sy ny vokatra eto amintsika mba tsy hisy fiantraikany amin’ny fahasalaman’ny mponina.
🌿 Ilaina ny fanajana ny fenitra iraisam-pirenena momban' ny fampiasana ny "Aflasafe"
Lien de la version Française : www.minae.gov....
Lien KZbin : we.tl/t-7L3OwW...
#MINAE
#FSRP
#IITA
#CGIAR

Пікірлер
Niger : Tiani surprend tout le monde (P1)
43:35
New World TV
Рет қаралды 113 М.
Бенчик, пора купаться! 🛁 #бенчик #арти #симбочка
00:34
Симбочка Пимпочка
Рет қаралды 4 МЛН
SISTER EXPOSED MY MAGIC @Whoispelagheya
00:45
MasomkaMagic
Рет қаралды 19 МЛН
What's in the clown's bag? #clown #angel #bunnypolice
00:19
超人夫妇
Рет қаралды 39 МЛН
啊?就这么水灵灵的穿上了?
00:18
一航1
Рет қаралды 99 МЛН
MADAGASIKARA NOSY MAINTSO JIB 2024
28:20
WWF Madagascar
Рет қаралды 11 М.
Marc Ravalomanana, Conseiller spécial de la Maire Antananarivo, Madagascar
0:54
World Association of the Major Metropolises
Рет қаралды 21 М.
MINAE : Tosika ho an'ny Tantsaha ao amin'ny Distrikan'ny Betroka
13:42
J’ai un gros dilemme avec un fournisseur en Chine
17:12
Investir Au Pays
Рет қаралды 54 М.
Tsenabe « RODORODON’NY TANTSAHA » andiany faha 2
5:11
MINAE Officiel
Рет қаралды 92
Бенчик, пора купаться! 🛁 #бенчик #арти #симбочка
00:34
Симбочка Пимпочка
Рет қаралды 4 МЛН