Fa naninona de natao maivandoha be le rasazy e? Letiee, sa ve anizay mba lavalava le tantara 😂😂..sinon mankasitraka indrindra e😂
@MichouBeauty11 ай бұрын
Tsara fiafara 🥰
@lopotitchaat548811 ай бұрын
Merci tsara be ❤
@lilydaubec629811 ай бұрын
Mankasitraka ny mpizara
@andodina-z5t10 ай бұрын
hummmm tsy tiako ny farany ka
@tahinachantal827511 ай бұрын
❤❤❤❤❤
@ntsoavina11 ай бұрын
Tsy tiako mihitsy olona tia manafikafina amin’ny olona akaiky azy io. Mahafatiantoka be ve nitantara tamin’ny mahandry hatramim-boalohany ny lasa?
@rafarantsa507211 ай бұрын
Miala tsiny am mpanoratra , mba jerena hany nu logique, Tokony tsy natao oe dokotera . Azony natao tsara ny niaro-tena oe efa marary saina ny vadiny taloha ary danger ho an zanany zay maray, de mametraka plainte izy . Sa le tantara mijaly fona no tiny gasy. Normal ra gidany ny firenena
@southji282211 ай бұрын
Hita ko
@NinieAndria-rj5dj7 ай бұрын
Tsara
@xuli749311 ай бұрын
Ts maintsy misy ranomaso foana ve zany ny tantara zay mivoaka e 😮