Mahatoky loatra - Pepe Shine - Clip officiel

  Рет қаралды 984,190

Pepe Shine

Pepe Shine

2 жыл бұрын

Pepe Shine
Clip officiel "MAHATOKY LOATRA"
Original song By Moses BLISS
MAHATOKY LOATRA
Ianao no Ilay omaly
anio ary mandrakizay
Izay lazainao dia izay ataonao
Tsy mba mandao, tsy miova
Fa Mahatoky hatramin’ny farany
Andriamanitra,
Mitsaoka Anao (x2)
Mahatoky loatra Ianao tsy handao ahy
Mahatoky loatra tsy handiso fanantenana
Noporofoinao izany tamin’ny fiainako
Ka tsapako ankehitriny
Mahatoky loatra Ianao tsy handao ahy
(x2)
Ianao no Ilay omaly
anio ary mandrakizay
Izay lazainao dia izay ataonao
Tsy mba mandao, tsy miova
Fa Mahatoky hatramin’ny farany
Andriamanitra,
Mitsaoka Anao (x2)
Mahatoky loatra Ianao tsy handao ahy
Mahatoky loatra tsy handiso fanantenana
Noporofoinao izany tamin’ny fiainako
Ka tsapako ankehitriny
Mahatoky loatra Ianao tsy handao ahy
(x2)
Tianao loatra, tsy handao ahy Ianao
Tsy hamela ahy amin’ny antsasa-dalana
Izay natombokao tsy maintsy vitainao
Ka tsapako ankehitriny
Tianao loatra tsy handao ahy Ianao
Mahatoky loatra Ianao tsy handao ahy
Mahatoky loatra tsy handiso fanantenana
Noporofoinao izany tamin’ny fiainako
Ka tsapako ankehitriny
Mahatoky loatra Ianao tsy handao ahy
Tianao loatra, tsy handao ahy Ianao
Tsy hamela ahy amin’ny antsasa-dalana
Izay natombokao tsy maintsy vitainao
Ka tsapako ankehitriny
Tianao loatra tsy handao ahy Ianao
Version originale : Moses Bliss - Too Faithful
• MOSES BLISS - TOO FAIT...

Пікірлер: 82
@EveLANTOARISOA
@EveLANTOARISOA 13 күн бұрын
Henoiko alohan'ny hatory s'y vao mifoha Maraina .Tiako loatra❤
@user-ok4uz2xu7o
@user-ok4uz2xu7o 5 күн бұрын
Gloire à . Dieu
@vagnosoa18nancy16
@vagnosoa18nancy16 Жыл бұрын
Dieu est vivant à travers cette chanson😍❤❤❤!!! LOUE SOIT LE SEIGNEUR
@flavienrandrianantenaina906
@flavienrandrianantenaina906 Жыл бұрын
Lalina loatra tsy takatry ny sain'olombelona ny zava-bitany 😍😍😍
@onjarakotondrajao
@onjarakotondrajao Жыл бұрын
P
@mialyratovoson-sg7rm
@mialyratovoson-sg7rm 6 ай бұрын
❤❤❤❤ Jésus est Bon
@malalaravelomanantsoa3120
@malalaravelomanantsoa3120 Жыл бұрын
tsy mamela ahy eo amin'ny antasa-dalana Ianao Ray o❤❤
@annitaharijaona5783
@annitaharijaona5783 Жыл бұрын
Tsy amela ahy am antsasadalana ianao Tompo !!
@sooniegasy4411
@sooniegasy4411 2 жыл бұрын
Marina lalandava teo amin'ny fiainako ary mbola ho marina mandrakizay, Mahatoky loatra Andriamanitra, izay natombony tsy maintsy vitainy ! ALLELUIAH !!! 🥰🥰🥰
@pepeshine8003
@pepeshine8003 2 жыл бұрын
Haleloia 🎉 Dia mbola hanao zava-mahagaga enjana eo amin'ny fiainanao anie Jesosy 🙏
@user-ot6ks2dd2z
@user-ot6ks2dd2z 8 ай бұрын
❤❤❤❤❤❤Tiko loatra
@Rafatsif
@Rafatsif Ай бұрын
Amen ! Tahin’i Jesosy Pepe Shine
@mamitianafanomezantsoa6926
@mamitianafanomezantsoa6926 Жыл бұрын
mamelombelona fanahy sady mampisy fanantenana,amen!
