Ahy Jesosy (Clip HD) - Tanora Masina Itaosy

  Рет қаралды 703,969

Tanora Masina Itaosy

Tanora Masina Itaosy

Күн бұрын

Пікірлер: 71
@randrianarimananaminosoair5336
@randrianarimananaminosoair5336 8 жыл бұрын
Misaotra betsaka amin'ity hira ity fa tena mampahery antsika zanak'Andriamanitra!Voninahitra ho Azy irery ihany!mahereza daholo amin'ny fanompoana Azy isika rehetra!
@rivoranaivosoa4020
@rivoranaivosoa4020 7 жыл бұрын
Ity hira ity raha isaina ny nihainoko azy dia angamba in'ny arivo. Tsy mety leo aho. Misaotra an' Andriamanitra aho fa nahary anareo Tanora Masina Itaosy Izy. Ary mangataka @ Jesosy aho mba hitombo hery sy talenta sy fitiavana an'i Jesosy ary Finoana Azy ianareo ka ahavita be be kokoa sy tsara kokoa hatrany. Homba anareo anie ny Ray sy Zanaka ary ny Fanahy Masina.
@stephanierasoanaivo7677
@stephanierasoanaivo7677 6 жыл бұрын
Rivo Ranaivosoa tena tsy makaleo mintsy ! Mdr
@pierrotonjaniaina8803
@pierrotonjaniaina8803 25 күн бұрын
Rahovina vao hifarana ireo fahoriko 😓 soa fa teo Jesosy
@esthermavo9979
@esthermavo9979 8 жыл бұрын
Mampahery loatra lahy zany tonon-kira sy hira izany e !!! Hotahiana indrindra ianareo Tanora masin'' i Jesoa Kristy !!
@TanoraMasinaItaosy
@TanoraMasinaItaosy 8 жыл бұрын
Misaotra indrindra Tompoko ! Atolotsika ho an'Andriamanitra irery ny voninahitra fa Izy no nanome ny talenta e !
@arnauldandrianiaina1961
@arnauldandrianiaina1961 6 жыл бұрын
Na lavo aza isika dia mbola hiarina ihany, ary raha mitoetra ao @ aizina isika dia Jehova no fahazavana ho atsika. Koa dia aza kivy raha sendra misy mahalavo anao. Matokisa, minoa, fa ny Tompotsika dia lehibe noho ireny olana ireny. Mahereza daholo
@FARANIAINARAKOTOSOLEFO
@FARANIAINARAKOTOSOLEFO Жыл бұрын
Tena tsar le hiranareo ry tanora masina itaosy❤
@redmivola6180
@redmivola6180 3 жыл бұрын
Mankahery Tanora Masina Itaosy fa tena tsara le hira mampahery amin'izao vanimpotoana sarotra lalovan'i firenena zao,Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany
@veroolivia301
@veroolivia301 8 жыл бұрын
Ahy Jesosy!!!ten mikasika n foko izay hira izany!!! mafinaritr n fitoriana f tohizo
@ravelomihajamendrika4595
@ravelomihajamendrika4595 6 жыл бұрын
Ny foko tomany, matetika enao no manotany hoe roviana no farany e ireo fahorin-bediabe. Nefa manana aho,Jesosy manana anao ka tsy ahoako zany retra izany, SAMBATRA AHO MANANA ANAO ANJARAKO ETO ANTANY. Amen
@princyraveloharison5407
@princyraveloharison5407 5 жыл бұрын
...nefa manana aho, JESOSY ô manana Anao, ka tsy ahoako izany rehetra izany, sambatra aho manana Anao anjarako eto an-tany.... fa ahy JESOSY !! Amen ! Misaotra Tanora Masina Itaosy, mankahery anareo hatrany amin'ny fitoriana ny filazantsara an-kira.
