Tsara ny mifikitra aminao Jesosy .Tsy mba manavaka Ianao. Fa mamindra fo sy miantra an izay manantona Anao.Tsara ianao sady Mpanao ny tsara Misaotra Jesosy fa tia anay Ianao.na dia tsyendrika aza izahay .
@odetterani9899 ай бұрын
Tsara be e, tena hira fitoriana, mavesadanja be ny tonony, misaotra ny Tompo ilay Tompon'ny voninahitra
@andoRAZANADRAKOTO Жыл бұрын
Mampatsiahy ny famonjeny jesosy antsika mamelombelona fahany reraka
@Horipa-b7r7 ай бұрын
Fikiro ny finoana❤ mahereza
@marieclarisseaugereau7629 Жыл бұрын
Baba eeee za midera anao tsara midera an'Andriamanitra misaotra anaro eeee 🙏🙏🙏🙏❤❤❤❤
@FARAJEMIMARASOAMANARIVO Жыл бұрын
Fikiro mafy Jeso , ah tena tsara F'Izy ihany no afaka hamonjy anao Ka fikiro mafy ny tanany matokia
@violettefanomezantsoaviole14387 жыл бұрын
Isanandro mitsy zah mihira sy mihaino ty tiako marina afats tsy haiko lazaina fitiavako azy. Mankasitraka anareo Tompo anie hampitombo talenta hoanareo. Amen haleloia
@KTAMBATOVINAKY6 жыл бұрын
Misaotra tompoko ary mampahery antsika foana ao @ Tompo
@anniehoareau58179 ай бұрын
Misaotra tompoko ❤🙏
@EmileRasoloniaina10 күн бұрын
Efa mitady izay harapany ny devoly ka fikiro mafy Jesosy ry Namako aby
@Mode-u4n2 ай бұрын
Makasitraka tompoko! Deraina ny tompo 💒💌💌💌💌🙏
@nosytahinaandriamanantena73405 жыл бұрын
Na mavesatra ihany koa ny hazofijaliana, ILAY JESOSINTSIKA tsy mba mandao!!!!
@JoseNovotecsАй бұрын
Waoooo, Kanto loatra 🥰
@tokimalalarajaonarisoa93339 ай бұрын
Tsara tarehy sady tsara feo be daholo e Le hira koa tena tsara be
@michouseenou3890 Жыл бұрын
F'Izy ihany no afaka hamonjy anao Ka fikiro mafy ny tanany matokia tiany ianao maminy!!Misaotra Jesosy
@francismajerus624 жыл бұрын
Misaotra an Andriamanitra Lehibe tsika ao Jesosy kristy Tompo Lehibe fa mbola mifakahery amin ny finoana
@tanyarakoto64692 жыл бұрын
Tsara, tena tsara. Voninahitra ho an'Atra irery iany
@hardiechristina7919 Жыл бұрын
Tiako loatra ity hira ity 🥰🥰🥰
@comceil91095 жыл бұрын
😪merci fa mampahery be lay hira lehibe jehovah❤❤❤
@ntsutsurafalimanana32326 жыл бұрын
tsara be fa mankasitraka e! ho an'Andriamanitra irery anie ny Voninahitra !
@tahinasoarindra36217 жыл бұрын
mampahery be le hiraaa!!!!! misaotra indrindra ee!!! de mitomboa hatrany am asa fanompoana ny JESOSY Tompo eeee
@ericarakotondrazay85343 жыл бұрын
TSARA BE LE TONINKIRA
@andriamiandrasoatsilavina64362 жыл бұрын
Tena tsara loatra vao aingana 'no hitako Dia tena tiko
Misaotra betsaka eh de mahereza atrany amin'ny asa fanompoana fa tsy ho foana ny fikelezanareo aina ao amin'n Tompo Makatsikatra sady mbola nampiana tonony koa ilay oronan sary
@martinjean70287 жыл бұрын
Azoazoko ery mihitsy ny aiko raha vao io no atao amin'ny rakitra.
@speedcomputertamatav7 жыл бұрын
Misaotra fa sady mampahery no mitondra vahaolana eo amin'ny fiainana ilay hira. Mba izarao ny solfa raha mety
@KTAMBATOVINAKY6 жыл бұрын
azo atao ny mandefa azy par mail
@rajaonalisonnadia76777 жыл бұрын
Mankasitra KT !!! tiako loatra ny hira ...