@fevrika1005
@fevrika1005 Жыл бұрын
Amen Mahatoky loatre ny Andriamanitra ntsika
@malalatianaraharison8620
@malalatianaraharison8620 10 ай бұрын
Hira tena tiko Sady mampahery ahy isan'andro ❤
@dorisrekevera8990
@dorisrekevera8990 6 ай бұрын
Tsara lotra Ianao Andriamanitra o🙏😭😭⭐⭐❤️❤️
@andriamiandrasoatsilavina6436
@andriamiandrasoatsilavina6436 10 ай бұрын
❤❤❤ Mahatoky loatra anao za Jesosy ô
@tokyrandrianarivelo1928
@tokyrandrianarivelo1928 6 ай бұрын
matoky loatra ianao tsy handao ahy.. norporofoinao izany tamin'ny fiainako
@ravelojaonadinajeanyves4695
@ravelojaonadinajeanyves4695 Жыл бұрын
tsara ny tompo🙏💖💞
@sasarova144
@sasarova144 Жыл бұрын
Tsara ny Tompo. Tsara loatra koa lay hira
@ravelonoromariaangela2987
@ravelonoromariaangela2987 7 ай бұрын
Tsara be mankasitraka ❤❤😊
@floraratoi1120
@floraratoi1120 Жыл бұрын
Matoky anao tokoa aho ry tompo ❤❤
@onitianapatricianomenjanah7464
@onitianapatricianomenjanah7464 Жыл бұрын
Tsy hahafoy na hahasaraka ahy Ianao 🥰
@ainaarbeit6578
@ainaarbeit6578 3 ай бұрын
Tinao loatra Aho tsy handao ahy Ianao. Izay natombokao tsy maintsy ho vitanao. Matoky loatra Ianao tsy handao ahy. Amen 🙏
@onisoaandrianavalona8893
@onisoaandrianavalona8893 5 ай бұрын
Mahatoky loatra Tsy mamela amin'ny atsasa-dàlana 😇🙏❤ Ny fahatokiana hatrany no vahaolana
@user-so6yf7eq5f
@user-so6yf7eq5f 8 ай бұрын
Thanks God
@maminirinatezena5202
@maminirinatezena5202 Жыл бұрын
Misaotra Jesosy o fa zay natombokao ts maintsy vitanao, matoky loatra anao aho 🙏🙏🙏
@sergesamuel9025
@sergesamuel9025 Жыл бұрын
thank GOD for this song
@fabriciafab5754
@fabriciafab5754 Жыл бұрын
Matoky loatra jesosy 🙏🙏🙏🥰🥰
@solofoniainarakotondralamb8156
@solofoniainarakotondralamb8156 Жыл бұрын
Tsara!🤩🤩🤩🤩🤩🤩🤩
@giannionjatsoa
@giannionjatsoa 2 ай бұрын
Tsy mba mandaho , tsy miova fa MAHATOKY ATRAMIN NY FARANY 💞
@bakolyratovonirina7140
@bakolyratovonirina7140 Жыл бұрын
mahatoky loatra Anao aho Jesosy 😍🙏
@FarahMaminiaina
@FarahMaminiaina 11 ай бұрын
Hira tsy maintsy miaraka amiko foana isanandro🥺❤☀ Tiko loatra ny fitiavaNy❤ mamiko loatra ny miaraka @Ny satria tena tsy mbola nandiso fanantenana ahy Izy✨🙏 "Izay natomboNy tsy maintsy faranaNy, tsy miova,matoky hatr@ farany✨❤"
@sarobidyandrianjaka3165
@sarobidyandrianjaka3165 Жыл бұрын
Tsapako loatra ary mbola mino sy mahatoky Azy hatrany hatrany aho🤍
@hajaandriamanjarisoa6610
@hajaandriamanjarisoa6610 Жыл бұрын
Mankasitraka e!
@manitraramalina3498
@manitraramalina3498 Жыл бұрын
Tena mamy loatra. Dera ho Azy irery ihany 🙏🏼.
@grace87rdn66
@grace87rdn66 Жыл бұрын
C'est émouvant....
@clarisserajaonarisoa2989
@clarisserajaonarisoa2989 Жыл бұрын
Trop belle voix Manakasotraka ohh
@user-rj3cu6on2f
@user-rj3cu6on2f 4 ай бұрын
Oui❤ Sa
@thierryfanambinantsoa5599
@thierryfanambinantsoa5599 Жыл бұрын
Mandresy mandrakariva miaraka amin'ny Tompo ary maro ny zavatra tsy eritreretinao kanefa asehony
@jerryranaivoarisoa4568
@jerryranaivoarisoa4568 Жыл бұрын
Tiako loatra ity hira ity
@saguijessica4454
@saguijessica4454 7 ай бұрын
Dera sy lazaret ho an andriamanitra
@user-qj2gt5wy1g
@user-qj2gt5wy1g Жыл бұрын
matoky anao za jehovah o!