@alainnjaka1822
@alainnjaka1822 Жыл бұрын
Tiko loatra ity hira ❤❤❤ Mankasitraka indrindra Tahiny Tompo
@dimisonimadytahirison821
@dimisonimadytahirison821 7 жыл бұрын
Mahatsiaro sambatra mihitsy rehefa mihaino an ity hira ity mafinaritra f ny voninahitra ho an Andriamanitra irery ihany
@laingonirinanarindra4275
@laingonirinanarindra4275 7 жыл бұрын
«Na dia levona aza ny nofoko sy ny foko, dia mbola vatolampin'ny foko sy anjarako mandrakizay Andriamanitra.» - Salamo 73:26.
@maminyaiko4484
@maminyaiko4484 7 жыл бұрын
nefa manana aho , Jesosy o! manana anao ka tsy ahoako izany rehetra izany...... tsara tena mampahery be
@MsSambatra
@MsSambatra 3 жыл бұрын
Misaotra fa tena mitondra hery sy fanantenana be ity hira ity
@zoerazan.8493
@zoerazan.8493 7 жыл бұрын
Mahafinaritra ny hira sady mampahery, tanora resy lahatra @ fahatsaran'iJesosy , mahereza ary mahareta hatr@ farany tompoko. Tsy irery ihanareo .
@tianatiana4703
@tianatiana4703 2 жыл бұрын
Efa manana aho, Jeso manana anao ❤️
@Rasoamiadananoella-wd8hp
@Rasoamiadananoella-wd8hp 7 ай бұрын
Tena tiko be le hira ❤❤
@valisoasitrakaandriamanali7519
@valisoasitrakaandriamanali7519 6 жыл бұрын
Ny Tompo tsy hamela antsika ho irery mihitsy! Manana anjara foana isika ao aminy
@chargesdetudes3101
@chargesdetudes3101 7 жыл бұрын
Hafa ihany mihitsy ny manana an JESOSY, ka ho anao zay mbola tsy nandray AZY, raiso IZY anio
@yvesmarcel8092
@yvesmarcel8092 5 жыл бұрын
Misento fôna za rehefa mihaino ity hira ity , ndriii betsaka tokoa ny ratsy fanahy mpampahory @ zao fotoana iainatsika izao..... saingy manana aho manana Anao Jesosy de tsy ahoako zan rehetra izany ... sambatra aho
@rajaonanirinaanjaranomena1546
@rajaonanirinaanjaranomena1546 5 жыл бұрын
tiako loatra e ! Makasitraka indrindra !
@tahirytsilavo3313
@tahirytsilavo3313 6 жыл бұрын
nefa manana aho Jesosy o manana anao ka tsy ahoako zan rehetra izany
@rakotoarisoatahianjanahary6027
@rakotoarisoatahianjanahary6027 Жыл бұрын
tadidiko ny ni tournenareo an'ireo clips nareo 2 reo :)tao Ranomafana, tsara be.
@jennymaria5545
@jennymaria5545 3 жыл бұрын
Mitombo @fasoavana tompoko tena mavonjy fanahy maro ny fideranareo
@tiavinaandria8677
@tiavinaandria8677 7 жыл бұрын
tena tsara (y) misaotra betsaka indrindra
@dinavololonarakotovahiny5849
@dinavololonarakotovahiny5849 5 жыл бұрын
sambatra marina Jesos izay manana anao astria ianao d marina ary tsy mbola namitaka
@ramarijaonasylvia2000
@ramarijaonasylvia2000 5 жыл бұрын
Misaotra tompoko fa tena mampahery na ny tonony na ny feon-kira.
@tiaahy31
@tiaahy31 26 күн бұрын
01/11/2024❤
@rarinyrabetsarona5883
@rarinyrabetsarona5883 8 жыл бұрын
Tsara loatra , mampahery
@ainamandimby839
@ainamandimby839 7 жыл бұрын
ahy Jesosy.tsara be ilay hira
@tsinjoalinoroonjanirinaram7068
@tsinjoalinoroonjanirinaram7068 4 жыл бұрын
mankasitra indrindra e!
