Mahavokatse MINAE-FSRP : HITONDRA FAMPANDROSOANA MAHARITRA HO AN'NY FARITRA BOENY

  Рет қаралды 75

MINAE Officiel

MINAE Officiel

Күн бұрын

👉 Tontosa ny 11 jolay 2024 tao Mahajanga, Faritra Boeny ny atrikasam-paritra ho fanaingana amin’ny fomba ofisialy ny Teikasa FSRP.
Tetikasa eo ambany fiahian’ny Minisiteran’ny Fambolena sy ny Fiompiana izay vatsian’ny Banky Iraisam-pirenena vola, miompana amin'ny fanohanana ny fanovàna sy faharetan’ny rafitra ara-tsakafo eto Madagasikara amin’ny alalan’ny fikarohana ho amin’ny fampandrosoana.
🎯 Faritra miisa 17 no iasan’ny Tetikasa FSRP fiaraha-miasan amin’ny CGRAI izay vondron’ireo mpikaroka amin’ny sehatry ny fambolena sy ny fiompiana eto Afrika iarahana amin’ireo ivon-toeram-pirenena momban' ny fikarohana toy ny FOFIFA izay itondrana fanohanana amin’ny fanatsarana sy fampitomboana ny masomboly ho an’ny fambolena; ny tohana hoan’ny FIFAMANOR eo amin’ny fikarohana eo amin’ny sehatry ny fiompiana ny sakafo ho an’ny biby fiompy, ary ny fiaraha-miasa amin’ny CFFAMMA amin’ny fikarohana ireo fitaovam-pamokarana hoenti-mamokatra.
🎯 Tanjon’ny Tetikasa FSRP ny fanatsarana:
ny famokarana mba ahafahana miatrika ny fiovaovan’ny toetrandro,
ny toeram-pambolena,
ny fotodrafitrasa ara-pambolena,
ny masomboly indrindra ho an’ny ao amin’ny Faritra Boeny
👉 Ho an’Andriamatoa RAKOTONIRINA Augustin, izay mpamboly sady Filohan’ny Banky fitehirizana masomboly vary ao Ankazomborona Marovoay dia tombony ho azy ny fisian’ny Tetikasa FSRP ao amin’ny Faritra Boeny satria hampitombo ny famokarana masomboly atao ny fiaraha-miasa amin’ny Tetikasa.Mahatratra 40 taonina ny masomboly vary novokarin’ny Banky fitehirizana ao Ankazomborona ankehitriny izay ahitana karazana masomboly toy ny sebota 281,X 398 sy ny maro hafa.
Hitondra fampandrosoana sy fampiroboroboana ny famokarana maharitra ny Tetikasa FSRP.
#MINAE
#FSRP

Пікірлер
ЛУЧШИЙ ФОКУС + секрет! #shorts
00:12
Роман Magic
Рет қаралды 7 МЛН
This dad wins Halloween! 🎃💀
01:00
Justin Flom
Рет қаралды 38 МЛН
Osman Kalyoncu Sonu Üzücü Saddest Videos Dream Engine 275 #shorts
00:29
Reactions As Rwanda Shuts Down 5,600 Churches
8:02
Adeola Fayehun
Рет қаралды 281 М.
MADAGASIKARA NOSY MAINTSO JIB 2024
28:20
WWF Madagascar
Рет қаралды 11 М.
Fanaovana Fefy tanimboly VM
7:10
ProSol Madagascar
Рет қаралды 25
MAHAVOKATSE TV HARENA VOAJANAHARY SY KIJANA MAMOKATRA
12:42
MINAE Officiel
Рет қаралды 4
TOBIM-PAMATSIANA HANAM-PAMOKARANA - BOENY
7:09
ProSol Madagascar
Рет қаралды 9
Election polling: why is it so difficult?
11:52
The Economist
Рет қаралды 126 М.
Remi Tinubu's Golden Statue; Tinubu University; Wike; T-Pain
14:05
Adeola Fayehun
Рет қаралды 185 М.
ЛУЧШИЙ ФОКУС + секрет! #shorts
00:12
Роман Magic
Рет қаралды 7 МЛН