@tafitaandriamanjato514
@tafitaandriamanjato514 Жыл бұрын
Mahatoky loatra❤
@saguijessica4454
@saguijessica4454 7 ай бұрын
C vraiment magnifique ,ça me donne des frisson
@user-fe1vj2uv3z
@user-fe1vj2uv3z 2 ай бұрын
Tsy hamelany ahy @ atsansadalana ianao Jesosy o😢❤
@PriscillaRakotomalala
@PriscillaRakotomalala 2 жыл бұрын
Wow... C'est puissant! merci :)
@pepeshine8003
@pepeshine8003 2 жыл бұрын
Ho Jesosy anie ny Voninahitra mandrakizay 🙏 Tahian'i Jesosy hatrany Priscilla 🙏
@user-uq4sx2re4o
@user-uq4sx2re4o 10 ай бұрын
Matoky Aho jesosy fa ho afaka BEPC izaho satria hianao no miady ho ahy
@yantia2520
@yantia2520 Жыл бұрын
Tsara ny Tompo
@user-hm6rr8vg9o
@user-hm6rr8vg9o 5 ай бұрын
Amen Amen ❤🎉
@user-ox5mn6cw7c
@user-ox5mn6cw7c 9 ай бұрын
mampihetsipo ahy foana ity hira fiderana ity ary satriko henoina foana Hisaorako foana ny Tompo
@rajaonarisonnorotiana5184
@rajaonarisonnorotiana5184 Ай бұрын
🙏
@robisonrina7979
@robisonrina7979 Жыл бұрын
Merci mon dieu
@lolipopstar4065
@lolipopstar4065 Жыл бұрын
tsara lay hira fa lay clipe tena tsy mamely
@olgabesoa3335
@olgabesoa3335 6 ай бұрын
👋👏👏👏💜
@MariesydonieRasoanandrasana
@MariesydonieRasoanandrasana 28 күн бұрын
Amen🙏
@Moon_fall8
@Moon_fall8 Жыл бұрын
Mahatoky Loatra ( Pepe Shine ) Ianao ilay omaly sy anio ary mandrakizay Izay lazainao dia izay no ataonao Tsy mba mandao tsy miova fa Matoky atr@ Farany Andriamanitra mitsaoka Anao Mitsaoka Anao Mahatoky loatra Ianao Tsy handao ahy Mahatoky loatra Tsy handiso Fanantenana Porofoinao izany t@ Fiainako Ka tsapako ankehitriny Mahatoky loatra ianao tsy handao ahy Mahatoky loatra Ianao tsy hanadao ahy ( Jesosy oh) Mahatoky loatra Tsy handiso Fanantenana Porofoinao izany t@ fiainako Ka tsapako ankehitriny Mahatoky loatra Ianao , tsy hanadao ahy ............. Ianao ilay omaly sy anio ary mandrakizay Izay lazainao dia izay no ataonao ( Jesosy oh) Tsy mba mandao tsy miova Fa mahatoky atr@ Farany Andriamanitra mitsaoka Anao Mitsaoka Anao ( Matoky loatr'Anao) Mahatoky loatra Ianao tsy hanadao ahy Mahatoky loatra Tsy handiso Fanantenana No porofoinao izany t@ Fiainako Ka tsapako ankehitriny Matoky loatra Ianao tsy handao ahy KEY UP ............ Tinao loatra aho tsy handao ahy Ianao Tsy hamela ahy atr@ antsasa-dalana Izay natombokao tsy maintsy vitanao Ka tsapako ankehitriny Tianao loatra aho , tsy handao ahy Ianao Tinao loatra aho tsy hanadao ahy Ianao Tsy hamela ahy @ antsasa-dalana Izay natombokao tsy maintsy vitanao Ka tsapako ankehitriny Tianao loatra Ianao tsy handao ahy Mahatoky Loatra Ianao , tsy handao ahy (Izany mihitsy Tompo oh ) Mahatoky loatra Tsy handiso Fanantenana Noporofoinao izany t@ fiainako Ka tsapako ankehitriny Tianao loatra aho tsy handao ahy Ianao ....... Izay natombokao tsy maintsy vitanao ka tsapako ankehitriny Tianao loatra tsy handao ahy Ianao
@user-nr2qh7gd4p
@user-nr2qh7gd4p Жыл бұрын
Tsapako toko jesosy
@fanasinasarobidyomentsoa8084
