Misaotra ny mpanoratra & mpilalao ary ny nizara . Tsara loatra ilay tantara fa tena misy lesona be azo raisina 🎧 ❤️ 🇲🇬 😍 🇱🇧
@ZelieRasoarimalala-st3uz6 ай бұрын
Tiko be le tantara 🙏 Makasitraka ireo pilalao de misaotra betsaka ny panoratra indrindra indrindra ♥️♥️♥️💅💅💅💐💐🌹🌹🙏
@marielesage12546 ай бұрын
Mankasitraka sy mankatelina tegna tsara be lay tantara tegna tsara e 😘❤👍🏻👍🏻👍🏻👍🏻👍🏻❤❤❤❤❤❤❤😘😘😘😘😘👍🏻👍🏻👍🏻 misaotra indrindra tompoko, tegna Marigny misaotra lay mpanoratra sy ireo mpilalao ny tantara Félicitations ❤❤❤❤❤❤❤❤👍🏻👍🏻👍🏻👍🏻👍🏻👍🏻👍🏻👍🏻❤❤❤❤❤
@rasoafitiah33796 ай бұрын
Tsara tena tsara le tantara, mahay ny mpamorona, mahay ihany koa le mpilalao rehetra, mankasitraka ❤
@fenosoaahamed68625 ай бұрын
Tsara bé le tantara merci beaucoup
@haoweniarline76106 ай бұрын
Tiko be ilay tantara ❤ nakako sary antsaina mihitsy fa kanto loatra
@natachaahmed57426 ай бұрын
Tantara tena tsara tiako b merci pour le partage
@andreahjhennie20806 ай бұрын
Tsara tena tsara ❤ . Miavaka marina 😍 .
@fanekenatomefy58776 ай бұрын
Oay tena tsara ry voninkazo sy ny équipe mpilalao !bonne fête oo
@mimalala036 ай бұрын
Tena tsara loatra, misaotra betsaka indrindra nizara 🙏
@dohertinahrahandriniaina85516 ай бұрын
Tena misy lesona bé, mankasitraka e❤😊
@rovasoa6 ай бұрын
Misaotra betsaka nizara oo🥰🙋♀️🇲🇬🙏
@clemencerabarijoely47586 ай бұрын
Mahay ny mpanoratra, tsy ambaka ny mpilalao. Tsara tena tsara ity tantara ity, misaotra nizara.
@ntsoavina6 ай бұрын
Vao manomboka dia tia efa tsapa hoe tsara sady mampalahelo . Izay ilay hoe aiza mba mitsara olona ho lasa makorelina ,maro no tsifidiny . 😭😭😭😭
@rasoahanta55466 ай бұрын
Misaotra nizara tompoko tsara be ❤❤
@sharashara71796 ай бұрын
De saika ts masaka hatramy sakafo Tato am fihenoa le izy,fa tena makasitraka fa tsara le Tatara 🎉
@HasinirinaRAVELOMANANTSOA3 күн бұрын
Tena tsara loatra eee
@thonyraparison73326 ай бұрын
Mankasitraka fa tena tsara ilay tantara
@teddyrubellahteddy7626 ай бұрын
Mankasitra f tena tsara b ❤
@rakotondraharohelisoapatri43156 ай бұрын
Tsara be hotran oe mijery film reny❤❤❤
@ntsoavina6 ай бұрын
Tena film mihitsy io no navadika tantara. Fa adinoko lay titreny
@fenoguerlavais54666 ай бұрын
Tena tsara,makasitra nizara ❤
@marcelafrancette88346 ай бұрын
Misaotra betsaka oo ♥️
@zohenintsoavina70886 ай бұрын
Tn tsaralalan laotra ❤❤❤
@radanieladomoina659214 күн бұрын
Midera ny mpanoratra, ny mpilalao sy ny teknisiana ary ny mpanatontosa. Mafonja ny lesona, mirindra ny tantara, ary tena hainareo ny milalao ny fihetseham-po ao anatiny. Fahafinaretana tsy misy ohatr'izany ny mianoka ilay tantara. Misaotra ny mpizara
@sahondraravololoniaina26575 ай бұрын
Zany ka tantara❤
@user-nq5om1wx2m6 ай бұрын
Mankasitraka ee❤❤❤
@sidoniesidonie97226 ай бұрын
Mankasitraka indrindra Tompoko o 🎉❤ tonga volohany zaho 😅
@tinaaldama97535 ай бұрын
Amoureuse atramin celibataire ato 😁😁😁😁
@user-uv8gt4eh4b6 ай бұрын
Tantara ratsy be Lehilahy vendrana
@user-ms8kp4ez7b3 ай бұрын
Tsarab fa misaotra ee
@apop37716 ай бұрын
Misaotra betsaka
@sidoniesidonie97226 ай бұрын
Henjagna zany tantara zany 🎉
@zazavavyrakotondravao78016 ай бұрын
Tiko nama a!!❤❤merci
@clararazakamanana35155 ай бұрын
tena itako tsy possible ef niaraka tam dadanao v dia ho vadinao fihevitro io ,tena iréaliste
@andreahjhennie20806 ай бұрын
Tsara tena tsara ❤ . Miavaka marina 😍 .
@fanatenanadeborahsarobidy4576 ай бұрын
Makasitraka nizara tompoko ny anjara tsimiolaka ❤❤❤❤❤