@henriseraphinraminoson44556 жыл бұрын
mandonany fo mihitsy ity hira ity
@mioraanja77176 жыл бұрын
woooww tena tiako be ilay hira, misaotra ry zareo a
@harinalarakotondrabe9094 жыл бұрын
Tena tiko ty hira ty. Mankasitraka 🙏
@Rhythm.Rhapsody6 жыл бұрын
tiko lotra lay jesosy tsika tsy mba mandao
@andotianarakotonarivo65036 жыл бұрын
"Raha misy te hanaraka Ahy, aoka izy handà ny tenany sy hitondra ny Hazofijaliany isan'andro ka hanaraka Ahy. Izay te hamonjy ny ainy dia hahavery azy, fa izay hahafoy ny ainy noho ny amiko no hahavonjy azy. Ary inona no soa azon'ny olona raha mahazo izao tontolo izao aza izy, nefa very ny tenany ka voaheloka izy?" Matio 16 : 24 - 26
@tojoniainarabenjanahary57867 жыл бұрын
tena ts mandao tokoa i jesosy
@randriamihajamanantsoa38597 жыл бұрын
TSARA BE NY HIRANAREO TANO SY HAMAFISO NY FINOANA DIA ANY AM PALAIS DE SPORT IZANY IZAHY MANANTENA MBOLA TSARATSARA 09 JUILLET 2017 IO AN HO ENTO NY TAPAKA SY NY NAMANA HO ANTSIKA HIJERY
@HonoreRamiandrisoa2 ай бұрын
Tsara bé merci
@colomberama15755 жыл бұрын
tsara be ny hirafa de misaotra anareo
@tahinasoarindra36217 жыл бұрын
rovina ndray no misy choralie de mangataka an io hira io zay e
@tianarivelorajaonarivony76977 жыл бұрын
@ octobre e!
@romulerabesonina5636 жыл бұрын
mandresy lahatra tsara mitsy e!
@solofoarimangaestherralini42398 жыл бұрын
Misotra mampahery e!ny Tompo homba anareo hatrany
@fishyantanimena38254 жыл бұрын
mankasitra tompoko fa tsara ilay hira
@martinjean70287 жыл бұрын
Miambena ianao fa ny devoly dia masiaka Te hitady izay harapany e! Ka mamitaka anao omeny anao avokoa Ireo rehetra tadiavin’ny fonao e! Dia taritiny ianao ka lalan-diso migodàna No velariny handehananao Angataho ny fanahy hampahery anao Hanazava izay mba hizoranao Mankasitraka Jesosy ô ! OK KT, tena miteny mihitsy na ny tonony na ny feony
@desirerakoto16012 жыл бұрын
JzčOa5amorqdiinsinse "
@v.m.s.rakotomanga33108 жыл бұрын
Marina fikiro mafy.
@nahranarimahefa24013 жыл бұрын
Mba mangataka Paroles azafady tompoko.
@tokiniainaandriantina91367 жыл бұрын
tena marina tanteraka ilay tononkira !!mafinaritra e
@netarazay6 жыл бұрын
Za mba mila ny cordoné ny le mpamorona.Eny fa na num tel aza e!!!
@KTAMBATOVINAKY6 жыл бұрын
inty tompoko: rtianarivelo@gmail.com
@rijacarpaye17103 жыл бұрын
JESOSY TSY HAMELA ANAO IRERY FIKIRO MAFY JESOSY
@andriantsehenovonjy80467 жыл бұрын
Manasa antsika rehetra sahady ny KT Ambatovinaky amin'ny 05 Martsa 2017 ho avy izao @2ora tolakandro,fanokafana ny jobily faha 115taona 'antsam-panahy lehibe"
@toussaintrasolonjanahary77137 жыл бұрын
Hafa iany ny miaraka @ Tompo e
@ranjarinelinaandriamiariso466511 ай бұрын
❤❤
@martinjean70287 жыл бұрын
Mankasitraka KT a
@ramalaharinivojennylalaina3595 жыл бұрын
@violettefanomezantsoaviole14387 жыл бұрын
Isanandro mitsy zah mihira sy mihaino ty tiako marina afats tsy haiko lazaina fitiavako azy. Mankasitraka anareo Tompo anie hampitombo talenta hoanareo. Amen haleloia