@fanasinasarobidyomentsoa8084 Жыл бұрын
Tsara
@kalianatransit2977
@kalianatransit2977 Жыл бұрын
Amen
@ravolamangamariejeanneRosa
@ravolamangamariejeanneRosa Ай бұрын
Amen🙏🙏
@lolipopstar4065
@lolipopstar4065 Жыл бұрын
Tsara lay hira fa lay clip tena mifandray amin ilay hira ,varatra mipopoka sy la olona maty ,tsy mapite hijery kanefa mba tsqra lay hira
@user-uu6eh2pt3i
@user-uu6eh2pt3i 9 ай бұрын
❤❤❤❤
@user-pz7si5be1w
@user-pz7si5be1w Жыл бұрын
❤❤❤❤❤
@carennesoanandrasana3394
@carennesoanandrasana3394 10 ай бұрын
🥺❤️❤️
@user-ox4nz6mv2u
@user-ox4nz6mv2u Ай бұрын
❤❤❤❤❤❤❤❤❤
@brigittagasykatsara8038
@brigittagasykatsara8038 6 ай бұрын
Gloire à Dieu 🙏🏽❤
@lolipopstar4065
@lolipopstar4065 Жыл бұрын
tsy azoko ty clip ty ,otrany tsy mifandray aminilay tonokira
@marrymarry8826
@marrymarry8826 Жыл бұрын
Makasitraka hatrany tompoko
@anjillaanjilla2947
@anjillaanjilla2947 3 ай бұрын
❤❤❤🙏🙏
@manantsoarasaona9181
@manantsoarasaona9181 Жыл бұрын
Merci
@waterpleasures8986
@waterpleasures8986 Жыл бұрын
A0pa
@nanjarak8429
@nanjarak8429 6 ай бұрын
Commentaires
@MbolaHanitra-sb8fr
@MbolaHanitra-sb8fr Жыл бұрын
Et
@user-cd6cm6qm1d
@user-cd6cm6qm1d 5 ай бұрын
Thanks God🙏🙏♥️🤗
@ramanandraisoajuliealida8488
@ramanandraisoajuliealida8488 4 ай бұрын
😊qsa2zbkybnk'😮
@michellaanjalalaina1207
@michellaanjalalaina1207 Жыл бұрын
😅😅😅😅😅😅😅😅😅😅t6
@toandronyanjaraandriamahen6124
@toandronyanjaraandriamahen6124 Жыл бұрын
@yainnahrasmarianne9798
@yainnahrasmarianne9798 Жыл бұрын
Shalom ❤️Pepe shine oh ity ve afaka ataoano cover?? kzbin.info/www/bejne/epSyaqWtptdqb8U
@titodasouza1152
@titodasouza1152 Жыл бұрын
Magnino moa anao madamo manao plagiat ??? Olo mbô tsara feo foana anao magnino tsy mamorona hira anao manokana??? C'est une chanson à Moses Bliss
@enolahcatalyalefevre9473
@enolahcatalyalefevre9473 Жыл бұрын
Tsara
HATRAMIN'NY FARANY | Henika | Cevam Church
5:13
cevam network
Рет қаралды 3,2 МЛН
Ilaiko ny herinao
7:48
Pepe Shine - Topic
Рет қаралды 887
UFC 302 : Махачев VS Порье
02:54
Setanta Sports UFC
Рет қаралды 1,1 МЛН
ХОТЯ БЫ КИНОДА 2 - официальный фильм
1:35:34
ХОТЯ БЫ В КИНО
Рет қаралды 2,6 МЛН
Pray For Palestine 😢🇵🇸|
00:23
Ak Ultra
Рет қаралды 34 МЛН
Bro be careful where you drop the ball  #learnfromkhaby  #comedy
00:19
Khaby. Lame
Рет қаралды 47 МЛН
MITONIA - REKO (Official lyrics video)
5:32
Reko Band
Рет қаралды 1,8 МЛН
Manana Anao de Pasteur Jocelyn Ranjarison
6:48
Matthieu Princy
Рет қаралды 6 МЛН
POOPY - Vavaka LYRICS
5:34
Lyrics & Music Malagasy
Рет қаралды 29 М.
Hatramin’ny Farany
5:13
Release - Topic
Рет қаралды 216 М.
Fanahy Masina - Pepe Shine - clip officiel
8:41
Pepe Shine
Рет қаралды 359 М.
Hain'ny Tompo - Pasteur Jocelin (lyrics)
7:31
Zara music
Рет қаралды 336 М.
IZY - Henika | Cevam church
5:08
cevam network
Рет қаралды 908 М.
Nandresy Ianao (audio) - Pepe Shine
7:10
Pepe Shine
Рет қаралды 12 М.
UFC 302 : Махачев VS Порье
02:54
Setanta Sports UFC
Рет қаралды 1,1 МЛН