@ilok3137
@ilok3137 6 жыл бұрын
Sambatra aho manana anao jesosy
@ireneandrianantenaina8333
@ireneandrianantenaina8333 7 жыл бұрын
Samabatra aho manana Anao anjarako eto antany. Tsara tena tsara
@marieanna2222
@marieanna2222 7 жыл бұрын
Amen.🙏
@hanitrinialasandrarajaonas7887
@hanitrinialasandrarajaonas7887 7 жыл бұрын
tsara!sady mora hay na ny feony na ny tonony
@Grace73278
@Grace73278 3 жыл бұрын
Merci ❤
@augustinejeanneabdoul1277
@augustinejeanneabdoul1277 7 жыл бұрын
Nenah njay le kalvary iny tena tsy voisako tsonii ze nihenoko azy .. Fa tera dhl le hiranareo... Mankasitrak
@rakotoniainaz0lalaina162
@rakotoniainaz0lalaina162 3 жыл бұрын
Tena tiak loatr ❤️❤️❤️❤️
@fanjanirinamalalaniaina1246
@fanjanirinamalalaniaina1246 8 жыл бұрын
fiadanana! mba mangataka cmpt fb vao2 fa le ray efa feno! mankasitrak i ndrindra tompoko! mafinaritra le fitoriana ankira
@TanoraMasinaItaosy
@TanoraMasinaItaosy 8 жыл бұрын
Miarahaba Tompoko ! Compte anakiroa no misy fa efa feno avokoa izy roa fa azonao atao tsara ny miditra ao @ Groupe Facebook TANORA MASINA (CHORALE) na manao "j'aime" ny page-nay. Ireto ny lien : facebook.com/groups/tanora.masina.itaosy/ facebook.com/tanoramasina.itaosy.officiel/ Mankasitraka indrindra Tompoko.
@fanjanirinamalalaniaina1246
@fanjanirinamalalaniaina1246 8 жыл бұрын
tsara feo b daholy nareo ! :)
@patricknomenjanahary3192
@patricknomenjanahary3192 6 жыл бұрын
mampahery mintsy le hira fa misaotra
@kolyrasandimanana576
@kolyrasandimanana576 6 жыл бұрын
mba misy afaka manome tononkira ve ato azafady. Misaotra indrindra
@haritianabarphil4442
@haritianabarphil4442 7 жыл бұрын
salama tompoko afaka mba mahazo partition an'ito hira ito ve fa tsara lotra
@mariahaloma9767
@mariahaloma9767 6 жыл бұрын
Za hwa MBA the hanao choral e ,EF MBA faniriko hatry NY ela be zany
@harimananaharilandyraharij7558
@harimananaharilandyraharij7558 2 жыл бұрын
Mankasitraka
@randriamanamihajakerenah5246
@randriamanamihajakerenah5246 6 жыл бұрын
J' aime
@hantafaustina692
@hantafaustina692 3 жыл бұрын
Mankasitraka indrindra Tompoko
@mariahaloma9767
@mariahaloma9767 6 жыл бұрын
Mankasitrak nareo tompok ,tsara Andriamanittra,mpankafy Tanora masina Itaosy za
@rakotonarivobienaime7688
@rakotonarivobienaime7688 8 жыл бұрын
ry foko tomany nahoana ianao no mitomany
@mpivahiny1094
@mpivahiny1094 7 жыл бұрын
makasitraka , mba aiza kay io toerana misy rano nanaovanareo clip io ? azafady indrindra tompoko , fa tena tsara beeeeeee
@fanjanirinamalalaniaina1246
@fanjanirinamalalaniaina1246 8 жыл бұрын
mankasitrak tompoko
@evangeliquehirahira564
@evangeliquehirahira564 5 жыл бұрын
bjr,fa maninona kay le hira no tsy azo telechargena nefa zahay mankafy,azafady?
