Tena mahatsiaro ny nahazo ahy aho amin'ilay resaka aretin-kibo : ny ahy noho ny fialonan'ilay la bonne ny toerako ( te ho vadin'ilay vadiko izy dia novorihany aho 😢) . Niditra hopitaly sy natao izao fitiliana rehetra izao fa vavaka no nahasitrana ahy ( nantsoina ilay mompera dia nivavaka ) .😇 . Tsaroako ....😏😔. Misaotra e