Amin'izao zavatra lalovanay izao dia miandry anao izahay Tompo o ka handroso hery ao aminao.Handresy sy hanafaka ianao Jesosy.Mankahery ary nampiakatra ny finoako sy ny fahatokiako ity hira ity.Mankasitraka e.Hotahian'Andriamanitra daholo.
@mariyammariyam55172 жыл бұрын
Amen mankasitraka nizara hira mamy be zainy tompo anie hombana mandrakariva
@fanjarandriamanantsoa93077 жыл бұрын
Marina sy mety be amiko ity tononkira ity. FA IANAO NO IJOROAKO NA AO ANATY NY ADY SAROTRA AHO. NY HERINAO MANOHINA AHY TOMPO O. Misaotra an i Pasteur amin ny hira toy itony fa mamelona ny fanahy ny miheno azy. Mankasitraka
@ashnyandria38577 жыл бұрын
mety b amiko le tono kira !
@5981-r8e6 жыл бұрын
ianao tompo no mahafantatra ieverana ahy itondra fiadanana loza
@norosahondrarazafindrakoto55414 жыл бұрын
Handeha aho tsy ho reraka .Ny herinao , ny fanahinao Tompo o hitarika ahy , hanome hery ho ahy .Misaotra Tompo o . Amen
@fararakotomanantsoa10653 жыл бұрын
Anaty fisedrana mamaivay Aho @zao.Soa fa teo Tompo mampitraka ahy la tsy hisy ny tebiteby sy tahotra manana anao
@palmanivo84856 жыл бұрын
Miandry Anao Aho Tompo ô ka handroso hery ao Aminao!!
@rondrorandriamanantena1715 жыл бұрын
Miandry Anao aho Tompo ka Handroso Hery ao Aminao Misaotra tompo ô Amen
@hanitriniainajocelyne30906 жыл бұрын
Miandry anao aho Tompo o, ka handroso hery ao aminao Amen!
@mamyratsivo19256 жыл бұрын
Hande Ka tsy ho reraka aho, fa 'ny herinao no manohana ahy Ny fanahinao tompo o mitarika ahy, matoky aho Hanidina hiakatra toy ny voromahery, miandry anao aho tompo o ka androso hery ao aminao
@ramyrasamison21457 жыл бұрын
@zao olana sy zavatra lalovako izao Tompo dia tsy mahatotra aho ny ihantrika izany satria Ianao no hijoroko misaotra Tompo tsy mamela ahy irery fa dia manohana ahy sy mitarika ahy tokoa Ianao Tompo.. TIAKO IANAO TOMPO