@nannouhandotiana6124
@nannouhandotiana6124 5 жыл бұрын
Tena tsara loatra
@onjaortensiarakotonindrina5011
@onjaortensiarakotonindrina5011 5 жыл бұрын
Tiako loatra ilay hira , Misaotra Jesosy o !
@violettefanomezantsoaviole1438
@violettefanomezantsoaviole1438 7 жыл бұрын
Andriamanitra o tsy takatriny ny saiko mitsy ny fitiavanao ahy. Maningotra hatrany antapondohako ity hira ity misaotra re tompoko mankasitraka eee
@anjaranaivo492
@anjaranaivo492 Жыл бұрын
❤❤❤❤
@israellemanga8120
@israellemanga8120 6 жыл бұрын
amena
@maximinfidimalalaravaloher3916
@maximinfidimalalaravaloher3916 Жыл бұрын
Jaime
@montaigneiharilanto3979
@montaigneiharilanto3979 8 жыл бұрын
Tena mampihetsi-po : marina loatra ilay tono-kira, ny lafiny artistika sy ny fampitana fandresehan-dahatra dia tonga lafatra. (Soso-kevitra kely farany : aza matahotra mijery caméra fa ilay maso hihila handehandeha indraindray rehefa "gros plan"). Misaotra ny fizaranareo anay an'izany rehetra izany ary mitrotro am-bavaka anareo anadahy sy rahavavy ao @ Tompo.
@karimosolo3467
@karimosolo3467 4 жыл бұрын
Tsy haiko na maro ireo misaina toa ahy Raha mandinika ny tontolo ety Toa hanjakan’ny haizina Ka ny marina indray no miafy Indraindray aza aho , dia solafaka mihintsy Mialona ireo mpanao ratsy Hanome tsiny anao ry Ray Hifonako eto izany Fiverenena : Ry foko tomany , matetika ianao no manontany Hoe rahoviana no ifarana e , Ireo fahoriam-be dia be Nefa manana Aho , Jesosy o Manana Anao Ka tsy ahoako izany rehetra izany Sambatra Aho , Manana anao Anjarako eto an-tany “ Andriamanitra mahasoa ny olony tokoa dia ny madio fo Fa izao dia saiky nibolisatra ny tongotro Saika solafaka ny diako satria , Nialona ny mpirehareha aho raha nahita ny fiadanan’ny ratsy fanahy Iza no ahy any an-danitra , ary tsy misy ety ambony tany irika tahaka Anao Fa na dia levona aza ny nofoko sy ny foko dia mbola vatolampin’ny foko sy anjarako mandrakizay Andriamanitra Ary indro very izay lavitra anao , aringanao izay mahafoy anao ” Fiverenena : Ry foko tomany , matetika ianao no manontany Hoe rahoviana no ifarana e , Ireo fahoriam-be dia be Nefa manana Aho , Jesosy o Manana Anao Ka tsy ahoako izany rehetra izany Sambatra Aho , Manana anao Anjarako eto an-tany Ry foko tomany , matetika ianao no manontany Hoe rahoviana no ifarana e , Ireo fahoriam-be dia be Nefa manana Aho , Jesosy o Manana Anao Ka tsy ahoako izany rehetra izany Sambatra Aho , Manana anao Anjarako eto an-tany Amena !
@rianar5191
@rianar5191 6 жыл бұрын
Tsara tokoa ilay hira saingy fadio tsika zanak'Andriamanitra ny "manome tsiny" ny Ray. Fadio. Fa isaory avokoa ny zava-drehetra, hoy ny soratra masina. Soa ihany fa "ifonana" ilay izy ao anatin'ilay hira. Mankasitraka
@rebeccarasolofoniaina5436
@rebeccarasolofoniaina5436 3 жыл бұрын
😍😍😍🥰
@karimosolo3467
@karimosolo3467 3 жыл бұрын
Tsy haiko na maro ireo misaina toa ahy Raha mandinika ny tontolo ety Toa hanjakan’ny haizina Ka ny marina indray no miafy Indraindray aza aho , dia solafaka mihintsy Mialona ireo mpanao ratsy Hanome tsiny anao ry Ray Hifonako eto izany Fiverenena : Ry foko tomany , matetika ianao no manontany Hoe rahoviana no ifarana e , Ireo fahoriam-be dia be Nefa manana Aho , Jesosy o Manana Anao Ka tsy ahoako izany rehetra izany Sambatra Aho , Manana anao Anjarako eto an-tany “ Andriamanitra mahasoa ny olony tokoa dia ny madio fo Fa izao dia saiky nibolisatra ny tongotro Saika solafaka ny diako satria , Nialona ny mpirehareha aho raha nahita ny fiadanan’ny ratsy fanahy Iza no ahy any an-danitra , ary tsy misy ety ambony tany irika tahaka Anao Fa na dia levona aza ny nofoko sy ny foko dia mbola vatolampin’ny foko sy anjarako mandrakizay Andriamanitra Ary indro very izay lavitra anao , aringanao izay mahafoy anao ” Fiverenena : Ry foko tomany , matetika ianao no manontany Hoe rahoviana no ifarana e , Ireo fahoriam-be dia be Nefa manana Aho , Jesosy o Manana Anao Ka tsy ahoako izany rehetra izany Sambatra Aho , Manana anao Anjarako eto an-tany Ry foko tomany , matetika ianao no manontany Hoe rahoviana no ifarana e , Ireo fahoriam-be dia be Nefa manana Aho , Jesosy o Manana Anao Ka tsy ahoako izany rehetra izany Sambatra Aho , Manana anao Anjarako eto an-tany
@sandrinerakoto102
@sandrinerakoto102 6 ай бұрын
@diamranaivoson2842
@diamranaivoson2842 5 жыл бұрын
Tiko loatra.. ary tena mandatsaka ranomaso mits Deraina Jesoa
@newesther9539
@newesther9539 6 жыл бұрын
Sambatra aho manana Anao Jesoa o,anjarako eto antany
@santosspaveros4743
@santosspaveros4743 2 жыл бұрын
tiako loatra e ! Makasitraka indrindra !
Tanora Masina Itaosy - Ianao Tsy Mba Mandao
5:03
Andrianiaina Derasoa
Рет қаралды 103 М.
Ianao
8:40
Release - Topic
Рет қаралды 20 М.
FOREVER BUNNY
00:14
Natan por Aí
Рет қаралды 31 МЛН
Long Nails 💅🏻 #shorts
00:50
Mr DegrEE
Рет қаралды 16 МЛН
What type of pedestrian are you?😄 #tiktok #elsarca
00:28
Elsa Arca
Рет қаралды 35 МЛН
Fantatrao ny amiko - Tanora Masina Itaosy
4:48
Tanora Masina Itaosy
Рет қаралды 820 М.
NY FIAINANA AN TANY - TANORA MASINA ITAOSY
13:37
RAMAMY CELIN
Рет қаралды 401 М.
Matoa gny olo mifiopioka JMJ MADA 9 (Tanora Toliara)
7:13
RADIO DON BOSCO Media
Рет қаралды 282 М.
KT Ambatovinaky FIKIRO MAFY
4:32
Andriantseheno Vonjy
Рет қаралды 301 М.
Matokia - Tanora Masina itaosy (clip Officiel)
4:24
Andÿ X'tm
Рет қаралды 1,1 МЛН
AMPIFITIA Best of & Live - The Worship Moment  (Emmision 18)
57:29
Worship Moment
Рет қаралды 370 М.
NY TIA - TANORA MASINA ITAOSY (2024)
5:20
Haino Aman-jery (HAJ)
Рет қаралды 74 М.
Anjara masoandro (Lyrics) - Tanora Masina Itaosy
5:17
Tanora Masina Itaosy
Рет қаралды 561 М.